Ry Tompoko ilay endrikao reo no mahafinaritra ahy_ANKALAZAO NY TOMPO_Hira Katolika Malagasy

  Рет қаралды 154

Hira Katolika Malagasy

Hira Katolika Malagasy

Күн бұрын

Welcome to our KZbin channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage.
Bienvenue sur notre chaîne KZbin dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel.
#HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #hirakatolikamalagasy
Ry Tompoko, 'lay endrikao re no mahafinaritra ahy,
Tadiaviko 'lay endrikao re ka aza afenina ahy.
1. Tonga nofo aho ho fanambaràna ny Ray,
Raha toa ka mitady ahy ianao, hahalala ny endriko.
2. 'Zaho nanaiky ho zaza hanoa izay voalazan'ny Ray
Raha miaiky ho zanany ianao, hahalala ny endriko.
3. Niasa tanana aho, nanohy ny asan-tanan'ny Ray,
Raha toa mba manohy ianao, hahalala ny endriko.
4. E ! Mpampianatra aho, f'izaho no Tenin'ny Ray,
Raha mihaino ahy tokoa ianao, hahalala ny endriko.
5. 'Zaho no Mpamonjy nampanantenain'izy Ray,
Raha miandry ahy tokoa ianao, hahalala ny endriko.
6. 'Zaho no Mofon'aina, sakafo aroson'ny Ray,
Raha mihinana izany ianao, hahalala ny endriko.
7. 'Zaho no Mpandresy, mitoetra eo havanan'ny Ray,
Indray andro ny endrikao hitovy amin'ny endriko.

Пікірлер
Ô Ray ô, inty aho Vonona_Hira Katolika Malagasy
8:35
Hira Katolika Malagasy
Рет қаралды 641
The Chaplet of Divine Mercy in Song COMPLETE 🙏🏻
20:21
Trish Short
Рет қаралды 16 МЛН
Fake watermelon by Secret Vlog
00:16
Secret Vlog
Рет қаралды 16 МЛН
Teaching a Toddler Household Habits: Diaper Disposal & Potty Training #shorts
00:16
Как подписать? 😂 #shorts
00:10
Денис Кукояка
Рет қаралды 6 МЛН
Ny vato natsipin'ny mpanorin- trano_Hira Katolika Malagasy
6:43
Hira Katolika Malagasy
Рет қаралды 1,3 М.
Talbit Al Adra
7:40
P. Fady Tabet - Topic
Рет қаралды 2,4 МЛН
Tsy ny ahiahin'izao tontolo izao_Hira Katolika Malagasy
5:01
Hira Katolika Malagasy
Рет қаралды 2,2 М.
Godzinki ku czci Niepokalanego Poczęcia N.M.P.
20:00
Tytan Ttn
Рет қаралды 12 МЛН
louange d'adoration
22:48
louons notre dieu 🗣️
Рет қаралды 12 М.
Tahaka ny Ray mangoraka ny zanany_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy
3:25
Hira Katolika Malagasy
Рет қаралды 1,5 М.
Adil - Қызым | Official Music Video
3:39
Adil
Рет қаралды 2,1 МЛН
Shiza - bvlbrown (Lyrics Video)
3:33
SHIZA
Рет қаралды 460 М.
HammAli & Navai - Всем заметно
3:33
HammAli & Navai
Рет қаралды 637 М.
Жақын адамым 2
2:36
Али Ахмет - Topic
Рет қаралды 71 М.
Еңсем менің
3:49
Нұрбахыт Қарағай - Topic
Рет қаралды 382 М.