No video

Tantara gasy --- Fitia mitoetra 1 👉🏻👉🏻Tantara RDB

  Рет қаралды 11,567

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Tantara gasy: Tantara Malagasy
Radio don Bosco
Fizarana 1/2. afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
"Gasy Rakoto groupe"
/ 190706185907660
email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy

Пікірлер: 36
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 жыл бұрын
Mahay oa ny mpilalao RDB . Mankasitraka anareo 👍👌
@marielesage1254
@marielesage1254 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko tegna mahafinaritra be lay tantara miandry ny tohiny indray e ❤❤❤❤
@rafarantsa5072
@rafarantsa5072 3 жыл бұрын
Misaotra hatrany mizara Rakoto a👍 Mirary soa tompoko
@andonapoli8249
@andonapoli8249 3 жыл бұрын
Isaorana hatrany ianao Rakoto nizara dia miandry ny tohiny oo 😍😍
@lyndaepiphanie3132
@lyndaepiphanie3132 3 жыл бұрын
Misaotra nizara e ❤🇲🇬
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka ô 🎧🔥👌😍🇲🇬
@apop3771
@apop3771 Жыл бұрын
Misaotra betsaka
@mayaaandreaa3594
@mayaaandreaa3594 3 жыл бұрын
Misaotra miandry tohiny o 🙏😍
@melissaideally861
@melissaideally861 3 жыл бұрын
Mankasitraka anareo mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa tompoko f ananareo tokoa ny talenta fa tsarab Sady mahafinartra lay tantara !Mampalahelo ny toetsain Maman Tantely s'y Felana ; ary Mahery rats saina ! Miandry ny tohiny d miangv tompoko aza atao ela an d misaotra ndrindra tompoko o
@poudjah125
@poudjah125 3 жыл бұрын
Misaotr ❤️🥰🥰🥰
@samrasamra1208
@samrasamra1208 3 жыл бұрын
Misaotra ee miandry tohiny manaraka indray
@nayanbritanie8195
@nayanbritanie8195 3 жыл бұрын
🇲🇬
@fanomezantsoacatherine4096
@fanomezantsoacatherine4096 3 жыл бұрын
Merci bcp nizara Rakoto an ☺☺🙏🇨🇵
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
De rien Catherine a
@esthellerajaonarison4481
@esthellerajaonarison4481 3 жыл бұрын
Tsara be le tantara fa i Felana sy ny Reniny no tsy firafozana tsy faka taranaka izy mianaka
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Mpamosavy malemy ireo
@isaackumba2688
@isaackumba2688 3 жыл бұрын
Merci 🙏 miandry ny tohiny o👍
@gasykamanja6913
@gasykamanja6913 3 жыл бұрын
Miandry n'y tohiny sahady azafady ô 👍
@anjaranaivo492
@anjaranaivo492 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@emmarakotomahanina435
@emmarakotomahanina435 3 жыл бұрын
Misaotra mizara o
@kotyjenny
@kotyjenny 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka o
@dellkwmaddellkwmad5714
@dellkwmaddellkwmad5714 3 жыл бұрын
Vao hiano za Tonga de itako machiro be dray ity tantara ity satry ao daholo mpilalao mahay be, toraka vonikazo alo e
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
machiro machiro e
@dellkwmaddellkwmad5714
@dellkwmaddellkwmad5714 3 жыл бұрын
Enoko atramy vazanify mihitsy n'y chirony
@jimmyousseni5229
@jimmyousseni5229 3 жыл бұрын
Misaotra e
@arlinarlind1695
@arlinarlind1695 3 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko
@yvettebeatrice472
@yvettebeatrice472 3 жыл бұрын
🙏🏽👍🏾🎧🥰🎧🥰🎧🥰🎧
@chandolachandola7798
@chandolachandola7798 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko
@meryfitiavana70
@meryfitiavana70 3 жыл бұрын
Misaotr nizar Tompok oh
@gasykamanja6913
@gasykamanja6913 3 жыл бұрын
🙏❤️
@melissaideally861
@melissaideally861 3 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko oo vao hanomboka hiaino k d mankasitraka mandrkrv ré tompoko oo
@sidonie6764
@sidonie6764 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o! 💕💝💖💘❣💞💙💗💚🤍💜🧡💛♥️. Aza atao ela tohiny e? ♥
@levoyeur-haikantosynytonto1676
@levoyeur-haikantosynytonto1676 3 жыл бұрын
ESORY TSY MISY HATAK'ANDRO NY TANTARA NOZARAINAREO REHETRA ATO AZAFADY INDRINDRA RY ADMIN!!!! TSY NAHAZOANAREO ALALANA NY TAMIN'NY RADIO SY NY MPANATONTOSA ARY MPANORATRA NY MIZARA TANTARA ATO. FANANAN'NY ONJAM-PEO NY TANTARA KA RAHA TSY NANOME ALALANA ANAREO AZA AVOAKA TOY IZAO AZAFADY!!!! MISY LALANA ETO ARY HOSOKA NO ANARAN'IZAO ATAONAREO IZAO !!
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Rehefa voalazanao izay dia aza adino ny mi s’abonner @ chaîne tsika o! Saika adinoko: ny antsika Tsy mba tapatapaka @ pub an! satria tsy natao hitadiavam-bola mantsy! Tadidio koa fa ny mpanenjika toujours afara e! Sonia: Ilay « ALOKA »
@aghvcg3236
@aghvcg3236 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
TANTARA MALAGASY - Saron-javona
1:06:57
E-Vaovao
Рет қаралды 9 М.
managed to catch #tiktok
00:16
Анастасия Тарасова
Рет қаралды 46 МЛН
КАКУЮ ДВЕРЬ ВЫБРАТЬ? 😂 #Shorts
00:45
НУБАСТЕР
Рет қаралды 3,4 МЛН
TOHIVAKAM-PISARAHANA (Aceem) #gasyrakoto
1:34:33
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 15 М.
SAIKA HAFOY (Tantara lava RNA)
51:56
D-aly
Рет қаралды 6 М.
TANTARA GASY NY FISIANY
47:30
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 7 М.
Tantara RDB: HERIN’NY FITIAVANA #gasyrakoto
1:14:29
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 8 М.
MISTERIN'ILAY SAKA MAINTY (Tantara lava Record FM)
1:14:47
Deux Y (Tantara lava Kolo FM)
1:24:29
D-aly
Рет қаралды 7 М.
TANTARA NY RDB. RANGO-TSAKA
1:37:56
Malagasy
Рет қаралды 9 М.
FIANAKAVIANA BE SURPRISE (Aceem Radio) #gasyrakoto
2:31:42
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 19 М.
Tantara Viva Radio: Hanambady Varira Oe e ? #gasyrakoto
1:06:13
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 8 М.
managed to catch #tiktok
00:16
Анастасия Тарасова
Рет қаралды 46 МЛН