No video

Tantara gasy --- Lolon-jazakambana👉🏻👉🏻 Tantara RDB

  Рет қаралды 36,944

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Tantara gasy: Tantara Malagasy
Radio don Bosco
Indray mihaino. afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
"Gasy Rakoto groupe"
/ 190706185907660
email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy

Пікірлер: 42
@rixdjani6143
@rixdjani6143 3 жыл бұрын
Quelle tragédie ! De mavita ratsy ny fitiava tena. Rovina vao iova ny fisainan'olombelona. Misaotra be tsara le tantara 💐❤️
@AndritianaHerilala
@AndritianaHerilala Ай бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@mayaaandreaa3594
@mayaaandreaa3594 3 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko 🙏 anatra ho any mpamono olona zany , tsy tokony atao mamono olo na de mbol ao ankibo aza efa misy fanahy reny zaza reny 🙏😍
@sabrinamalalawartina2924
@sabrinamalalawartina2924 3 жыл бұрын
Tena mahafinsritra be no miheno ny tantara nare ty fa manina Kay to misy hangatra fona
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 жыл бұрын
Vao nandeha omaly ity . Mijinja tadidio Zay manao ratsy 👍
@poudjah125
@poudjah125 3 жыл бұрын
❤️❤️🥰🥰 misaotra betsak
@razanatsimbahajaainapatric2826
@razanatsimbahajaainapatric2826 3 жыл бұрын
Ndriiiiii. Mampalahelo Fidy sy Vola samy voadona t@fiainana I Rado sy Fara kosa tsara hoanareo zay satria namafy voa ratsy dia mionty voa ratsy mamafy voa tsara dia mionty vokatra tsara sarobidy ny aina ka de samy mijinja izay nafafiny mankasitraka RDB
@sidonie6764
@sidonie6764 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o!💚❣💞💕💖❤💝💗💜🇲🇬🇲🇬🇲🇬💛💝💚❣💞💕💖🇰🇼🇰🇼🇰🇼💛💘💝💚❣💞💕💖❤👍👍
@esthellerajaonarison4481
@esthellerajaonarison4481 3 жыл бұрын
Lehilahy sy vehivavy tsy vanona tsy manjary tsy natera be vavy Fara sy Rado mampalahelo le tantara
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka ô 🎧👌🇲🇬🇧🇬🔥
@rinnalaurette2859
@rinnalaurette2859 3 жыл бұрын
Tena latsaka ny ranomasoko, 😭😭😭😭mampalahelo be
@vonyrakoto293
@vonyrakoto293 3 жыл бұрын
misy tena miondana ve tony tantara gasy tony 😅
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Hehe, sady miondana ny aty no miday mitsy e!😅
@apop3771
@apop3771 Жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 3 жыл бұрын
Makasitraka sahady o ! Vao hiaino mihitsy
@tantelinirinaranaivoson8085
@tantelinirinaranaivoson8085 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka ô
@tafitasoaemilerakotonandra8516
@tafitasoaemilerakotonandra8516 3 жыл бұрын
Mankasitrak eh
@onjaraharinirinasoa-qf4fx
@onjaraharinirinasoa-qf4fx 10 ай бұрын
Merci. Beuacoup
@rafarantsa5072
@rafarantsa5072 3 жыл бұрын
Tantara gasy oa tsy mba miresaka ny justice mintsy, fa de mijanona eo am mifamela eloka fotsiny,. tokony manefa ny saziny zay manao ratsy fa zay no tsy mampandroso an Madagasikara. Zay no ilaina ny lalàna. Ze mamono olona de manefa sazy. Lasa miandry matoatoa hanafay ny mpanao ratsy....mapme Afaka mamela heloka fona fa aleo ny lalàna anao ny asany
@fenoguerlavais5466
@fenoguerlavais5466 3 жыл бұрын
Zay ny mahatonga le fitsarambaoka satry tsy misy mampiantra ny lalàna
@rafarantsa5072
@rafarantsa5072 3 жыл бұрын
@@fenoguerlavais5466 zany mintsy. Vo nivaly ny analyse dokotera, fantatra oe nompozinina de nametraka plainte tany am polisy, miaraka am attestation médical. Le tantara tina itarina de any am manompo sampy fona pffff
@TabletteUGD
@TabletteUGD 10 ай бұрын
mampiorikoditra be le izy
@mahandryfitiafenotoky9178
@mahandryfitiafenotoky9178 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko
@cepreseau7228
@cepreseau7228 3 жыл бұрын
SALAMA ôôô!!! mankasitraka tanteraka tompko fa afa-po tsr
@baoalidah7243
@baoalidah7243 3 жыл бұрын
Merci beaucoup vo ihaino o ☺️
@domoinajudiahvolaherimiran1425
@domoinajudiahvolaherimiran1425 3 жыл бұрын
🙏🙏🙏🙏💪💪🥰
@arivnana9474
@arivnana9474 3 жыл бұрын
Misaotra tompoko. Tsara ny tantara fa ny ratsy atao loza miantona foana. Ny atao tokoa no miverina
@arlinarlind1695
@arlinarlind1695 3 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko
@mercyheaven2982
@mercyheaven2982 3 жыл бұрын
Tena raha misy vehivavy toy fara tena mpamosavy velona.tsy mampino ahy hoe tena hisy tokoa ve izany.
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko ô
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
👍
@betamanitrarak7170
@betamanitrarak7170 3 жыл бұрын
Za ve rangaha nanatena zavatra mampatahotra be ..
@chandolachandola7798
@chandolachandola7798 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko
@auziaauzia17
@auziaauzia17 3 жыл бұрын
Misaotra betsak tompoko ô nizara
@nayanbritanie8195
@nayanbritanie8195 3 жыл бұрын
Merci eee
@perpetueraharisoa1888
@perpetueraharisoa1888 3 жыл бұрын
Mankasitraka nizara tompok
@hantafandeferana4980
@hantafandeferana4980 3 жыл бұрын
M
@faniryloeticiah6071
@faniryloeticiah6071 3 жыл бұрын
Misaotra tompoko o
@nasirnasirrock5787
@nasirnasirrock5787 3 жыл бұрын
Misaotra betsak tompoko
@jfkfkdkfklf8079
@jfkfkdkfklf8079 3 жыл бұрын
Makasitsaka o efa ts hadriko mihits nihenoko an tu tantara ty fa de apadrotson fb tato foana omaly
@emmarafaliarison9516
@emmarafaliarison9516 Жыл бұрын
misaotra hatrany @ fizarana oo
@lyndaepiphanie3132
@lyndaepiphanie3132 3 жыл бұрын
Mankasitraka e ❤🇲🇬
Tantara gasy --- Lalan-tokana👉🏻👉🏻Tantara RDB #gasyrakoto
1:02:56
Zombie Boy Saved My Life 💚
00:29
Alan Chikin Chow
Рет қаралды 27 МЛН
What will he say ? 😱 #smarthome #cleaning #homecleaning #gadgets
01:00
طردت النملة من المنزل😡 ماذا فعل؟🥲
00:25
Cool Tool SHORTS Arabic
Рет қаралды 21 МЛН
这三姐弟太会藏了!#小丑#天使#路飞#家庭#搞笑
00:24
家庭搞笑日记
Рет қаралды 73 МЛН
Tantara Malagasy - ILAY VAKANA MPAMOSAVY (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino
1:21:31
ANDREMANINTONA - TANTARA RADIO MAMPITA
1:12:54
Radio Mampita
Рет қаралды 10 М.
Nifankatia tamin'ny mpamosavy (INTÉGRAL - Tantara Gasy)
1:02:06
TANTARA MAMPATAHOTRA RDB TRANOMAINTY NA ANDROVALOLO
1:13:29
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 56 М.
Valifaty soron’aina👉🏻👉🏻 Tantara RDB #gasyrakoto
58:22
Tantara ACEEM Radio : TSIAMBARATELON’I DADA #gasyrakoto
1:37:48
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 26 М.
Anjorom-pady 1: Tantara Aceem Radio #gasyrakoto
1:27:21
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 14 М.
Zombie Boy Saved My Life 💚
00:29
Alan Chikin Chow
Рет қаралды 27 МЛН