Meric boucoup vo avy niheno anio mahitsy taminy herinanjo in daminy radio dbsc 😍😍😍🥰🥰🥰😘😘😘
@angelinerazanamasy72573 жыл бұрын
Misaotra betsaka e! Tena tsara 👍 , mirary SOA e 🙏
@hajasergerakotomandimby33483 жыл бұрын
SALAMA E. mahay n'y mpilalao. Rakoto s'y Cinez mitovy feo aminay fa i Faly no tena manana feo hafa sy sarotra. Toa ny voix jazz rock miaka midina. Ity n'y anareo rehetra 👉👍👍
@dellkwmaddellkwmad57143 жыл бұрын
Oka leretsy ah, tena mahay ranga ny mpilalao sy manoratra rdb, mankasitraka leretsy ah🙏🙏🙌🙌🙌👏👏👏👏👏
@andreahjhennie208010 ай бұрын
🎧❤️🇲🇬🇱🇧😍 vao hihaino. Vao maheno ny feon'ny mpilalao d tena mahafinaritra . Axiel mahay manoratra , misaotra betsaka Gasy Rakoto nizara
@fanomezantsoacatherine40963 жыл бұрын
Efa manao merci ,na dia v hiaino aza .Mankasitraka hatrany Gasy Rakoto.🙏🙏🙏
@mariachantale87603 жыл бұрын
Msaotra anareooo ❤🙋♀️🎧
@jimmyousseni52293 жыл бұрын
Mankasitraka foana Gasy Rakoto a
@marielesage12543 жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko tegna mampalahelo be lay tantara 🥰😍miandry ny tantara vaovao e 🥰🥰🥰🥰❤❤❤❤❤❤❤❤
@hanitrinialaramarimampiani25312 жыл бұрын
Tsara be ny tantara fa misaotra betsaka, mahay be daholo ny mpilalao fa I Vanintsoa de tena tiko lotra ! Mankasitraka o
😂 😂 😂 😂 😂 😂 Lanak n fiomehezana za mihaino ity tantara ty kkkkkk le pozin iz mivad manis vola
@hudachristine48235 ай бұрын
Mankasitraka anareo ô❤❤🎉🎉
@marinadonia61103 жыл бұрын
Film ef hita, zao mihen tantara mikasik anity tafahotra ity
@patricialine10733 жыл бұрын
😂 😂 😂 😂 😂 😂 😂 Lanaka ny fiomehezan za amin ilay fandraisana reto mpivady reto kkkkkk
@lopotitchaat54883 жыл бұрын
Bjr ah de misaotra betsaka fa Tena Tsara Ary mampalahelo ilay tantara 😘❤️❤️
@marietteeliaswaaae88554 ай бұрын
Hay mahay mitomany hiany 😂😂😂jatra laladririnina osi a oe tody tsy misy fa NY hatao no ita
@nayanbritanie81953 жыл бұрын
Misaotra betsaka ooo
@rinnalaurette28593 жыл бұрын
Misaotra ooooh 🙏 🙏 🙏
@mariellaferinande79533 жыл бұрын
Misaotra betsaka ô🇲🇬💖
@miorarazanamanana3923 жыл бұрын
Misaotra indrindra radio don bosco
@huanghui63324 ай бұрын
sahaza ho anao ny migadra
@hoteldesthermes16913 жыл бұрын
Tena mahay be ny mpanoratra, mankasitraka anareo rehetra fa tena manana talenta tokoa ianareo, ampiasao hatrany izany fa tena mahafinaritra be !!! tena kanto !!!!
@ZoéRavolamizana5 ай бұрын
Raha ny mpivady mitovy toetra de tsy mety
@maryantoinette71813 жыл бұрын
Mikarakara nizara fa mahafinaritra mirarisoa hatrany
@sayarandrianarisoa42355 ай бұрын
❤
@jeannickclaudiahajazakasoa44573 жыл бұрын
Tena aratsin olona re zani e mampalahelo😢😢😢😢
@anjaranaivo4923 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko, lesona tsara ho azy zay tsy mitsemboka fa fetsy ratsy zay no fiafarany 🙏🙏
@nessyrawns84054 ай бұрын
Be fiketrika marina ka aiza no tsy havita hangalatra tao ampiasany
@hantarajoelisolo31483 жыл бұрын
Nenitoa masika tsy misy hilaivana azy pffffff😏
@miangalyandy20323 жыл бұрын
Misaotra tompoko tsara sy mampahelo ilay tantara
@chantalrannem34033 жыл бұрын
mankasitraka ô
@DanielleAinafanahy5 ай бұрын
Tody tsy misy fa ny atao no hitako e!
@miangalyfinona85953 жыл бұрын
Makasitraka o tsara be lay tatara
@pamellamougin7563 жыл бұрын
Merci 😊
@jeddiamira87913 жыл бұрын
Bjr tena misotra betsaka fa Tsara be tanantara.
@kumarimarthin13463 жыл бұрын
maty bola🎎
@vivianeraminosoa21593 жыл бұрын
Misaotra o!! Tsara be fa dia mampalahelo!!
@yondayyonday11873 жыл бұрын
Tena misy ty tantara ity, jirane eto akaikinay ,makasitraka tompoko hanatra hoanireo olo-pivarojanaka
@nasirnasirrock57873 жыл бұрын
MANKASITRAKA
@Sandie6462 жыл бұрын
Mankaliolio jery ny mpamsavy ratsy toetra mivady na lelahy na vevavy fianakavina sam tsis ilavanazy
@hanitramimie60923 жыл бұрын
Makasitra 👍
@arlinarlind16953 жыл бұрын
Misaotra mizara tompoko
@melissaideally8613 жыл бұрын
Ts mitsahatra mankasitraka anao Gasy Rakoto@ fizarana ampitiavn hatrany'ny tantaran RDB f vao hanomboka hiaino k d mankasitraka an RDB syny mpanortr ary ianareo mpilalao rhtr Zay tena manatalenta tokoa @ filalaovn tantara surtt Vanintsoa ;Faly ; Rakoto ;Sinezy ; Anjahariliva ; Holisoa; Ony Mihajanirina etc etc
@volamarinavolany88463 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@juannarodlish39543 жыл бұрын
Ef misaotrsahad tompok de miandr marain zan 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇸🇦🇸🇦🇸🇦
@miangalyandy20323 жыл бұрын
Enjana ihany ity fitiavambola ity
@juannarodlish39543 жыл бұрын
Aleo ts managn tozay fianakavin rats toetr tss lavanaz tohy ton maty mbol loatr Ref vola nol masak be andoh nol ray ts maints manao hotranio fon ts malal ny af fa ny nany fon no masak ao atsain
@southji28223 жыл бұрын
Loza zany raha toetranolona
@andreahjhennie208010 ай бұрын
Mampalahelo f d tena mijaly fona ny kamboty , vehivavy fona no manao toetra ts mendrika @ havam-badiny