Marina loatra, ny Mix energetique. Nucléaire no vahaolana ary mampiodina ny Tsimiroro
@jean-clauderandriamiary6887Күн бұрын
Ny jiro sy rano tsy misy kanefa ny facture dia miakatra foana Aiza no tena fahamarinana
@Yvette-r8p21 сағат бұрын
Nakaiza daholo ny ministra rehetra ao madagascar. ? Tsy fahaiza mitondra no mahatonga izao fahatapahan jiro izao .Miala enao Rajoel à ?
@jeandesiremarcellin644612 сағат бұрын
Pensez à construire un central nucléaire pour Tana et ses environs car nous avons de l'uranium, la matière première. D'autres pays avaient déjà pris ce genre de solutions en combinant les autres sources d'approvisionnement.Le problème de délestage sera résolu définitivement. Les solutions actuelles ne résoudrons pas la crise énergétique
@Yvette-r8p21 сағат бұрын
NALAINY I RAVATOMANGA SY RAJOEL HONO NY VOLAVE TAO AM JIRAMA
@andryraherison612922 сағат бұрын
Malagasy mihitsy no sanana efa impiry omen olona lainga mbola mino ihany 😂😂
@BendixRabeКүн бұрын
Jours fériés mon....
@R.m.n.Blue5612 сағат бұрын
TOKONY ATAO MATEVINTEINA ILAY FLOUTAGE RAHA IZAY NO TANJONA
Vaha olana ve zany resaka. Camion hitaona menaka zany?
@31raso23 сағат бұрын
Soyez prêts pour de longues coupures de délestages pour Noel et 31 déc.car galana ne pourra pas fournir du gasoil,des bougies a gogo a prévoir!!! joyeux Noel prochain
@TsiriniainaRakotonirina23 сағат бұрын
1. *Mitsabo "Symptômes" ny Fitondrana sa mitsabo ny fototr'ilay aretina?* ˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜ Toa tsy manana fijery mijinjo LAVITRA (Vision à Long-Terme) ve ity Fitondrana sa ahoana e?! Efa fantatra fa mila Fuel Lourd 250K-300K isan'andro: 👉Maninona tsy manitatra ny capacité de Stockagen'ny Fuel? 👉Maninona tsy manao pipeline mamatsy mivantana avy any Tamatave makao Tanà? 👉Maninona tsy manamboatra park solaire malaky izay mahavita hatramin'ny 10 taona? Manana tendrombohitra sy toerana maro Madagasikara hanaovana io, saingy tia olana sy milalao olana loatra ity fitondrana ity! Etsy an-kilany, tena tia manao "Management override" (manapatra fahefana) ity fitondrana ity: 👉(1) Misy ny DG JIRAMA, 👉 (2) Misy ny PCA an'ny JIRAMA, 👉 (3) Misy ny Directeur de Cabinet'ny Minisitry ny Ankovo 👉 (4) Misy ny Minisitry ny Ankovo 👉 (5) Misy ny Praiministra 👉 (6) Izao vao eo ny Filoha. 2. INONA NY VAHA OLANA? ˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜ Tompon'andraikitra sy ambaratonga 5 be izao avy hatrany dia nodinganin'ny Filoha. Ny Olon-kendry, olona nianatra sy mahay mihaina ary to-teny dia mahalala ny atao hoe "délégation de pouvoir" sy ny hoe "séparation des tâches". Mandray tatitra sy mandefa baiko no ataonao. Manambany ny asanao sy ny Malagasy vitsy nifidy anao ianao raha avy hatrany dia ianao no mibaiko. Mbola lavitra ny lalana sy ny fahaiza-mitantan'ny Filoha. 3. Manana *PLAN STRATÉGIQUE* ve ny JIRAMA? ˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜˜ - Aiza ny *Mission* an'ny JIRAMA (Où sommes-nous maintenant)? - Aiza ny *Vision* an'ny JIRAMA (Comment on veut devenir dans le future? - Inona ny *Valeurs fondamentales*'n'ny JIRAMA? (Transparence? Efficacité? Efficience? Qualité de Service? Redevabilité? sa inona?) - Inona ny *Valeurs comportementales*'n'ny JIRAMA? (Comment on travail et comment on se conduit? Manaja izany ve ry zareo sa Mandika izany ireo mpiasa ireo?) - Inona no mari-drefy [indicateurs] handrefesana fa manaraka ny *Mission* izy ireo? - Inona no mari-drefy [indicateurs] handrefesana fa manaraka ny *Vision* izy ireo? - Inona no mari-drefy [indicateurs] handrefesana fa manaraka ny *Valeurs fondamentales* izy ireo? - Inona no mari-drefy [indicateurs] handrefesana fa manaraka ny *Valeurs comportementales* izy ireo? - Manana Analysena SWOT ve ny JIRAMA? (Strength[Force] - Weaknesses[Faiblesse] - Opportunity [Opportunité] - Threats [Menaces]) - Manao TOWS Matrix ve ny Direction'ny Jirama? (Ampiasainy ve ny force hanetsemana ny Faiblesse? Ampiasainy ve ny opportunity hiarovana amin'ny menaces? Fantany ve ny Faiblesses internes? Inona no ataony? Inona ny Menaces externes? Inona no fepetra noraisiny? - Manana "Balance Scorecard" (Tableau de bord équilibré) ve ny JIRAMA? - Manana "Action Plan" (Plan d'actions) ve ny JIRAMA? ~ Aiza ny listry ny tanjona fohy ezaka (Objectifs à court termes)? ~ Iza no tompon'andraikitra manara-maso (Responsable)? ~ Inona no fe-potoana hitsapana (Timeline) raha mety na tsia ny action iray? ~ Inona ny Resources ilaina hampandehanana io action plan io? ~ Inona no mari-drefim-pahombiazana (Indicateur de succes)? - Red Ocean sa Blue Ocean no teti-kany ampiasainy? - Manana WeTAR (Faiblesses, Menaces, Appréhensions et Risques) ny JIRAMA? Manao Risk Assessment ve izy ireo? Inona no MAIKA? Inona no IMPORTANTES sady PRIORIAIRES? Inona PRIORITAIRES nefa tsy IMPORANTES? Inona no IMPORTANTE nefa tsy Prioritaire? Inona no sady tsy importantes sy no tsy importantes? Raha tsy mipetrapetraka io ireo plan strategice ambony ireo tsy misy vaoaa olana hiranga reo. ---> *Mitsabo "Symptômes" ve ny Fitondrana sa mitsabo ny fototr'ilay aretina?*
@BendixRabeКүн бұрын
Hahaha sady ts azo raisina no tsy mitombina
@marianneraharisoa5662Күн бұрын
Fa tonga tampon angaha izany 1er sy 2 novembre izany. Tsy efa voatsinjo herindro mialoha angaha ny filana sy ny fusion jours ferriers
@tianasaib900319 сағат бұрын
Ho avy ny fifidianana dia mody Blablabla jirama
@RakotoDedeКүн бұрын
Aty France misy turbines any anaty ranomasina
@tiavina3185Күн бұрын
Fohazinareo aOn izy e... Madagasikara aza mbola tsy mandroso 😒