Tantara gasy: Tantara gasy Viva Radio Indray mihaino
Пікірлер: 19
@VioletteRAFARASOA-ht9xj3 ай бұрын
Tsara bé ,Mankasitraka 🙏🙏
@saholinirinahasinah55322 жыл бұрын
Mankasitraka nizara Gasy Rakoto aaa Fa lay feon i malala mitsakoahana mahakemo isaky ny tantara lalaoviny
@raholimananatiana62656 ай бұрын
Ilay feon Malala mitsakoahana ratsy be , manimba tantara
@lilydaubec62982 жыл бұрын
Tsara bé ny tantara. Misaotra Gasy Rakoto
@andritianaherilala508 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@pisoupisou51602 жыл бұрын
Mbola tsy natory ah fa mihaino anty zay vo atory😘😘merci
@doriciadoris82559 ай бұрын
Tsy tiko mihaino feony Malala ka
@mamymamy34132 жыл бұрын
Misaotra hatrany mizara fa tsara be
@angelinerazanamasy72572 жыл бұрын
Tena tsara ...mankasitraka e 👍
@gislainebachasse6482 Жыл бұрын
Marikoriko Koa le feon'ilay Malala ka! Tsy naturel mitsy ! Fa maninona raha tsy amboarina bé toa zany e!
@doriciadoris82559 ай бұрын
Eny wa
@tianarakotomalala79422 жыл бұрын
Tsara le tantara !
@user-uv8gt4eh4b8 ай бұрын
Zany refa tia namana ,maninona ra mipetraka ao antrano mikarakara tokantrano😂
@mariellaferinande79532 жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara 💕💕
@emmarafaliarison95162 жыл бұрын
misaotra betsaka hatrany e
@hantarajoelisolo31482 жыл бұрын
Tokony mbola hisy tohiny ity 😄
@sidonie67642 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko fa tena otrany owe hitako maso sy azo tsapaintagnana mitsy re ny tantara Tompoko o ♥ tena tsara ka ♥️♥️♥️♥️♥️❤❤❤♥️♥️🇲🇬🇲🇬💕💕💕💕💗💗💗💗💗💗🇰🇼🇰🇼💚💚💚💚💚💚💚💚💚💚
@esthererandriamamonjy9002 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@rosetterasamizanakiniaina98439 ай бұрын
Misaotra ny mpanoratra sy ny mpilalao fa tena nahafapo no mananatra @ fiainana. Mankasitraka tompoko