No video

Tantara gasy --- Ny tody tsy misy...2/2👉🏻 Tantara RDB

  Рет қаралды 13,752

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Tantara gasy: Tantara Malagasy
Radio don Bosco
Fiz 2/2 afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
"Gasy Rakoto groupe"
/ 190706185907660
email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy

Пікірлер: 37
@jocelyneletruong737
@jocelyneletruong737 3 жыл бұрын
Merci infiniment pour toutes les histoires que vous nous partagez (je me souviens d'une phrase dans cette histoire (ny ambany mbola ho ambony ary ny ambony mbola ho ambany) j'avais entendu cela dans une chanson (de Bouboule je crois comique et chanteur à l'époque) quand j'étais adolescente mais je pense qu'elle avait été censurée à cause de cette citation ... dans les années 1970 ! C'est une leçon de vie à ne pas ignorer et la vie est comme une roue de charrette. Cordialement !
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Au plaisir!
@ntsoavina
@ntsoavina 3 жыл бұрын
Mankasitraka hatrany gasy rakoto fa tena afapo tena mizara hafaliana ianao na ny olana az alas adino amin'ireto tantara maro alefa ny raharaha sy ny asa vita hoazy koa
@yousafyousaf3693
@yousafyousaf3693 2 жыл бұрын
Mankasitraka
@arlinarlind1695
@arlinarlind1695 3 жыл бұрын
Mirary soa anareo mpiasa RDB fa tena manome soa sy ntsara ho any mpankafy 👍🏿
@nathalierazanatinaknott1209
@nathalierazanatinaknott1209 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka gasy Rakoto a Mirary soa
@andonapoli8249
@andonapoli8249 3 жыл бұрын
Mankasitraka hatrany Rakoto mizara fa dia afapo foana@ tantara 😍😍
@exkuw7771
@exkuw7771 2 жыл бұрын
Misotra betsaka nizara Fa tsara be ilay tantara ( tsaroko by tantara-mpiainay taloha toy izao ny fiainana Dada sy mama . I Dada miasa @ garage andro na alina sady mécanicien ihany koa nefa kely karama , i mama indray mivarotra vary izay farany kely tombony indrindra ........ ankehitriny faly izahay zanany satria nisy fiovana ny fiainanay ary sambatra i mama nefa indrisy i dada niaritra ny mafy tsy eo intsony Fa efa lasa any @ mandrak'izay
@juannarodlish3954
@juannarodlish3954 3 жыл бұрын
Misaotr atran tompok @Gasy Rakoto sy mpilalao rehetr ❤❤❤💞💞✌✌🙏🙏
@mayaaandreaa3594
@mayaaandreaa3594 3 жыл бұрын
Misaotra ee misy anatra azo raisina tsara 🙏Ny tody tsy misy fa ny atao marina no miverina 😂😉
@marielesage1254
@marielesage1254 3 жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka tompoko tegna mampalahelo be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray 😍😍
@arlettearlette91
@arlettearlette91 2 жыл бұрын
Merci bcp
@hanjara7194
@hanjara7194 3 жыл бұрын
Misaotra indrindra amin'ny fizarana ny tantara. Zay lay hoe io volabe anao io tsy minday anao hatrany mauzolée. Ka aza de mirehareha loatra amin'ny vola be fa mety fongana amin'ny indray mipimaso reny. Ary tokony tsarovana foana koa fa kodiaran-tsarety ny fiainana ny ambony mety ho ambany indrindra tony olona mpanosihosy ny zon'olombelona tony; ary ny ambany mety ho ambony.
@angelinerazanamasy7257
@angelinerazanamasy7257 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka t@ tantara fa TSARA bé 👍👍
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
👍
@mendrikarazafi3063
@mendrikarazafi3063 3 жыл бұрын
Mosaotra e 🤗🙏
@razafindrazolyzoly5342
@razafindrazolyzoly5342 2 жыл бұрын
Makasitraka indrindra tompoko
@briskabriska9256
@briskabriska9256 3 жыл бұрын
Hihi misaotra betsakiee 😍
@dominiquekalo1534
@dominiquekalo1534 3 жыл бұрын
Merci !
@rasoa82
@rasoa82 3 жыл бұрын
Misaotra e🌹🌹🌹❤❤❤
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Ts mis fisaorana o
@emmarafaliarison9516
@emmarafaliarison9516 3 жыл бұрын
Misaotra hatrany am fizarana ooo,🙏, ilay haratsitoetra tsy miova mihitsy na efa any @ hôpital aza,mbola mahay vava ihany😏
@melissaideally861
@melissaideally861 3 жыл бұрын
Misaotra s'y mankasitraka hatrany ré Gasy Rakoto@ fizarana f vao hanomboka hiaino k d misaotra s'y mankasitraka anao mpanortr koa Mme Razanabary Voahangilalao Joséphine ; ary koa ianareo mpilalao rhtr koa f d tena manatalenta tokoa ianareo THT daolo tompoko oo
@julietteharena1911
@julietteharena1911 3 жыл бұрын
Misaotra s'y makasitraka tompoko
@volasoarazanadraveloson2046
@volasoarazanadraveloson2046 2 жыл бұрын
Makasitsaka tonpoko
@Sandie646
@Sandie646 Жыл бұрын
Zany alehany refa ratsy saina loatra diso manararaotra fahatsorany ilay olona sahaza hoazy mianakavy na Ratrema tokony may tao ab🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣
@rixdjani6143
@rixdjani6143 3 жыл бұрын
Merci beaucoup 💐💖
@raharijaonahasina267
@raharijaonahasina267 3 жыл бұрын
Mankasitraka e
@laminamariealicerazafindra6294
@laminamariealicerazafindra6294 3 жыл бұрын
❤️❤️❤️🙏🌺
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
👍
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka ô 🎧🔥👌😍🇲🇬
@hafaliana5857
@hafaliana5857 3 жыл бұрын
Merci @ gasy rakoto🥺
@yvettebeatrice472
@yvettebeatrice472 3 жыл бұрын
🙏🏽👍🏾🎧🥰🎧🥰🎧🥰🎧
@patricialantoari4937
@patricialantoari4937 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko !
@perpetueraharisoa1888
@perpetueraharisoa1888 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko
@esthererandriamamonjy900
@esthererandriamamonjy900 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@lyana3605
@lyana3605 3 жыл бұрын
😿😿
TANTARA MALAGASY - An! An! Mbola tsy hanambady aho hoa
51:40
E-Vaovao
Рет қаралды 4,4 М.
Before VS during the CONCERT 🔥 "Aliby" | Andra Gogan
00:13
Andra Gogan
Рет қаралды 10 МЛН
Or is Harriet Quinn good? #cosplay#joker #Harriet Quinn
00:20
佐助与鸣人
Рет қаралды 5 МЛН
Чёрная ДЫРА 🕳️ | WICSUR #shorts
00:49
Бискас
Рет қаралды 6 МЛН
SIAKAN'NY FANAHY ( Tantara nosoratan'i RADO ANDRIANIAINA ) 2024
1:15:08
HÔTELIN'NY MATY (Tantara lava RDB)
1:04:36
D-aly
Рет қаралды 26 М.
Tantara vaovao Mbs Radio
1:02:39
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 10 М.
Tantara Malagasy - ALAROBIA TSY MIVERINA (Tantaran'ny Radio Madagasikara)
55:05
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 1,6 М.
Ny tsinin'i Neny - Tantara RDB #gasyrakoto
57:35
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 20 М.
Tantara Aceem Radio: TSY MIHOABONGA 1 #gasyrakoto
1:18:01
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 17 М.
Tantara gasy: AVOTR'AINA--Tantara RDB-- TSY AZO AMIDY #gasyrakoto
1:25:10
Before VS during the CONCERT 🔥 "Aliby" | Andra Gogan
00:13
Andra Gogan
Рет қаралды 10 МЛН