Voninahitra hoan'i Jesosy Tompo mbola tratry zao maraina zao amen
@linasamuel092 жыл бұрын
Tsarabe 🧡 ohatry ny itako ery David mpanjaka mandihy miaraka @ fanatrehan'ny Tompo 🕊
@jazzakely14 жыл бұрын
Tsy misy soa ho ahy afa tsy Jesoa.... Marina dia marina tokoa
@fafahrakotondranaivo6538 жыл бұрын
na dia mahantra za aho dia faly manana ANAO jeso AMEN
@mirannadamour64996 жыл бұрын
Tsara ny Tompo e! Tsy misy soa hoarina aminy.
@andoprince3617 Жыл бұрын
Misaotra Ando mizara. Tena mahatsiaro ny andro nandraisana ny Jesosy its hira ity, sady ahatsiarovana ny Malagasy mpiray tanindrazana na dia aty alavitra aty aza.
@manalinasitrakaromeoandria94649 жыл бұрын
afa ihany miaraka aminao Jesosy Kristy
@mioraandria45145 жыл бұрын
Misaotra Jesosy Tena faly ago manana Anao🙏💕
@tommsawyer47826 жыл бұрын
Faly aho miaraka Aminy,Jesosy tokana ihany,na dia mahahantra aza
@meraldagustinesida95618 жыл бұрын
faly tokoa ah miaak@ tompo satria tena ory zah@ zao fotoana izao fa rehefa nandre ty hira ity tena nahita fahafinaretana tanteraka amen.
@TsilavinaAvotra7 ай бұрын
Tsy misy soa ho ahy afatry ianao Jesoa 🙏🏿❤️
@ninazara88472 жыл бұрын
Mangataka zafindraona Ffpm 241 sy 454. Tahiny Jesosy oooè
@lydiaramanamisata67012 жыл бұрын
A me mipiace tantto grazie a Dio!
@delcinahnambinitsara75108 жыл бұрын
tsrabe zan hira zan 'misaotr anareo tompoko
@clararj79507 жыл бұрын
Amen ! faly aho miaraka @ Jesosy
@amilioomarnuell02148 жыл бұрын
Faly aho@lay aho Jesosy tokana iany,
@mirisoua87067 жыл бұрын
Amilioo Marnuell
@gfbv35157 жыл бұрын
Amilioo Marnuell02 madacgakara
@enindratrerabellaursula743311 ай бұрын
Mankasitraka tena tsara ny hira
@odileanaissalim43424 ай бұрын
Ngoma mamako eky za maharegny hira Ty eee 😢
@lydiaramanamisata67012 жыл бұрын
tiko b saotra s dera
@SaïdaRaminosoa8 ай бұрын
J’adore ❤❤❤❤
@brendahannahbrianda23895 жыл бұрын
Mankasitra ee Faly aho rah miaraka am jesosy
@olivettegasparin92144 жыл бұрын
Tsy misy soa ho ahy afatsy Jesoa !
@volanavahiny64876 жыл бұрын
Misaotra ny mpandefa ty Hira mampahery zay tady ho reraka na mahantra fa raha manana an'i Jesosy Kristy tompo dia manankarena arapanahy
@manovseric25727 жыл бұрын
Tiako b le hira!!!!!
@estelaelina2698 жыл бұрын
Tsy misy soa raha tsy jesosy.
@lalainalucienravelonjatovo7807 жыл бұрын
Faly aho Jesoa manana anao
@franciaranaivcoarimalala114912 жыл бұрын
mifalia mandrakariva ao @ Tompo ry kristianina havana