RED METAL FULL ALBUM "CALVARY" REMASTERED

  Рет қаралды 11,033

Andriambelomasina Rambeloson

Andriambelomasina Rambeloson

Күн бұрын

Пікірлер: 28
@NinsLennon
@NinsLennon 6 жыл бұрын
Afobe I : 00:00 Habibiana : 04:35 Calvary : 11:20 Mpanjanan-tany : 16:43 Tany efitra : 23:10 Ilay tantsambo : 28:38 Vangivangy : 33:59 Iray kilasy : 38:32
@fanomezantsoarajaonarison779
@fanomezantsoarajaonarison779 6 жыл бұрын
CALVARY...GOOD MEMORIES OF MY CHILDHOOD. Ohatrin'ny hoe tsy ampy Zaza nariana sy Fankampanahy ary the worst of hell e, (izay moa ilay izy?), ndriiii..... Tena tadidiko aho nanangona goutter tamin'izany hijerena RED METAL, MILAY E, MANKASITRAKA DIA MANKAHERY HATRANY
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 6 жыл бұрын
TSY AMPY AN'IREO FA @ ILAY VERSION ORIGINALE 1993 NO MISY IREO...@ ILAY VINTAGE..
@methadaroon
@methadaroon 6 жыл бұрын
Efa nanana K7 mints fa very. fa dia faly indray fa nahita. merci Vony. Mbol mitady Black Mass, Mandoro fanahy raha azo atao
@iloojy3165
@iloojy3165 6 жыл бұрын
Ity tena album manja indrindra! Mba mangataka hira commando sy Tolona ary album chocolat ry Vony azafady indrindra efa ela nitady azy.misaotra.
@hesarahtinagipsyralison1269
@hesarahtinagipsyralison1269 6 жыл бұрын
Ity no album tena manja an'i Red Metal tiko indrindra hatreto
@dilsonrom
@dilsonrom 6 жыл бұрын
Tsara e!!!!👍👍
@zokely3147
@zokely3147 6 жыл бұрын
Tena milay be ! Masika kely mafinaritra. Tsy misy lien hahafahana mi-télécharge anlz’ albums rehetra ve ?
@germainrandrianasoloniaina5929
@germainrandrianasoloniaina5929 Жыл бұрын
Milay letsy zany ry Bandy akama a reveko ooo
@hermyaregalis
@hermyaregalis 6 жыл бұрын
Thank you!
@hermyaregalis
@hermyaregalis 6 жыл бұрын
Will you also put up Calvary 2? I have been looking for it the last 20 years, my old cassettes are worn out.Edit: I don't even know if Calvary 2 exist but I am confused. On my old tape (Calvary) I have: 01 - Calvary, 02 - Mpanjanatany, 03 - Zaza Nariana, 04 - Andeha Hiady, 05 - Fakam Panahy, 06 - Afobe, 07 - Ny Vola, 08 - Tantsambo, 09 - Vangivangy. As much as I love this remaster (re-recording?) is it also possible to get the originals of your old material? Where can I buy a cd for instance with the original Habibiana, Ny Vola aso.?This stuff is the soundtrack of my youth, and to me this is the best music ever made!
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 6 жыл бұрын
OH YES HERMYAREGALIS, YOU ARE RIGHT!!!! YOU ARE A FAN!! HONOR TO YOU!! THIS IS VONY, LEADER SONGWRITER OF THE BAND RED METAL.WHERE ARE YOU HERMY???
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 6 жыл бұрын
WE HAVE RE RECORD IN 2017
@hermyaregalis
@hermyaregalis 6 жыл бұрын
Hey Vony. I'm in Norway. Is it possible to find the old recordings? I really like this re-recording (especially Tany Efitra!) but I am also very interested in the old ones, even if they only exist on cassette. Maybe you have good copies for sale?
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 6 жыл бұрын
OKAY HERMY !!!! I WORK IT!!
@zazarama222
@zazarama222 3 жыл бұрын
Éveillé enao ry zoky!!!
@dekapy
@dekapy 6 жыл бұрын
Tena isaky ny mihaino ity album ty za Vony dia tena manembona ny fotoana nanombohantsika ny tarika. Tena merci fa tena mbola miaina ilay mozika ary zao aza tena vao maika fa misy tsirony be ny mihaino azy. Mankasitraka ny zikos rehetra nanatontosa azy.
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 6 жыл бұрын
OKAY DEKAPY A!!!! NY NANATONTOSANTSIKA NY ALBUM CALVARY NUMÉRO UN TAO @ STANDARD MUSIC NIBATANTSIKA BATTERIE TAMA, NY FINIAVANA SY NY FIFANKATIAVANA!!!!! MERCI LEITSY DEKAPY A!!!!! MBOLA BE DIA BE NY HO TONTOSAINA MIARAKA E!!!! AZA MANAIKY NOSTOS IZANY FA NY HO AVY MBOLA HO HAFA MIHITSY INDRAY!!!!
@radorabearimanga431
@radorabearimanga431 4 жыл бұрын
Isan'ny rakin-kira ankafiziko indrinra. Mankasitraka Tompoko
@mamyharison8276
@mamyharison8276 6 жыл бұрын
Misaotra betsaka eeee,,,
@rajaonarivelojose8824
@rajaonarivelojose8824 6 жыл бұрын
Mafinaritra tsara!!!!
@tolotraadvalorem1467
@tolotraadvalorem1467 5 жыл бұрын
hira tsy maintsy henoko farafaharatsiny indray isam-bolana,
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 5 жыл бұрын
BOMBE LEITSY IALAHY RA_TOLOTRA IZAY MIHITSY NO FANKAFIZANA AN"IO
@bakaka105
@bakaka105 5 жыл бұрын
matsiro tsara e ,asio black masss valley of death and ennemy of the church eeeeezay makanareo a
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 5 жыл бұрын
MERCI BE DIA BE KOLOINA A!!! MISAOTRA ANAREO TSONGOIN'OLOMBOLO MAKA FY METALY E!!! TSY NATAO HO AN'NY DAHOLOBE MANTSY IZY ITY!!! KOA IZAY NO MAMPATSIRO BE ILAY COMMENTAIRE NAREO!!! TOY NY VOLAMENA ANY ANATY VATO....NA KOA HENA ANY ANATY RAVITOTO...
@hesarahtinagipsyralison1269
@hesarahtinagipsyralison1269 6 жыл бұрын
Merci eeee
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 6 жыл бұрын
MILAY HESARAH AN..MANKALAZA E..
RED METAL FULL ALBUM "POIZINA MAHERY"
45:09
Andriambelomasina Rambeloson
Рет қаралды 16 М.
REVERBER - The Satan Creation [FULL ALBUM 2024]
41:03
Reverber Official
Рет қаралды 8 М.
How to whistle ?? 😱😱
00:31
Tibo InShape
Рет қаралды 15 МЛН
НИКИТА ПОДСТАВИЛ ДЖОНИ 😡
01:00
HOOOTDOGS
Рет қаралды 2,3 МЛН
НАШЛА ДЕНЬГИ🙀@VERONIKAborsch
00:38
МишАня
Рет қаралды 2,7 МЛН
RED METAL LIVE CHOCOLAT-SHOW (ARENA MADAGASCAR AVRIL 2019)
13:41
Andriambelomasina Rambeloson
Рет қаралды 13 М.
BEAST IN BLACK - Berserker (OFFICIAL FULL ALBUM STREAM)
51:00
Beast In Black
Рет қаралды 846 М.
Overdrive "Metal Attack" full album (1983)
42:35
Dave Wright
Рет қаралды 90 М.
KAZAR__ALOKA /metal band gasy.
4:19
Zo Raparison
Рет қаралды 9 М.
Motörhead Bastards - Complete Album incl Born to Raise Hell
48:16
zyxpoprock
Рет қаралды 2,7 МЛН
Red Metal - Iray Kilasy
4:49
Nat Moozika
Рет қаралды 124 М.
RED METAL FULL ALBUM "RED AND DARK SIDE"
30:30
Andriambelomasina Rambeloson
Рет қаралды 2,7 М.
"RED METAL" POIZINA MAHERY KATEDRALY
8:53
Andriambelomasina Rambeloson
Рет қаралды 15 М.
How to whistle ?? 😱😱
00:31
Tibo InShape
Рет қаралды 15 МЛН