Raha vao tantara mampatahotra na mampiomehy dia asiko j'aime avy hatrany na mbola tsy manomboka mihaino ary zah! Misaotra betsaka nizara tompoko oh
@hantarajoelisolo31482 жыл бұрын
Aleo ataony masera azy , raha tsy zany koa tsy fay ilay lehilahy tia manao herisetra reny .
@مُترجم-ز1ض2 жыл бұрын
Misaotr betsak mitandregny sad miasa ato 💪💪💪💪💪👊👊👊👊👊
@narindraniaina96342 жыл бұрын
Miarahaba tompoko ooo Misaotra indraindray De mirary soa sy tsara eee! De bonne journee daholo 😍😍😍😍😍😍😘
@GasyJ2 жыл бұрын
"The nun " version Malagasy izany ity tantara ity 🤣🤣😅 Misaotra nizara EEE 🙏 Ny mpilalao koa mahay 🔥🤗👍
@lucieravololona18652 жыл бұрын
Hummm, tsy ratsy ilay izy a 👍 misy hanatra tsara hatrany ny tantara, matihanina koa moa ny mpilalao hany ka finaritr'ery ny mihaino azy🙏👍🙂
@anou34 Жыл бұрын
Mampalahelo kely ery Mia 😥😭😭😥😓 Misaotra eeeh
@anjamayainne3691 Жыл бұрын
Mankasitraka eh !
@mihaminahenintsoaandrianav61492 жыл бұрын
Tsara e tokony havadika film
@fanekenatomefy58772 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra nizara
@roz10462 жыл бұрын
De possible marina ve oe oul efa maty mbl afaka mamono 😂
@lucieravololona18652 жыл бұрын
😂🤪😛hiiii 😂☹️, hentina hananarana mba hanitsiana andraolombelona daholo izany amiko fa ny maty tsy hafa manao ininona intsony ré a 👍
@anou34 Жыл бұрын
marina aki zan a@@lucieravololona1865
@olivoyaoliviya12562 жыл бұрын
Mankasitra 🙏
@vuneyaluvune66322 жыл бұрын
Merci beaucoup 🥰
@arassywarda87252 жыл бұрын
Merci beaucoup
@sidonie67642 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o 💗💗💗💗💗💗💗💗🇲🇬🇲🇬💗💗💗💗💗💗💗💗💗🇰🇼🇰🇼💜💜💜💜💜💜💜💜💜
@lilydaubec62982 жыл бұрын
Mampatahotra !
@esthererandriamamonjy9002 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@vivianeraminosoa21592 жыл бұрын
Misaotra nizara o!!
@angelinahmboty69402 жыл бұрын
Mahagaga ko zany i Mia teo nivoaka de nakaratony ny varavarana.zany we tafavoa ihany zany le varavarana ide niditra i Mia. Zao lasa tsy tafavoa koa le izy.mety adinonareo angamba fa I Mia mbola tany ivelany de nareo tafahidy ao. Eny antenatenany misy mifamadika kely le izy.nefa misaotra ihany nizara