Tanilanila ilay masoandro mody oo andrefana iny ee Nivoaravoara mena ee, dorehitra e, nirehitra e, nilentika e. Miandrandra lanitra ny velona o, mahatsiaro resy Very fanahy mijoro, ka velon-tsetra, mievina e no koditra ee Tambazako izay tsy ory Raha mitopy iny ambony...
@sylvoalias5 жыл бұрын
Misaotra @'le tononkira re Razafimbelo fa de reviko ako e...
@MeistrosLabor4 жыл бұрын
Gruss aus Deutschland ! Wunderschöne Melodie !
@wutangtexas57892 жыл бұрын
Aka desde Mexico no entiendo lo que dice ( hablo y escribo español ) pero igual se siente y llega al corazon con tan solo entender la musica es señal de que todos vivimos en un mismo sentido de la vida , UN MEDIO DE CONECTARNOS SIN QUE NADIE LO QUEBRANTE O LO DETENGA :.....: 777
@LaChasse555 Жыл бұрын
It's a song from Madagascar
@princydevaux5 жыл бұрын
erick the best.il a tout réussi,l'athlétisme et la musique.le frere a ma mere était dans son équipe en 1972 lorsqu'il a été champion de madagascar.si tu passe par la erick le frere a ma mere avait pour surnom (ra l'homme) dans l'equipe d'athletisme.il est toujours de ce monde.
@allainraonison75064 жыл бұрын
MIAVAKA AMIN'IREO HIRA ALEFA ANKEHITRINY zay TSY MISY HENOINA FA DIA FITOMBENANA NO BETSAKA!! SOA FA MISY ERIC MANANA NA MAHALEHO MITAZONA NY MAHA GASY!!!
@deejaykid33426 жыл бұрын
☹😢 cette musique me rend nostalgique a chaque fois que j l'écoute...mampitehody
@louisetteboulanger28284 жыл бұрын
C'est vrai, zay tsy ory en l'écoutant c'est qqun qui a pas de coeur 💝💝
@andrianinamalagasy8114 жыл бұрын
Tena marin mapitehody eo vo mafantatra oe mamy ny tanindrazako🇲🇬🇲🇬❤
@andrianinamalagasy8114 жыл бұрын
Aty atany lavitra miheno anlay hira d matsiaro oe mamy ny tanindrazako🇲🇬🇲🇬❤
@ainarandria86526 жыл бұрын
Veloma am mama sy papako antanana any. Refa mody a dia hampiadaniko nareo ❤
@vloggasy5 жыл бұрын
ndriiiii AMEN ry namana. aza ela fa miandry Papa sy Mama
@gabrielleamd39664 жыл бұрын
Marina akia !!! Il faut en profiter !!! Il est temps 👍🇲🇬❤️🙏🍀
@hemakeny80965 жыл бұрын
Wow 😢😢😢hafa iany hira fahiny ❤❤👍👍
@leeneranthonyrakotonirina29142 жыл бұрын
Bonjour zah makafy any eric
@ravelosonvoaharisoatakalo34066 жыл бұрын
Tena hafa ny hira fahiny! tena kanto sy misy fiatraikany foana amin'ny fo na dia efa ela aza! Very anefa zany amin'ireto mpihira ankehitriny!
@poundalee52819 ай бұрын
Milay, misaotra nizara❤
@thierrylaugier76917 жыл бұрын
très belle chanson au son presque "made in South Africa". J'adore, misaotra betsaka pour ce beau partage !!
@andri51696 жыл бұрын
Tu insinue une copie ? C'est du "made in Madagascar" tout court, pas de presque!
@thierrylaugier41125 жыл бұрын
une belle convergence de cultures,l'emploi de l'anglais n'était pas heureux,c'est tout...
@wendyy92994 жыл бұрын
Oooh je suis tellement contente d’avoir trouvé cette chanson !
@audrey2288k23 күн бұрын
Pareil
@nirinaramangasalama5868 Жыл бұрын
Tiako. Merci pour le partage. :-)
@diaryneva91195 жыл бұрын
eric Manana, mba ataovy azo telecharger na ilay izy fa zahay aty Mada tsu manana connexion foana e
@harsoa23263 жыл бұрын
Mihaiky an'Erick Manana fa tena feno ilay talenta.🍀 Taona 2021 mbola tsy ho lefy rahoviana ny hiranao🎶🐦
@randriatsilavinatolojanaha71222 жыл бұрын
Hafa mihitsy ny tsiron'ny vazo gasy e🙏
@georgiarosine60855 жыл бұрын
😢😢😢 tsra be l hira mahangoma Tani niaviana zalahi e
@randriamamonjyniainajeanel33016 жыл бұрын
mbl tanora aho f makafy n vazo fahiny adalainy rew namako aho oe mihaino n hira nantitra ono,tiko l izy ary ts adiniko
@thibaut87576 жыл бұрын
c'est excellent ... jetais à un de ses concerts en 2013... superbe
@clairethemusician9682 жыл бұрын
Sick
@gabrielleamd39664 жыл бұрын
Sady taviny no volony 👏🏻👏🏻👏🏻💯💯💯❤️🍀❤️🙏😘
@gabrielleamd39664 жыл бұрын
Ilay feonkira aloha dia tennnnaaaaaa👍💯👍🇲🇬
@onemode39288 жыл бұрын
Ahatsiarovako ny fahazazako! Merci. Tsara be le hira
@alainrahar1755 жыл бұрын
Ndriii mahamanina an'i gasikara ,eee..te hody
@ravohemanarimarina70037 жыл бұрын
mbola mamiko ny taniko! de i Madagascar! manembonembona
@carmelogiannopolo1211 жыл бұрын
eee!! tena te hody kely maintsy eee!! manina eee!! merci kalapiso1!!!! oooooo!!!
@rosemanitra474 жыл бұрын
Malaelo an tanindrazako aho e. Tsy atakaloko ny hafa n inona inona
@estellerazaiarisolo75819 жыл бұрын
mmhhh!zany ka hira gasy!!manjaahh!!
@hasina81635 жыл бұрын
E e hafa ihany ny hira malagasy taloha tena miteny sady ts lefy no tsy mba mankaleo, fa mitoetra fona. Mahafinaritra ery.Mankasitraka ee.tsara be
@agnesratovoson10304 жыл бұрын
Eeeeeee hitako iany ❤❤❤❤❤❤Misaotra eeee
@sylvoalias3 жыл бұрын
Oay aho re Ry kalapiso fa de manigna ny agny andragno dieha se zay mihaino ty vazon-droky ty.... Ka :"Very fanahy mijoro,ka velon-tsetra,mievina e no koditra ee " sniiif sniiif..
@sylvoalias3 жыл бұрын
Tambazako izay tsy ory Raha mitopy iny ambony... Made in Eric Manana
@randriatsilavinatolojanaha71222 жыл бұрын
Tena matsiro ilay hira..Made in Malagasy💪
@heritinadieliaramarosandra2716 жыл бұрын
Manimanina ny any @ney any zaho zan......Maheno an'ty
@miranaphenix314 жыл бұрын
Zany ka hira, tsara loatra. Mankasitraka e
@jameliatasma59815 күн бұрын
Tiako ity hira ity❤
@rosemanitra475 жыл бұрын
Misaotra aky kalapiso nizara an ity hira ity fa tena akafiziko. Mampanembona ny any an tanana