Ny anao zany,fa zahay de tsy miala @jesosy kristy,zank'Andriamanitra velona mandrakizay
@gokhlayehenki34183 күн бұрын
Taiza ao @ tantaran'i Madagasikara i Zanahary no niteraka an'i Jesosy jiosy? 😂 😂 😂 😂 😂
@fleurettekobel24903 күн бұрын
Miarahaba anao ry Mme. ! Bonne et heureuse année ! Mihaino anao eto aho , mikasika ny teny sy fanoratana teny Gasy , dia efa maro be ny Malagasy tsy mahay indrindra fa ny manoratra ! Hitanao @ izany mihintsy ny fihemoran'ny fara- fahaizan- tsika Malagasy tompoko ! Ny fiarahan- tsika @ vahiny dia tsy maintsy eo ihany , fa ny fitiavan- tenan- tsika Malagasy sasany no probleme hatr@ izay tompoko ! Raha miezaka ny mpitondra , indrindra fa izay Filoham- pirenena izay mitondra eo, mba mampitovy zo ny fiainam- vahoaka rehetra ; dia mino marina mety hilamina sy handroso i Madagaskar ! Masina i Madagaskar !
@papathirisha75463 күн бұрын
Cc ndry zay indray ndry vao hita 😊bonne Annee ndry sy vady amanjanakao mirary soa sy tsara mandrakariva ho anao sy fianakavinao Bisous 😘😘😘
@carlarose67973 күн бұрын
Ny catholiques sy ny protestants miaraka no tsy tia and rajwel. Rà mi volana ny hafa, dia hitovy.
@djianffarattoumani23213 күн бұрын
Bonjour, pourquoi ne pas libérer tout les prisonnier à Madagascar, que ce qu'ils ont fait dans leur Pays.
@andriramaroson85203 күн бұрын
Ka mety ny handany tamingana ny vahoaka Malagasy manontolo mihintsy anie ny tanjon' Filou sy ny forongony e! Mila fanabeazana eo @ lafiny rehetra ny vahoaka! Ny elites rehetra lasa daholo izay tokony hitarika na hanome exemples ho an'ireo vahoaka tsy mandady harona ! Ny fanontaniana dia izao: Fa naninona no nisy ny 72, 91! Fa taorian"izany, dia tapitra ny hetsika isankarazany . La dictacture est entrain de s"encrer à Madagascar ! Misy fetra ny zava-drehetra !
@jocelynandrianoasy15 сағат бұрын
Si ta famille vit en France et profite du système du pays d'accueil, alors sois prudente et moins dure dans tes propos contre ce pays qui ... t'accueille. Efa lavitra Antsirabe sa ?
@andriramaroson85203 күн бұрын
Peu importe! Fa ny vahoaka mijaly nohon'ny fahantrana !Efa tsy tia an-i Filou intsony ny vahoaka ! Fa ianao ve jamba sa mankahala an'Ravalomanana Ex: Jereo fotsiny ny qualité letchis tonga taty Europe tena ratsy sady mahamenatra! Simba ny firenena malagasy ! Hono hoy aho: aiza ho aiza lay momba ilay volamena 51kg saika nahondrana antsokosoko teo? Toa tsy heno ntsony? Samy tratry ny taona 2025.
@SergeRakotoniaina3 күн бұрын
Tsy mampety ny resakareo anie mbola Ravalo no tsiriritinareo nefa betsaka ny vahoaka tsy tia azy dia tsy mety hitovy mihintsy ny hevitra ary mahazo vahana ny fitndrana