Рет қаралды 5,990
‼️🔥𝗠𝗕𝗢𝗟𝗔 𝗜𝗥𝗔𝗬 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗩𝗔𝗞𝗬 𝗩𝗘 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗜𝗟𝗟𝗘 𝗥𝗔𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗞𝗔 ?
Misy ny niaraka tamin'ny fitondrana ankehitriny, ao ireo milaza fa tsy nierana izany. Ramatoa #Sophie_Ratsiraka, Depiote an'i Vatomandry, Minisitry ny Asa tanana teo aloha, no ho vahinin'i #Johary_Ravoajanahary ato anatin'ny fandaharana #SOLANGA anio Zoma 24 Janoary 2025 amin'ny 08 ora alina.