Tantara volatiana tiako b daholo , mangataka raha mbola misy
@itoerantsoafantenana154 жыл бұрын
Bgs kosa lay bandy niaro an i Anjatiana an😍😍😘😘
@FH_KWT3 жыл бұрын
Merci fa mba mangataka film gasy mpivarotena azfd
@karimosolo34674 жыл бұрын
Mbola bio be lay film hahaha tony ts ita tsony Nefa mahay milalao film
@perdinnicabezafindrafara52264 жыл бұрын
Mankasitraka ee, mba andefaso zanak'i Dada re tompoko o, de misaotra mialoha!
@jessicadurand65013 жыл бұрын
MAMPALEHELO LAY TOVOVAVY KELY VOFITAKA fantany fa vehivavy avy any ambanivohitra dia profity lay izy
@yousafyousaf369311 ай бұрын
Mankasitraka tompoko
@lauretterazanadrazafy6648 Жыл бұрын
Ok msaotra
@samsoudinenirina75453 жыл бұрын
Tsarabe ny Film gasy. Mba afaka mahazo zanaki Dada 2 ve azafady indrindra tompoko. Aza matahotra ianao fa asivanay j'aime de partagenay fona zay avi eo☺🤞✋
@linahvelombe91264 жыл бұрын
Misaotra betsaka fa tonga ny nandrasako, azoko izay nangatahiko
@steevyaina28104 жыл бұрын
zan v?
@koloinaralamboarisoa45983 жыл бұрын
Mpinamana 🤝😅
@RoFANIPPAA4 жыл бұрын
Tsara be le film merci o
@sidoniejuster91194 жыл бұрын
Jombilo kay ity Hanja. Olo efa lebe noho izy vadiny
@elisearthemise98814 жыл бұрын
Any antsimo , any aminy lavanono Vohalohany nandrenesako anio teny io dia nahita reportage aho ka mahatsiaro anio tovolahy io aho misaotra betsaka nizara tompoko
@juanmimiboy64694 жыл бұрын
Tsara ilay izy fa tapaka
@lecollectifnsc6474 жыл бұрын
makasitra fa zao film zao mitsy no ilaiko😁👍👍
@voahiranamalalaniaina85713 жыл бұрын
Zanak i Dada 2 mb alefs azafd oh
@leonaldinebernillon4 жыл бұрын
Mapalahelo
@SamSung-cs9qt4 жыл бұрын
Misaotra be tsaka f tiak b les flm😍😍😘😘
@leonaldinebernillon4 жыл бұрын
Tsara be
@xuli74934 жыл бұрын
Mercedes 😂
@sidoniejuster91194 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra anareo Tompoko fa tena fitafy Malagasy ane zany e!