Tantara gasy --- Onitry ny lasa (diarin’i Jenny)👉🏻👉🏻Tantara Viva Radio

  Рет қаралды 13,817

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

3 жыл бұрын

Tantara gasy: Tantara Malagasy vaovao
Viva Radio afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
"Gasy Rakoto groupe"
/ 190706185907660
email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy

Пікірлер: 52
@arivnana9474
@arivnana9474 3 жыл бұрын
Mahafinaritra fa tsara be u tantara.... Tokony mba nisy tohiny kosa fa tsy tapaka be ohatra izao ee. 🙏👏👏
@germaineattieh7721
@germaineattieh7721 3 жыл бұрын
Misaotra Gasy Rakoto a!!❤👍
@lyndaepiphanie3132
@lyndaepiphanie3132 3 жыл бұрын
Misaotra nizara 🇲🇬❤
@sidonie6764
@sidonie6764 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko fa tena afampo tanteraka teo ampihainoana ny tantara Tompoko o! Mirary soa anareo e! Magnategna tohiny mba tsy atao ela be e!💘💝❣💞💕💖❤🇲🇬🇲🇬🇲🇬💚♥️💜💗💙🧡🇰🇼🇰🇼🇰🇼💘💝❣💞💕💖💯/💯👍👍👍💖💕💞❣💝💘
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
Mankasitraka Tompoko ô 🎧🔥😍🇲🇬👌
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 3 жыл бұрын
Makasitraka o
@faratina5458
@faratina5458 3 жыл бұрын
miandry ny tohiny e, de misaotra betsaka koa🥰🥰
@malala06andrian98
@malala06andrian98 3 жыл бұрын
Mankasitraka hatrany fa tena tsara be mintsy le tantara, miandry ny tohiny
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
👍
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 3 жыл бұрын
Tokony mbola misy tohiny ihany le tantara raha izao
@razafindrazolyzoly5342
@razafindrazolyzoly5342 2 жыл бұрын
Makasitraka tompoko ni mpilalao ao tsara daholy
@justineflorancia474
@justineflorancia474 3 жыл бұрын
Misotra betsaka
@chantalrannem3403
@chantalrannem3403 3 жыл бұрын
Bonjour Ô vao hiheno Ô mankasitraka sahady
@sylvierazafindranoro2553
@sylvierazafindranoro2553 3 жыл бұрын
Misaotra nizara e, de miandry ny tohiny
@ntsoavina
@ntsoavina 3 жыл бұрын
Tsara zao rah tantara. Mirary soa hoan'i mpandefa sy ny mpihaino rht
@nayanbritanie8195
@nayanbritanie8195 3 жыл бұрын
🎧🇲🇬
@esthererandriamamonjy900
@esthererandriamamonjy900 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@ramanandraisoahantarakotom6388
@ramanandraisoahantarakotom6388 2 жыл бұрын
Blanche porte v izy ry Sely a😂😂😂😂
@luciarazaline5565
@luciarazaline5565 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka ee
@evamalala1293
@evamalala1293 3 жыл бұрын
Miasaotra indrandra tompoko tsara ny tantara fa tokony mbola hitohy
@safidy6782
@safidy6782 3 жыл бұрын
Mankasitraka hatrany, 1er coms anio
@perpetueraharisoa1888
@perpetueraharisoa1888 3 жыл бұрын
Misaotra nizara
@eritina2316
@eritina2316 3 жыл бұрын
Misaotra sy Mankasitraka tompoko fa tsara ny tantara 🌹😍
@marinadonia6110
@marinadonia6110 3 жыл бұрын
Tokon mbl mis tohinioo
@rixdjani6143
@rixdjani6143 3 жыл бұрын
Merci beaucoup 💐
@monikamonika5293
@monikamonika5293 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko oh
@juannarodlish3954
@juannarodlish3954 3 жыл бұрын
Aiz tohin tantar ty @ Gasy Rakoto
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Juanna, @ herinandro ny tohiny o! Tantara vaovao io mantsy
@juannarodlish3954
@juannarodlish3954 3 жыл бұрын
@@GasyRAKOTO ok merci @ Gasy Rakoto
@lavieestbelle9883
@lavieestbelle9883 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka ee ! Mety mbola hisy tohiny ve
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
@ herinandro ny tohiny
@lavieestbelle9883
@lavieestbelle9883 3 жыл бұрын
@@GasyRAKOTO misaotra sahady !
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Mbola tsy nivoaka ilay izy mantsy!
@nadiaandrianandrasana173
@nadiaandrianandrasana173 3 жыл бұрын
@@GasyRAKOTO bonjour, efa nivoaka ve ny tohiny azafady indrindra?
@melissaideally861
@melissaideally861 3 жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka lalandv anao Gasy Rakoto@ fizarana tantara vaovao hatrany ho anay mpankafy rhtr f tena afapo tokoa zahay vao hanomboka hiaino k d mirary soa ho antsika rhtr d Tahian Tompo daolo tompoko oo
@ramanandraisoahantarakotom6388
@ramanandraisoahantarakotom6388 2 жыл бұрын
Blanche porte v Nelly ry Sely
@mariachantale8760
@mariachantale8760 3 жыл бұрын
🎧🙋‍♀️❤
@faratianamonique8241
@faratianamonique8241 3 жыл бұрын
Mahay b daholo ny mpilalao Miandry ny tohiny o
@arlinarlind1695
@arlinarlind1695 3 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko 😭😢
@Alesja_magdich
@Alesja_magdich 3 жыл бұрын
Tsara b dhlo izay henona ,satry fona fona hiheno
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 жыл бұрын
Aleo hatao an'erotreritra ny tohiny 😂😂
@marieflorerasoarinety1263
@marieflorerasoarinety1263 3 жыл бұрын
Zazakely Mbola vao 4 taona
@minnieandrian117
@minnieandrian117 3 жыл бұрын
Merci bcp o, mbola tsisy tohiny ve azafady ?
@zitarasoa1918
@zitarasoa1918 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko
@nasirnasirrock5787
@nasirnasirrock5787 3 жыл бұрын
Mrc bcp
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
👍
@waellahkiffeuse399
@waellahkiffeuse399 3 жыл бұрын
Misy tohiny ve Tompko ?🤗
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
@ herin’andro o! Mbola tsy nivoaka ny tohiny!
@perpetueraharisoa1888
@perpetueraharisoa1888 3 жыл бұрын
Fa nagnino dreik mba ty kara misy feon vaovao sy pub dray ao anaty tantara ?
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Azonao lazaina ahy v ny fotoana misy pub? ( minitra sy segondra) azafady? Tsy tokony hisy izany mantsy.
@sylvierazafindranoro2553
@sylvierazafindranoro2553 3 жыл бұрын
Misaotra nizara e, de miandry ny tohiny
@aghvcg3236
@aghvcg3236 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
Tantara Malagasy - VEROMANITRA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
1:07:50
The child was abused by the clown#Short #Officer Rabbit #angel
00:55
兔子警官
Рет қаралды 23 МЛН
OMG😳 #tiktok #shorts #potapova_blog
00:58
Potapova_blog
Рет қаралды 4,2 МЛН
Дибала против вратаря Легенды
00:33
Mr. Oleynik
Рет қаралды 4,5 МЛН
FANANTENAKO - Tantara an'onjampeo malagasy
1:09:40
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 32 М.
ANATRA sy LESONA 1 (Tantara lava Record FM)
51:26
D-aly
Рет қаралды 10 М.
Tantara Malagasy : DISO KETRIKA (Tantaran'ny Radio Madagasikara)
1:29:31
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 2,5 М.
ANDRO MIDITRA SA VALIN'NY NATAO (Tantara lava RDB)
1:08:45
Fijalian’i dada :Tantara gasy vaovao :(Kolo fm) #gasyrakoto
1:07:55
One Two Buckle My Shoes ! #spongebobexe #shorts
0:17
ANA Craft
Рет қаралды 6 МЛН
When You Get Ran Over By A Car...
0:15
Jojo Sim
Рет қаралды 12 МЛН
Когда все обошлось 😮‍💨 | Королева Двора
0:16
Аминка Витаминка
Рет қаралды 4,7 МЛН