Tsy andriko ny maraina hahitana anao Na ny alina aza toa lany amin’ny fanembonana Miraikitra ato an-doha ilay endrikao Ny tsikitsiky malefaka, mampite-hanoroka. Tsy haiko ny hangina Te hiantsoantso ny anaranao Be ny velom-panontaniana F’ianao foana no ambavako ao. Ref : Tiako loatra ianao Tsy mahajery olon-kafa intsony aho Lasanao avokoa ny fitiavako Foiko ho anao daholo Ny fiainako manontolo Tsy rediredy sanatria fa tena tia. Voahomana avokoa izay rehetra atao Na fihetsika na fiteny handresen-dahatra nao. Indraindray aza toa miteniteny foana Ny tsisy aza foronina, rehefa ianao no manoloana.
Hafa mintsy ny hira taloha milamina sady tafita nihafatra Misaotra tarika REBIkA
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Mankasitraka 😘
@julietteharena19116 жыл бұрын
Tsara foana è afa ihany ny hira taloha makafia Rebika foana e hatramin izao makasitraka e
@razafimahatratrajeannoel78716 жыл бұрын
merci lola an!!!
@ntsutsurafalimanana32327 жыл бұрын
tsara foana na de aby am 80 taona manaraka any ary !
@FANGATO9746 жыл бұрын
merci
@tsilavinasoha42033 жыл бұрын
😍😍😍😍😘😘😘
@coulimanantsoa70tana12 жыл бұрын
msôtra eh , d tena tsar tkou , mis hevitra tsar ampitaina ao anatiny , fa tsy miteniteny foan hoatra ny mpihira sasany ,
@nathymyah36156 жыл бұрын
Tsara ee mankasitraka
@mimi9135813 жыл бұрын
je kifff
@ainajulianarakotomandimby50068 жыл бұрын
milay b misaotra eeeeee!
@bethinaandrianne2932 Жыл бұрын
❤️❤️❤️❤️❣️
@mamygasy12236 жыл бұрын
tiko loatra le hira 😆
@mandresyrakotomanantso57728 жыл бұрын
tsar b mits!!!!!!!!!!!!!
@coulimanantsoa70tana6 жыл бұрын
tsar tsy mety lefy laza ny version original rebika , Tohizo foan ny hiranareo eh
@mimi9135813 жыл бұрын
tsara ka lola céliba ha énao rehefa maeno ny féo anao zaho dia miredareda ny foko maniry ho fihiny nao éo anila nao sady mieno ny kalo nao tena misy charme bé enao potikia sy tara aho é atao ahoana enao tena tena ahhahahhahha
@emiliehortensia51898 жыл бұрын
tadidiko akia ndry le tao am RaFiringa
@chrisrakotovao Жыл бұрын
Zanaky Mme Nivo moa io?
@karimosolo34674 жыл бұрын
Zany ka kalo 12 taona lasa zay amzao ts ahitana groupe mpanankato tsra be otrizao
@karimosolo34673 жыл бұрын
Tena hoe zay
@radiminiainafenosoaalbert95537 жыл бұрын
mlay lisany e
@juliannaerica55788 жыл бұрын
tsara be mampatsiaro fitiavako fahiny any anao zay asa MPa akory fa NY aty dia matsiaro fona