Setra! tena namana ary tsy ho adino ialahy, ary ny tsiako kosa dia aoka hamatotra hatrany ireo hira tety ary mbola hanohy ny dia, ny tanan-tsy hivaha hotohizanay hatrany. Dia tena tsara ireny vazo ireny ry zalahy a! Dia rahoviana indray e! Dadah
@niniratsimba77045 жыл бұрын
tena tiako eh 😙👍👍mandry ampiadanana TOMPOKO
@harishue5 жыл бұрын
Fahatsiarovana mapalahelo, mahereza tohizo ho an'ny namany.