Diso kajy nareo am amin ny mpitondra fa efa vonona daholo ny olona hilatsaka ho fidina na lazaina fa 5 0 tapitrisq aza ny caution
@tianarakototovao50792 ай бұрын
" Breathe again" Toni Braxton, live from Germany. Hafa foana ny live band, sa ahoana?Ilay lead guitar antsefatsefany eny. Alefa lesy an!!!!!!Toni Braxton mitendry an, tsy Jennifer Lopez izy..../Raha tsiro ara-musique aloha dia tiako ny hirany; hands down!!!!"you mean the world to me, you are my everything, I swear the only thing that matters, matters to me"dia miditra ny bridge " there's feeling in my heart I know, I can't explain...maaassssshhhhirooo!!!!/ Hianaro ny 2eme sy 3eme inversion ny accord ry zandry isany, fa io no tena miasa anatin"ny band ry" guitaristes"
@Yvette-r8p2 ай бұрын
RINA RAKOTOMANGA ALO DE TSY HO LANY É
@sendramilanja5512 ай бұрын
Irariana ny Talé Jeneralin'ny JIRAMA sy ny Fitondram-panjakana mba hahita vahaolana maika hampihenana aloha farafaharatsiny ny fahatapahan-jiro mba tsy hanakorontana be loatra ny fidiram-bolan'ny olona mivelona amin'ny alalan'ny herinaratrin'ny jirama ny asany fivelomany
@sendramilanja5512 ай бұрын
Mikasika manokana ny fifidianana kaominaly sy ny vola tsy maintsy arotsakin'ny mpirotsaka fidiana kosa aloha Rtoa Clémence RAHARINIRINA tsy tokony hanaovana resabe ny fiakarany satria raha olona mikasa ho Ben'ny tananan'Antananarivo no tsy manana izany caution 20 millions d'Ariary izany dia tsy azo antoka hahatondra ny tananan'Antananarivo satria goavana ny ara-bola amin'izany
@martinsamson59342 ай бұрын
ts tokony ho tapahina am alina am fandria-pahalemana