tohizo ny ezaka fa tsara ny tanjona izay kasainareo amin izao , isaorana ko ianareo amin'ny fizarana ny traikefa izay anananareo ato anatin'ity site izay ifandraisana inty
@maminiainarasolofo44214 жыл бұрын
Tena mahafinaritra zan tanàna zan an😍😍 tsara i Gasikara. Aiza moa zao toerana zao zafady tompoko ?
@andriambololonarandriamana2176 жыл бұрын
Tena mahafinaritra fa dia mirary soa indrindra. Tsy hiverina foana izao famafazana izao raha ysy mamoa