Spydee - Miandry hahita anao (Official Video HD - 2014)

  Рет қаралды 153,651

Imanoela RAJAONAH

Imanoela RAJAONAH

Күн бұрын

Voici le clip officiel du tout nouveau single de Spydee, intitulé "Miandry hahita anao" (ci-dessous les paroles)
MIANDRY HAHITA ANAO ...
An-tany lavitra aho no izao mahatsiaro anao
Ka manontany tena hoe, mba rahoviana
Raha sendra misy mahita azy mba lazao
Na tady hitraotra aza ny Fo, aleo hangina ...
Lazao izy hono hoe tsy manadino
Tsy mahita tory, tsy tafandry mandry fa mahatsiaro
Lazao izy hono hoe ka mbola tia ...
Tsy mahandry intsony nefa tsy afaka ny hanidina any
Miandry anao, miandry hahita anao ...
Na tsy androany aza, andrasako izay ora izay
Zaho mbola miandry anao, zaho tsy manadino
Na tsy fantatro aza ... aleo ny ampitso no hilaza
Izay jereko rehetra, toa mampahatsiaro
Ilay hasambarana miandry ahy eo anilanao
Ka tsiky sy ranomaso no mifangaro...
Raha vao voatonona ny anaranao
Indraindray aho mahita mpifankatia
Mitsiky malefaka aho mijery azy ireo
Ka mitamberina indray ny alahelo an-dry
... toa niserana ihany ilay tsiky teo
Ilay Masoandro mody no nilaza
Fa rahampitso hono izy mbola hiposaka ka hibaliaka
Toa izany, na dia alavitra aza ...
Mbola hifoha ka hamiratra eto indray ilay Fitiavantsika ...
Ref :
Miandry anao, miandry hahita anao ...
Enregistré chez B.B.B Records pour Dragon ENTERTAINMENT (2014)
Zaraina aminareo am'pitiavana ary pimaso manokana ho an'ireo lavi'tiana. Mankasitraka Tompoko !

Пікірлер: 122
@nicolasraharitianasoa7905
@nicolasraharitianasoa7905 10 жыл бұрын
Mlay B le vazo e! Tao am le thème tiako ho dédiéna ho an' olona spéciale B zè...merci Spydee!!!
@Ramanou14
@Ramanou14 10 жыл бұрын
Sura lesy Nicolas a. Atolory azy e :)
@caramel3339
@caramel3339 10 жыл бұрын
je suis fan de spydee depuis que j'étais à Mada.Et je chantonne tjr ses vieilles chansons depuis le Canada. Rien a dire, trop top la chanson, ca se voit que ca a été méticuleusement travaillé dans les moindres détails.BRAVO !
@Ramanou14
@Ramanou14 10 жыл бұрын
Salut Caramel ! Ca fait plaisir. Merci pour ton soutien depuis toutes ces années Miss. Sinon, pour le côté "détails"... c'est pas faux :) Porte toi bien, en encore merci pour tout!
@caramel3339
@caramel3339 10 жыл бұрын
Spydee RAJAONAH tout le plaisir est pour moi, merci à toi Spydee ! :-)
@Ramanou14
@Ramanou14 10 жыл бұрын
caram el Ca fait plaisir ;)
@jhovanaliejoonie9179
@jhovanaliejoonie9179 10 жыл бұрын
mbola spydee amiko no num 1 eto Dago rah Rnb sa akory hoy nareo???
@Ramanou14
@Ramanou14 10 жыл бұрын
Ianareo no isaorana manohana hatrany rey'olona a
@rabarythierry680
@rabarythierry680 10 жыл бұрын
Tsara be!! Great Job!! Mankasitraka!!. De la part d'un grand fan Canadien ...
@rianaandrianjatovo2716
@rianaandrianjatovo2716 10 жыл бұрын
Oh oe betsaka ny hira mitovitovy ny an'i Spydee!Tsy tena hoe mpankafy be fa tiako ity anakiray ity! miteny amiko... :)
@Ramanou14
@Ramanou14 10 жыл бұрын
Misaotra am'le remarque e. Mankasitraka
@waidenslick3697
@waidenslick3697 10 жыл бұрын
merciiii e! tsar loatra! ts mila hafa ankoatranao "spydee" ah! (y)
@behntehn
@behntehn 10 жыл бұрын
Milaaaaayyyyyyyy beeeeeeeeeeee!!!!!!! misaotra Zokibe a! ny vazo mihitsy zany raha vao misy gloum mandravaka azy otrzany tonga dia mampanembona e!! suuuurrrr mitsyy
@santatrarazafimanantsoa7941
@santatrarazafimanantsoa7941 3 жыл бұрын
Dec 2020....tampoka nitsidika tato fa tonga de tena nankafih...tena tiko ❤❤❤
@priscarm7067
@priscarm7067 10 жыл бұрын
j'aime trop cette chanson,ça me donne envie de rentrer chez moi!merci pour cette belle chanson Spydee
@Ramanou14
@Ramanou14 10 жыл бұрын
Je t'en prie Miss Ramarosandratana, c'est moi qui te remercie de l'apprécier :) Mankasitraka ndrindra ô !
@missm2982
@missm2982 10 жыл бұрын
te hody be ah mahita an'le clip :( fa tsaraaa, misaotra Spydee :)
@riristeph
@riristeph 9 жыл бұрын
tiako dia tiako ary taratry NY fiainpitiavako amzao ... merci spydee ^^
@raoelivololonanyaina5927
@raoelivololonanyaina5927 10 жыл бұрын
tena tsara loatra e!!!!!! mandona fo be mankatelina :P Merci
@Ramanou14
@Ramanou14 10 жыл бұрын
1.000.000 de merci zareo a, mahafinaritra ny fankasitrahanareo e :)
@nyharimirana581
@nyharimirana581 10 жыл бұрын
Ianao no isaorana tsy mitsahatra n mikaroka zava-tsoa atolotra ho anay mpankafy eeee!!!!... :) bonne continuation :)
@Ramanou14
@Ramanou14 10 жыл бұрын
Mimih Pisou-Tia Azoko loatra lay lazainao Mimih a :) Misaotra indrindra am'fankasitrahana dia manome korazy e ;)
@rael-jgeorges4995
@rael-jgeorges4995 10 жыл бұрын
Misaotra manome zavatra tsara ,mankafy sy makalaza e! mety be !
@malalarakoto5722
@malalarakoto5722 2 жыл бұрын
Ilay hira : ny fiverenanao no henoko tam' zany fotoana izany, 20 taona angamba izay, tiako ilay gadona no sady nalaza tam'fotoan'androny . Nohenoiko indray ilay izy androany sy ireo hafa koa fa manana talenta ingahy, ary singaniko manokana fa vitsy ny manana toy izany. Mankansitraka ary tohizo hatrany ny kanto ataonao. Mirary soa .
@nekenarazafindrakoto6156
@nekenarazafindrakoto6156 3 жыл бұрын
2020 mbola tiko foana Efa miandry ahita azy 😍😍😍
@harinjakaharinjaka7885
@harinjakaharinjaka7885 10 жыл бұрын
tsara b miteniteny daholo ny tonony, feony, ny sary koa mana talenta enao
@anitaclara4347
@anitaclara4347 4 жыл бұрын
2020 bola madalo ato fo zaha
@gauroyaramanandratra3223
@gauroyaramanandratra3223 3 жыл бұрын
zah mbola ty nefa efa 2021
@thierryr.a.8540
@thierryr.a.8540 9 жыл бұрын
milay e, le clip mipetraka tsara fa tsy hoe fampiderampanana otran ny clip rnb eto am tanana , otran le prestation tam le jury an copie coller avec humilité nefa mitombona tsara daholo ny kiana atao, ps :ary to tsy hita ato le hira talohabe otran ny inspiration celtique iny
@Ramanou14
@Ramanou14 9 жыл бұрын
Mankasitraka Botity a. Raisiny am'pitsikiana zany hafatrao zany. Le hira talou ôtrn'celtique ... eeeuh, iza re zany hira zany e? "Nofy" ve sa ? ... betsaka ihany mantsy izy zay any anatin'le inspiraka sympho-celte
@ravelosonelodie4408
@ravelosonelodie4408 10 жыл бұрын
voalaza ato daholo ny zavatra tsapa rehetra rehefa lavitra olon-tiana , mankasitraka
@Ramanou14
@Ramanou14 10 жыл бұрын
Mankatelina tompoko :)
@onjanyainabarakat5169
@onjanyainabarakat5169 9 жыл бұрын
makasitraka fona2 @kanto reetra natolotraw ho anay,jaime
@annycharlie612
@annycharlie612 4 жыл бұрын
Août 2020 ❤️❤️❤️ Miandry ahita azy fona
@irenevanessa6853
@irenevanessa6853 8 жыл бұрын
merci bcp tiko be sad ianako much le parol a merci ❤❤
@jeanlouis2687
@jeanlouis2687 4 жыл бұрын
2019 mbol ts enona fwn noho n atsarnii ✌️✌️✌️✌️👌👌👌
@ratsimarofybravia8184
@ratsimarofybravia8184 6 жыл бұрын
mankasitrak grand,,adala b le son!!
@andriamampandrisoahajaniai5638
@andriamampandrisoahajaniai5638 10 жыл бұрын
waouh!!!tsara be!!!
@armelrasamimanana3539
@armelrasamimanana3539 7 жыл бұрын
Tena isaorana ianao fa tena tsra le izy tena marina eh!!!misaotra betsaka spydee
@ornellamiora5408
@ornellamiora5408 6 жыл бұрын
An-tany lavitra aho izao no mahatsiaro anao Ka manontany tena hoe mba rahoviana Rah sendra misy mahita azy mba lazai Na hitady hitroatra aza ny fo aleo aho hangina Lazao izy hono hoe tsy manadino Tsy mahita tory,tsy tafandrimandry fa mahatsiaro Lazao izy hono hoe ka mbola tia Tsy mahandry intsony nefa tsy afaka hakany hanidina ***miandry anao Miandry ahita anao Ka raha tsy androany aza handrasako izay ora izay Izaho mbola miandry anao Izaho tsy manadino Na tsy fantatro aza aleo ny ampitso no hilaza*** Izay jereko rehetra toa mahampatsiaro Ilay hasambarana miandry eo anilanao Ka tsiky sy ranomaso no mifangaro Raha vao voantonina ny anaranao Indraindray aho mahita mpifankatia Mitsiky malefaka aho mijery azy ireo Ka mitamberina indray ny alahelo andry Toa niserana ihany ilay tsiky teo Ilay masoandro mody no milaza Fa rahampitso hono izy mbola hiposaka ka hibaliaka Toy izany na dia lavitra,mbola hifoka rivotra any handray fitiavana.
@augustinejeanneabdoul1277
@augustinejeanneabdoul1277 7 жыл бұрын
tiko be hira ty.....mankasitra 😙😗 tena maha ngoma mhts maheno Le hira
@zorasamivololona8016
@zorasamivololona8016 10 жыл бұрын
Mankasikatra Manoa a ! tsara e !
@markheid13
@markheid13 10 жыл бұрын
Milay ka , mety tsaralesy fa tohizo ooo
@esthellarazanadrasoa3515
@esthellarazanadrasoa3515 9 жыл бұрын
makasitraka , mafinaritra , tiko be le hira
@KarhinoAnaraim
@KarhinoAnaraim 9 жыл бұрын
Tsara zany vokatra vavao zany....(y) ao tsara mampanembona tsara izy zany........
@rakotovaomiaritiana4875
@rakotovaomiaritiana4875 9 жыл бұрын
Ndriiiiiii mapanembona marina
@pascalinevoahangisoa296
@pascalinevoahangisoa296 10 жыл бұрын
tsara be e!!misaotra betsaka!!mankasitraka ô!!!
@rznhzix2476
@rznhzix2476 10 жыл бұрын
tsara eeeehhh!!! Misaotra eeee ;) ;)
@rija179
@rija179 10 жыл бұрын
ça sonne bien, bonne qualité de son, :)
@clararazafinarivo381
@clararazafinarivo381 9 жыл бұрын
za alo ef ela tia spydee e!:)
@Ramanou14
@Ramanou14 9 жыл бұрын
Mankasitraka am'fanohanana e :)
@hantanirinamalala7569
@hantanirinamalala7569 8 жыл бұрын
driiiiii antolotro any macka ! tratriny asaramanitra re e ! Sonia tema
@mahefarakotomamonjy7166
@mahefarakotomamonjy7166 10 жыл бұрын
Hafa ihany ny bandy tia dunk tia zavatra tsara :) zah maka an lah ry zandry.
@behntehn
@behntehn 4 жыл бұрын
Tsy mety leo an'ity vazo ty za Razoky a! Tononkira mipetraka, Feonkira ao tsara, KANTO ee!!
@vanessairene6881
@vanessairene6881 8 жыл бұрын
merci spydee !!
@nanahfarambola3737
@nanahfarambola3737 9 жыл бұрын
Merci @ vazo mlay e ! Aretina itovizana io
@nothingisreal8601
@nothingisreal8601 8 жыл бұрын
raha samy panao rnb gasy spydee mbola hafa,parole mpetrapetraka tsara
@jhovanaliejoonie9179
@jhovanaliejoonie9179 10 жыл бұрын
tsara be ,hafa ihany ny spydee eee!!! mankasitraka zoky b an!!!
@maheryrsmnn
@maheryrsmnn 8 жыл бұрын
hiranay roa
@sandrarakotoarivony7304
@sandrarakotoarivony7304 9 жыл бұрын
merci bcps spydee
@ainarab2419
@ainarab2419 9 жыл бұрын
tsara loatra ity hira ity, izaho mbola miandry anao, izaho tsy manadino...kiiii...:'(
@michaelie8735
@michaelie8735 4 жыл бұрын
Tena tsara zany raha hira ❤❤❤❤
@analiaraza6165
@analiaraza6165 9 жыл бұрын
Merci e fa tsara ilay hira
@manitrarazafindrakoto3397
@manitrarazafindrakoto3397 4 жыл бұрын
Lazao izy hono hoe ka mbola tia...
@annickafabienne9767
@annickafabienne9767 10 жыл бұрын
Hmmm Zem Zem Zem ♡
@rakotohery9168
@rakotohery9168 5 жыл бұрын
Tsapako..😢😢😢
@zafiarison5050
@zafiarison5050 7 жыл бұрын
Tiko lotra Ny hiran spydee rehetra mihintsy
@rugobertinelemoine8612
@rugobertinelemoine8612 3 жыл бұрын
Manina an'i Madagascar lavitra havana sy namana
@olivierrajonson5419
@olivierrajonson5419 9 жыл бұрын
Tsara be !! Tohizo...
@bolofelicien9992
@bolofelicien9992 3 жыл бұрын
M'lay fona7 janvier 2021
@rugobertinelemoine8612
@rugobertinelemoine8612 7 жыл бұрын
J'adore cette chanson Misaotra eh
@ireneandrianantenaina8333
@ireneandrianantenaina8333 8 жыл бұрын
Nice video, thanks a bunch
@nantenainatoky7059
@nantenainatoky7059 5 жыл бұрын
ndriiiiiii aleo ny apitso no ilaza
@herimananganatsilavo4215
@herimananganatsilavo4215 10 жыл бұрын
mankasitraka les ah! tena mlay e!
@Ramanou14
@Ramanou14 10 жыл бұрын
Mankasitraka namana a :) Mirary soa e
@tahjiry8840
@tahjiry8840 9 жыл бұрын
Milay be eh! Ilay vazo an!
@Ramanou14
@Ramanou14 9 жыл бұрын
Misaotran ndrindra rangah a
@tahjiry8840
@tahjiry8840 9 жыл бұрын
De rien lavitra tanana ihany koa zay dia voakasika ilay vazo zay mpakafy hantraminy farany
@zorazafinandriana7106
@zorazafinandriana7106 10 жыл бұрын
(y) well this song,,,, did you voice is still there
@jocelynrasolofoarivelo6692
@jocelynrasolofoarivelo6692 4 жыл бұрын
Otrany te hody fona ve lesy vao maheno anizay vazo aniala zany
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 5 жыл бұрын
Tiko be daholo iranao misaotra nanome tsara ho anay de mirary soa anao hatrany
@farihmptiarivokl1451
@farihmptiarivokl1451 9 жыл бұрын
andrko fna na ela na aingan no ahtako anla ls mllk à,atoltro anao irry zan vazo mlay zan¡!!!
@shay2.099
@shay2.099 10 жыл бұрын
Tsara le clip
@Ramanou14
@Ramanou14 9 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/nJ3UaaCvo92gpa8 - Ity ny version acoustique :) Mihainoa finaritra tompoko ;)
@AriminoEricka1008
@AriminoEricka1008 9 жыл бұрын
Ao tsara e! Misaotra dia mirary soa! :)
@hobysoamia8691
@hobysoamia8691 9 жыл бұрын
Tsara be
@natenainakoloina8190
@natenainakoloina8190 9 жыл бұрын
Mrc mlay le vazo eh ❤️👍💯✈️✈️
@gasyrakoto8958
@gasyrakoto8958 8 жыл бұрын
Milay be, mankasitraka hatrany eh
@tsirygasykely7103
@tsirygasykely7103 10 жыл бұрын
Tsar be le son a! le arrangement tong de @le oui! (y)
@enollahrica2217
@enollahrica2217 5 жыл бұрын
Mars 2019💕💕💕💕💕
@nyekenarasoloniaina131
@nyekenarasoloniaina131 4 жыл бұрын
Tsara nama ilay izy a. Kanto. ☺️ Tiako be
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 4 жыл бұрын
Tiko be le.hira anw makasitraka e!!
@juliciarandria6697
@juliciarandria6697 8 жыл бұрын
je kiff
@thsazrandriamampianina612
@thsazrandriamampianina612 8 жыл бұрын
sura ranga zay mpankafy eh ! asio materika eh !
@Ramanou14
@Ramanou14 10 жыл бұрын
2000 vues en 24H ? Plutôt cool ca :) Merci les ami(e)s, merci beaucoup !!! (y)
@SimonSolomampionona
@SimonSolomampionona 10 жыл бұрын
manja le hira e
@rafidison15
@rafidison15 10 жыл бұрын
@mayerolivier1657
@mayerolivier1657 10 жыл бұрын
tsara rangahy ilay vokatra an!mankafy e!
@randriantsoahaingo117
@randriantsoahaingo117 10 жыл бұрын
tiko be e, za maka anao atr@ farany e, maplatsak ny ranomasoko mits ty parol ty
@rahantanirinaevajacqueline1567
@rahantanirinaevajacqueline1567 4 жыл бұрын
Tena tiko lôtra ny aingam-panahy ,feo kira madrotsirotsy
@tiavinamiaritia4834
@tiavinamiaritia4834 6 жыл бұрын
Tsara be fona 2018 ??
@babenours
@babenours 9 жыл бұрын
Misaotra nizara o! tena mifono hafatra be ilay horonantsary an. portrait d'un jeune Gasy any France ve no nataonao am le resaka UPS ty ? mankasitraka e. PS : le seul endroit au monde où on apprecie le jus de tomate : l'avion. Clip très réaliste zoky o
@irenevanessa8961
@irenevanessa8961 9 жыл бұрын
j'aime 👍
@henriandrimiadana2316
@henriandrimiadana2316 9 жыл бұрын
Saotra zoky be' Spy D. Norma b le vazo' Sûr
@RindraPassions
@RindraPassions 10 жыл бұрын
kanto sy lafatra e
@Ramanou14
@Ramanou14 10 жыл бұрын
Misaotra ndrindra tompoko :)
@toavinamandresy6302
@toavinamandresy6302 7 жыл бұрын
ao tsar e!!
@joseechristinahsandrarazaf6423
@joseechristinahsandrarazaf6423 9 жыл бұрын
spydee mihitsy no tsara feo de mora ho anay ny makafy e
@sarcasm3800
@sarcasm3800 10 жыл бұрын
Tsara le vazo (Y)
@Ramanou14
@Ramanou14 9 жыл бұрын
Mersi namana a
@salomonlydieprisca692
@salomonlydieprisca692 9 жыл бұрын
Zem beu le vazo e....tohizo fa tsara fa zay makafy fona.
@ratsimandresymichael9497
@ratsimandresymichael9497 9 жыл бұрын
mlay e
@Ramanou14
@Ramanou14 9 жыл бұрын
Sur'e! :)
@randiniainafanantenana752
@randiniainafanantenana752 10 жыл бұрын
MERCI BCP SADY MBOLA MISY PAROLE MAHAY MAMPIREV MILAY KA .. FA MANINONA DAHOLO NY MALAGASY REHEFA ANY IVELANY D TSY MAINTSY MANAO ILAY HIRA : MALAHELO Eeee...ATY ALAVITRA Eeeee..... zao eeeeee !!! nein nein nein Njakatiana..Jerry Marcos..Melky.. Bodo... Oladad...SNS. ... tssssssss.....kkkkkkkkk.......
@Ramanou14
@Ramanou14 10 жыл бұрын
Asa loatra re
@gasyrakoto8958
@gasyrakoto8958 8 жыл бұрын
Tongava aty dia ianao indray no mba ho anotaniako
@lemjahraherison9539
@lemjahraherison9539 5 ай бұрын
matsiro be
@zhouannahbykova7673
@zhouannahbykova7673 10 жыл бұрын
za d mankafy spydee fn e nin2 hira mvôk eo d tiko aby :) enw ku no mpihira RNB mbl mafinaritr anah ra eto dago (y) mafinaritra e
@Ramanou14
@Ramanou14 10 жыл бұрын
Bonjour Zhou ! Merci akia, c'est touchant. Zah maka an'Zhou e ;)
@zhouannahbykova7673
@zhouannahbykova7673 10 жыл бұрын
hihi de rien za kou maka an spydee atramfarany (y)
@zhouannahbykova7673
@zhouannahbykova7673 10 жыл бұрын
bonjour :)
@annickafabienne9767
@annickafabienne9767 10 жыл бұрын
Hmmm Zem Zem Zem ♡
Spydee  - Tsy mila hafa (Official music video HD)
4:55
Imanoela RAJAONAH
Рет қаралды 146 М.
Spydee - Dia-penina (10th Anniversary Remix)
4:14
Imanoela RAJAONAH
Рет қаралды 194 М.
SCHOOLBOY. Мама флексит 🫣👩🏻
00:41
⚡️КАН АНДРЕЙ⚡️
Рет қаралды 7 МЛН
Marion-ilay tia anao
4:33
pisokel
Рет қаралды 333 М.
Lion Hill - Ampy anahy [Official Video]
3:48
Lion Hill
Рет қаралды 4,7 МЛН
Medley Tovo J'Hay
6:09
Billtlock Gasy
Рет қаралды 1,4 МЛН
Ny Fiverenanao (Spy D - Dragon Ent.2K3)
5:16
Imanoela RAJAONAH
Рет қаралды 301 М.
Johane  - Ho iray (Rixlaine Pictures)
3:31
Rixlaine Pictures
Рет қаралды 570 М.
Spydee - Miandry hahita anao (Acoustic Official)
4:15
Imanoela RAJAONAH
Рет қаралды 4,3 М.
HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church
5:13
cevam network
Рет қаралды 3,5 МЛН
Spydee - Lasa (Official Audio)
3:22
Imanoela RAJAONAH
Рет қаралды 37 М.
Mage 4 - Aza Hitserana
5:46
Mage4VEVO
Рет қаралды 2,3 МЛН
Spydee - Am-pitiavana be (HD).flv
5:03
Imanoela RAJAONAH
Рет қаралды 185 М.