Misaotra betsaka!! Tena tsara be!! Miarahaba antsika reny rehetra sy izay ho mbola ho reny aminin’izao fetin’ny reny androany izao!! Mirary ny soa sy ny tsara ho antsika rehetra!! Ny Tompo anie homba sy hitahy antsika ary hanome hery hatrany amin’ny adidy aman’andraikitra miandry antsika tsirairay avy isan’andro!! Ho reny miavaka daholo... Firavaky ny tokantrano!!Mankahery an'ireo izay manana reny any ankoatra!!Mahereza daholo!! 🎊🎉🎈❤ AZA MIANDRY FALY VAO MITSIKY FA MITSIKIA FOANA MBA HISIAN'NY FIFALIANA!! 🙂🎂🍾🥂
@ArletteRanivojohn Жыл бұрын
Si Si😅
@mariellaferinande79533 жыл бұрын
Misaotra betsaka Tompoko ô 🇲🇬😍😍
@ainamitia16213 жыл бұрын
hafa ihany tantara atolotrao 😍
@GasyRAKOTO3 жыл бұрын
Isaorana ny Aceem radio sy ny mpanoratra ary ny mpilalao rehetra o!
@randrianarisonharinaivo6763 жыл бұрын
Tsara sy tiako foana ny tantara @ aceem radio, mahay avokoa na ny mpanoratra na ny mpilalao! Mankasitraka é!
@marielesage12543 жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mahafinaritra be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰❤❤❤❤❤❤❤
@rainiavonelinaharifetrahar87973 жыл бұрын
Mankasitraka Tompoko fa tsara 🥰🇳🇱🇳🇱🇳🇱
@haingotianaomega17463 жыл бұрын
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
@violettemusil43723 жыл бұрын
Merci beaucoup fa tena tsara b
@miorarazanamanana3923 жыл бұрын
Misaotra ACEEM radio
@fanomezantsoacatherine40963 жыл бұрын
Tiko merci bcp nizara 🥰🥰🥰
@sehenomalalatiana33983 жыл бұрын
Misaotra betsaka fa tsara be ilay tantara. ❤️💗
@mariachantale87603 жыл бұрын
Msaotra indrindra atrani ❤🙋♀️🎧
@GasyRAKOTO3 жыл бұрын
Ts misy fisaorana Chantal
@merciarazafimaharo48013 жыл бұрын
Misaotra fa tsara ny tantara d faly miarahaba anreo reny rehetra
@waellahkiffeuse3993 жыл бұрын
MISAOTRA fa tena Tsara ilay tantara 😍😍
@arivnana94743 жыл бұрын
Mahamenatra ka!!! Mihetry mihitsy ny voninahitry ny renim-pianakaviana...🤭🤭. Mahay be ny mpanaorata sy ny mpilalao. Mankasitraka ireo nizara..
@marinadonia61103 жыл бұрын
Mankasitra tompoko 😍
@tianaericandriambolasoa85553 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra 👍
@hantarajoelisolo31483 жыл бұрын
Maty ndray ry mpaka vadin'olona 😂😂😂. Ilay lehilahy koa masika b mahatsiravina valiko daka raha za no MBA vonoiny zany 😏😀😀
@marinadonia61103 жыл бұрын
😂🤣😂😂
@lyzarasolonoelina94743 жыл бұрын
😂😂😂
@miangalyfinona85953 жыл бұрын
Makasitraka tompoko tena tsara lotra lay tatara
@eleonoreambrosi92383 жыл бұрын
Misaotra nizara
@nicolerizk31363 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra
@kumarimarthin13463 жыл бұрын
🎄🎄🎄🎄🎄
@angelcamarie86483 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko tsara be
@pamellamougin7563 жыл бұрын
Merci 😊
@claudettesoatsimihena79733 жыл бұрын
Je vous en avez assez rapidement et
@stenerakoto28703 жыл бұрын
Misaotra o
@melissaideally8613 жыл бұрын
Mankasitraka anareo hatrany na d vao hanomboka hiaino aza ; Ravaky ny alina sa Ravaky ny lalana ny titren izy ty ; mankasitraka anao nizara Gasy Rakoto d mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa ary ndrindra ny onjampeo tompoko oo
@sidonie67643 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o ❣💕💞🧡♥️💙❣💕🇲🇬🇲🇬🇲🇬💞💕💗💙🧡❤🤍🇰🇼🇰🇼🇰🇼💞💕💗💙🧡❤💯👍💯💚❣♥️💗💙🤍