amen! misaotra anareo Rija Rasolondraibe fa tsara loatra sy tena manohina ny Fo tokoa izany hira izany ,mino aho fa na dia ny fo vato ny satana aza dia tsy maintsy s' humilier devant le Seigneur Jésus Chirst! gloire soit rendue à lui seul!!!
@chantalsmith89697 жыл бұрын
Tsy hiverin dalana tsony aho Tompo o Alleloiaaa mankasitra ny mpihira fa tena mampahery ee Mahefaha be am fanompona ny Tompo e Tahin Jesosy manokana nareo Amen
@danieleodetteraheliarisoa60136 жыл бұрын
Afaka tokoa miaraka am jesosy. Afaka aminireo gadra sy fatotra ataon'ny satana. AMEN !
@fanjaramamonjisoa75118 жыл бұрын
alléluia! dia soraty any @ boky ny Lanitra mihitsy izahay Ray ô tianay @ fo nay manotolo inao, ary dia tohano Fo mazoto koa mba hanaraka tsara ny didinao.
@fanjaramamonjisoa75118 жыл бұрын
Amen! tsy hiverin-dalana izany izahay Tompo o! satria efa anao izahay efa babonao ny Fo-nay Andriamanitro ô! ka tsy hisy afaka hanaisotra ny fahasohavana izay efa nomenao ho an mpanomponao rehetra,dia ampitomboy hatrany ny fitiavanay anao fa mbola lavitra ny lalàna,ary dia mba ho any @ boky ny Lanitra mihintsy izahay.Amen!!!!!!!!
@deefandeefan29717 жыл бұрын
Tsara anao jesosy oooo afaka ny gadrako amen ❤❤❤
@auziaauzia175 жыл бұрын
Alleloi ts hiveridalana intsony ah , fahasoavanao nah toy zao aho
@hajarandrianarivo92908 жыл бұрын
Misaotra Tompo ô. Afaka ny gadrako, afaka aho. Voavonjy aho.