HOSEA MARLYN - ISA ROA TELO | HAYRA SESSIONS

  Рет қаралды 28,725

Reko Band

Reko Band

Күн бұрын

Here is Hosea Marlyn with his first song « Isa, roa ,telo ».
Hayra sessions is a live recording performance produced by Hayra Studio. Our heart is to support artists by helping them gaining more audience through the lives we make. This is also a platform where you can discover many talented artists and get to follow them.
Don’t forget to subscribe to our channel for more amazing music experience.
OUR CHANNEL: / @rekoband3059
Instagram: www.instagram....
Facebook: / 212104595551052
Find out more from Hosea Marlyn:
linktr.ee/hoseamarlyn
#hayraSessions #HoseaMarlyn

Пікірлер: 15
@m.miadanamahazomila3706
@m.miadanamahazomila3706 Жыл бұрын
Tsara nama ty hira ty ka 💚
@Rhsteffy
@Rhsteffy Жыл бұрын
Velombelona foana rehefa maheno ity hira ity🥰🥰
@razafindrakotoravo2947
@razafindrakotoravo2947 Жыл бұрын
Isa, roa, telo aleo izy antoniko ihany Tsy tiako hoe any aoriana any vao hanontany Hoe inona ary no hitranga, mety ho tiako ny hadalany Mety hivadika ho tantara tiako hozaraina amin'ny hafa Isa, roa, telo, manjavona ry alahelo Avelao izahay mba hihaona, hiaraka hamarana ny taona Refr. Ohatrin'ny olon-drehetra, misintaka kely Manao zay mety, matoritory, dia tsy eto intsony Ireo feon-kira milantolanto, manotra anaty Ianao lay sira rehefa matsatso ny andavanandroko Ianao lay sira, ianao lay tsiro Isa, roa, telo, raha ny faniriako efa nolazainao ahy Fa ianao tsy sahy ny naneho Lasa lesona ianao fa tsy eo anilako eo amin'izao fotoana izao Refr. Bridge. Efa ela no nandrasako lay nofy ho to Handravaka ny andro sisa mety ho tohin'ny tantarako Refr.
@nastassiarajoharison1362
@nastassiarajoharison1362 Жыл бұрын
Feno anao ny playlist ko spotify sy apple music 😊
@lucrasolofo7701
@lucrasolofo7701 Жыл бұрын
Tsara be 👏👏👏
@lsrprincy4986
@lsrprincy4986 Жыл бұрын
Un oeuvre d'art ❤
@mioraramiliarison5137
@mioraramiliarison5137 Жыл бұрын
Tena tsara! ❤
@jennyraz9820
@jennyraz9820 Жыл бұрын
Tena tsaraaaa 😁
@hajarakotoarimahaisaiaprec8452
@hajarakotoarimahaisaiaprec8452 Жыл бұрын
Tena good vibe be 🎉
@mickaelandrianirina862
@mickaelandrianirina862 Жыл бұрын
Tena kanto ❤
@sayrakotonirina2850
@sayrakotonirina2850 Жыл бұрын
Mankasitraka zalah! 🙏
@hobylalainarasolomanana4829
@hobylalainarasolomanana4829 3 ай бұрын
Live session?
@yvesralays6024
@yvesralays6024 Жыл бұрын
Merci fa izany koa Style andrasan'ny sofina
@wilson392
@wilson392 Жыл бұрын
Tena lay nanaovan' laisany azy tao Isoraka t@ 27/05/22 no matsiro ndrindra atreto.
@mansi9276
@mansi9276 Жыл бұрын
matsiro ok mlay lisany 😋
MONI - DIFITRA | HAYRA SESSIONS
3:34
Reko Band
Рет қаралды 65 М.
Hosea Marlyn - FITIA (Horonantsary Ofisialy)
4:09
hosea marlyn
Рет қаралды 167 М.
Хаги Ваги говорит разными голосами
0:22
Фани Хани
Рет қаралды 2,2 МЛН
Kadie Kay - Mon Professeur - ft We Love Muzika
3:56
Kadie Kay
Рет қаралды 9 М.
ANTSO MUSIC - ILAY FITIAVANAO  | HAYRA SESSIONS
5:05
Reko Band
Рет қаралды 28 М.
Hosea Marlyn - Isa Roa Telo (Horonantsary Ofisialy)
3:59
hosea marlyn
Рет қаралды 68 М.
Izay
5:14
REKO BAND - Topic
Рет қаралды 65 М.
HAFA MIHITSY | REKO
5:20
Reko Band
Рет қаралды 2 МЛН
JAMAL - TSY MORA (COVER LUCKY DUBE)
5:46
Davalt Records
Рет қаралды 153 М.
Telo mianaka (Silo) par Sity Rakoto
6:16
Canny Jacques RAOELINA
Рет қаралды 135 М.
Niu Raza - Arendrina Taratasy (prod. by Teints Record) (Official Video)
3:28
BABAI LUGU - KILALAO | HAYRA SESSIONS
2:56
Reko Band
Рет қаралды 38 М.
TONGASOA - REKO
6:42
Reko Band
Рет қаралды 278 М.
Хаги Ваги говорит разными голосами
0:22
Фани Хани
Рет қаралды 2,2 МЛН