Tantara gasy: SARANGA SA FITIAVANA 2/2 - Aceem Radio - TSY AZO AMIDY

  Рет қаралды 32,664

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Пікірлер: 85
@sidonierazanandrasana808
@sidonierazanandrasana808 Жыл бұрын
Tena mahay ny mpilalao sy ny mpanoratra, ary Mr le ministre tena bravo👏👏👏c'est une bonne personne 👍🏽na dia lavitra aty aza no misy anay fa ny tantara malagasy tsy atao ambanin-javatra mintsy😁
@angelinerasoamampiaritra3365
@angelinerasoamampiaritra3365 Жыл бұрын
Za koa tena reste lahatra ,tsara bé lay tantara efa in2 no nihaino ity tsy leo mitsy. Tsara ho an'ny mpifakatia haharitra hatr@ farany Ary ho an'ny Ray amandreny hanaja n'y safidinjanaka bravo !
@sylviarajaonary9573
@sylviarajaonary9573 Ай бұрын
Tsara be ny tantara ary sambatra ny mpifankatia midy tanjona @ tena fitiavana ❤❤❤❤❤❤
@tsiarohery7601
@tsiarohery7601 2 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko, betsaka n lesona azo raisina hoetina miady @ fiainana t@ ty TANTARA 1 ity, betsaka n toetra ts mendrika ananako f t@ fihenoako hatramin farany an'ity TANTARA ity n nandraisaka fanapakevitra hiala amzany toetra ts mendrika zany,,,Misaotra indrindra f voaray Tompoko n Hafatra sy ny Lesona tinareo hampitaina😍😍
@sylviarajaonary9573
@sylviarajaonary9573 3 ай бұрын
Misaotra betsaka fa tena tiko be ny tantara eny tantara be fitiavana ary fianakaviana. Ny fitiavana no lehibe indrindra ary ny finona sy fanantenana avy @Andriamanitra ❤❤❤❤🎉😊💖💝💞💗✨️👌🙏👍👏👏👏tiko be ary mahereza tompoko. Mankasitraka tompoko ❤
@elisearthemise6734
@elisearthemise6734 Жыл бұрын
Misaotra tompoko nizara, tena tsara bé n'y tohetsainy papa tena filoham pianakaviana 🙏 merci beaucoup
@nastancialantonirina1489
@nastancialantonirina1489 Жыл бұрын
Misaotra betsaka taminy tantara fa tena tsara❤❤❤
@fabiendavid5577
@fabiendavid5577 2 жыл бұрын
Izany ka tantara,natao hieritreretana tsara @ ity resaka saranga ity,sady @ Zay tsara fiafarana ,tena misaotra fa afapo👏👏
@NinaNina-gs8nq
@NinaNina-gs8nq 2 жыл бұрын
Tena lafatra zany rah tantara afapo mankasitraka tompoko😍😍😍😍😍😍😍😍🙏🙏🙏🙏🙏
@arlettearlette91
@arlettearlette91 2 жыл бұрын
Misaotsa betsaka tamy lay tantara fa tena nahafapo ❤💖💖❤
@miharisoa8800
@miharisoa8800 2 жыл бұрын
Mankasitraka rahavako fa tena kanto loatra ilay tantara!!!! Etsy oroako ny takolakao anamariako fa tena ankasitrahako ny mihaino azy !!! 👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏
@andreahjhennie2080
@andreahjhennie2080 7 ай бұрын
Misaotra nizara fa tena tsara ilay tantara , fanindroa aho izay nihaino ity tantara ity 🎧❤️🇲🇬😍🇱🇧
@miangalyandy2032
@miangalyandy2032 2 жыл бұрын
Zaho koa tena tsy leo ity tantara ity fa tena tiako loatra misaotra indrindra tompoko in -droa nihaino aho zaho 😘😘😘😘
@apop3771
@apop3771 Жыл бұрын
Merci bcp nizara
@matioandriamasymatioandria4395
@matioandriamasymatioandria4395 Жыл бұрын
Tena tsara be ilay tantara e! mampite hifankatia be mitsy
@sylviarajaonary9573
@sylviarajaonary9573 Ай бұрын
Misaotra betsaka fa tsara be ny tantara ary ny Fitiavana no lehibe indrindra ary indrindra ny miankina ny fiainana @ Andriamanitra ❤🙏🙏🙏🙏❤❤❤❤❤❤️❤️. Misaotra tompoko sy mankasitraka
@tahinageorges612
@tahinageorges612 2 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra fa tena tsara dia tsara ity tantara iray ity 😍💖 manome fahafahampo ho anay aty alavitra izay tsy afaka mahare radio malagasy. Hafatra ho an’ny mpanoratra, tsara sy tena Mahafinaritra ny mihaino ny fahaizamandrindra ny hasiteny ary ny fehezanteny Malagasy. Mahay milalao sy mampiaina tanteraka ihany koa ny mpilalao rehetra. Mankasitraka indrindra Tompoko dia mbola miandry ny manaraka hatrany. 🙏🏽
@harryvola1174
@harryvola1174 Жыл бұрын
Tantaram-pitiavana mahamay! Kanto loatra! Mankasitraka e! Aty New York no mihaino n tantara! Hafa iany ny any antanana!
@SaudiRiyadh-s9k
@SaudiRiyadh-s9k 3 ай бұрын
Zay ka tantara ❤
@bellehirnuca9740
@bellehirnuca9740 8 ай бұрын
Tena tsara sady feno hanatra be mihitsy ❤
@pierrotramarovahoaka1929
@pierrotramarovahoaka1929 2 жыл бұрын
Tsy haiko na ny haut parleur ko no misy olana, fa tsara be ilay tantara fa ohatrany misy mikasokasoka fotsiny eny amin'ny faritra sasany !!! merci
@odilehuchet7241
@odilehuchet7241 2 жыл бұрын
Oui mahakamo b
@vatosoanantenaina8119
@vatosoanantenaina8119 Жыл бұрын
Misy mikasotsoka fona misy de misy partie tapaka mitsy ko. Fa tsara ilay tantara, ny mpilalao ko pro
@olivierandriamihaja8538
@olivierandriamihaja8538 Жыл бұрын
Misaotra betsaka fa tena tsara ilay tantara, mampitomamy nefa mankasitraka fa ranomaso-mpifalina ❤❤❤
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 2 жыл бұрын
Sedra izany ka sedra!! Misaotra nizara!! Sady tsara be no lava be!!
@andritianaherilala508
@andritianaherilala508 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@maminiainarasolofo4421
@maminiainarasolofo4421 2 жыл бұрын
Oui, Tonga ian ilay nandrasana o🥰 Miarahaba antsika e, mankasitraka hatrany zahay mpihaino o🤩🎧🥰👌👍
@alainangelo4155
@alainangelo4155 2 жыл бұрын
Marina zany ee de mbol makatoky 😎🤠🤑
@saholydidden1313
@saholydidden1313 2 жыл бұрын
Misaotra indrindra. Tena tsara loatra ity tantara ity. Efa in-droa aho izao no nihaino azy ity fa tsy leo mihintsy. MankatelinaTompoko ary misaotra indrindra ireo mpandray anjara fa tena mahay milalao. ❤
@stellaranarison4589
@stellaranarison4589 2 жыл бұрын
x
@alainangelo4155
@alainangelo4155 2 жыл бұрын
Mankasitra aminy tantara ato M'lay tena misotra,, ary mbol manaraka eto ihany topoko 🌄🌺🐝🍿😍🥰
@bricenarciaraynal1265
@bricenarciaraynal1265 2 жыл бұрын
Mankasitraka tena tsara fa tohizo 💖💖
@olivierandriamihaja8538
@olivierandriamihaja8538 7 ай бұрын
L'amour est dit-on un étrange maître, heureux qui peut ne le connaître que par récit lui et ses coups.🎉
@emmarafaliarison9516
@emmarafaliarison9516 2 жыл бұрын
Mankasitraka hatrany 🙏
@angelinerazanamasy7257
@angelinerazanamasy7257 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka fa tena tsara e.💐💐💐❤️..mirary SOA 🙏
@hennah483
@hennah483 Жыл бұрын
Mankasitraka eh😇
@haingotianarabakolalao9480
@haingotianarabakolalao9480 2 жыл бұрын
Makasitraka fa tena tsara be le tantara ❤
@ainaonglerie7490
@ainaonglerie7490 Ай бұрын
Tiko lotra ilay tantara de ilay feon i Andry tena tiko be babo be ny foko @ ilay feo .Papa gentil be 😊
@tendryjoshyavaldi3621
@tendryjoshyavaldi3621 2 жыл бұрын
tena tsara ilay tantara. mampietsi-po sy mampitaintaina. (zay ah vao nanao commentaire fa tena tsara ity)
@heritianarandriamanantena819
@heritianarandriamanantena819 2 жыл бұрын
tena top ny tantara na ny mpilalao na ny mpanoratra mitomboha hasina daholo
@RoseRose-yc7rn
@RoseRose-yc7rn 2 жыл бұрын
Makasitrak tompoko ooh ,tonga ihan ny tohiny 🥰🥰🥰
@sophieberger6290
@sophieberger6290 2 жыл бұрын
Tsara zany tantara zany. Ny mpilalao koa mahay be daholo. Mankasitraka ee
@rovasoa
@rovasoa 2 жыл бұрын
Misaotra nizara o😍🙏🙏🙋‍♀️🙋‍♀️
@roz1046
@roz1046 2 жыл бұрын
Mafinaritra rf ny lehilahy manana toetra tsara otrizany Dadani Tiavina zany! Tsara tena tsara ka
@lalasoanirinarakotoarivelo776
@lalasoanirinarakotoarivelo776 2 жыл бұрын
Misaotra indrindra tompoko.tena feno fitiavana be tokoa ilay tantara ka tsy mba nahatsiaro hoe ela fa mahafinaritra ery ny mihaino azy de ho.Tahiny Tompo ianareo nilalao ny tantara mino aho fa tena misy ireny fa tsy tantara fotsiny mankasitra indrindra tompoko Mme Rinja Raharinjatovo
@kenysyfleuri3645
@kenysyfleuri3645 2 жыл бұрын
Misaotra nizara e ❤
@ramanandraisoahantarakotom6388
@ramanandraisoahantarakotom6388 2 жыл бұрын
Mankasitraka hatrany
@sidonierazanandrasana808
@sidonierazanandrasana808 Жыл бұрын
Tena mampihetsipo ilay tantara, tena tantara velona be, zavatra mpiseho isanandro tokoa,misaotra betsaka nizara tompoko ô
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 2 жыл бұрын
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
@yousafyousaf3693
@yousafyousaf3693 2 жыл бұрын
Tiako way
@RakotondrinaJoseph-te9bw
@RakotondrinaJoseph-te9bw Жыл бұрын
makasitrak f tena mafinaritr d l tantara
@milindatsarasoamilinda3534
@milindatsarasoamilinda3534 2 жыл бұрын
Tsaraaa be
@boyzonestv4474
@boyzonestv4474 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka amin'ny nanoratra ny tantara sy ireo olona nitantara ny tantara fa Samy mahay avokoa ihanareo, amiko manokana dia kely ihany le oe saranga fa resimpitiavana dia fitiavana zany no naha omby bebe kokoa, Fa dia tsara Ilay izy fa dia tohizo atrany eh, mankasitraka daoly...
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara 😍👌
@jeyssyvanrabedasyrazafindr1716
@jeyssyvanrabedasyrazafindr1716 8 ай бұрын
Tena tsara b ty tantara ty an ,misaotra Zay nanoratra' an'ity tantara ity, tsara Sady b n'y zavtra rehetra hazo raisina eo amin'ny lafiny rehetra ,
@roz1046
@roz1046 2 жыл бұрын
Ela be le tohiny à ! Mankasitraka hatrany e! Tsy moramora alo manao zavatra e! Misotra anareo hatrany
@pamellamougin756
@pamellamougin756 2 жыл бұрын
Merci 😊
@raharinirinavanessa9615
@raharinirinavanessa9615 2 жыл бұрын
Vao nihaino fa tsara be 🎧 Mankasitraka tompoko🙏❤
@randriasylvia1052
@randriasylvia1052 Жыл бұрын
Sao VO nihaino fa tena tsara e! Mahay NY mpilalao s'y NY mpanoratra
@nambinintsoavonjy7658
@nambinintsoavonjy7658 2 жыл бұрын
Tena mankasitraka f misotreee
@jackieandriamalala7254
@jackieandriamalala7254 Жыл бұрын
Aiza misy olona mitovy amny Andry kay?😮😂
@razafindrazolyzoly5342
@razafindrazolyzoly5342 2 жыл бұрын
Misaotra tompoko tsara ni tantara
@andrymihajanyhasiniainajac9631
@andrymihajanyhasiniainajac9631 2 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko fa nahafampo tanteraka, mirarisoa sy ny tsara atrany
@yondayyonday1187
@yondayyonday1187 2 жыл бұрын
Makasitraka hatrany tompoko
@mariesoandriana3130
@mariesoandriana3130 2 жыл бұрын
Misaotra betsako
@mamymamy3413
@mamymamy3413 2 жыл бұрын
Misaotra nizara ret tompoko oh
@southji2822
@southji2822 Жыл бұрын
Zany ny tantara vary amin anana aminy ,10 isanjato teny frantsay
@lopotitchaat5488
@lopotitchaat5488 2 жыл бұрын
Bjr daholo misaotra fa tena tsara be ary mampientana ny fo ilay tantara
@rebekaturpin1195
@rebekaturpin1195 2 жыл бұрын
Makasitraka fa tsara be be
@Sandie646
@Sandie646 2 жыл бұрын
Tsara loatra e mankasitraka raha mb otrany papan' Tiavina daol ny Ray amandreny mafinaritra toetra ny Andry kou tena tsara e zay no ilazako azy saranga zan azatao sakana am fitiavana
@solangejamilahalnoor6822
@solangejamilahalnoor6822 2 жыл бұрын
Tena tsara loatra le izy, misaotra betsaka tompoko
@marcellinandriamihaja2475
@marcellinandriamihaja2475 2 жыл бұрын
❤️❤️🙏
@jean-clauderalambotsirofo2929
@jean-clauderalambotsirofo2929 10 ай бұрын
❤😢
@yantia2520
@yantia2520 2 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko fa tena tsarqb
@mayahwillahdeborah1447
@mayahwillahdeborah1447 2 жыл бұрын
Mankasitra fa tena afapo tanteraka tompoko
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 2 жыл бұрын
Misaotra eh
@fenosoaahamed6862
@fenosoaahamed6862 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko
@manatsoaandriamampianina8580
@manatsoaandriamampianina8580 2 жыл бұрын
Izaho saika hanao surprise kay izaho ndray tratran ny surprise Ara manody n'y goavy manta s'y patsa iray tsy imbu vava an
@nomenalucia4220
@nomenalucia4220 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka topoko o ❤️❤️
@soarinaivosoarinaivo4825
@soarinaivosoarinaivo4825 2 жыл бұрын
Mlay e
@fabiendavid5577
@fabiendavid5577 2 жыл бұрын
Tena afapo be
@perpetueraharisoa1888
@perpetueraharisoa1888 2 жыл бұрын
Mankasitrak indrindra tompok
@sidonie6764
@sidonie6764 2 жыл бұрын
Ratsy feo d tsy henoko atr@ farany ny tantara
@laminamariealicerazafindra8573
@laminamariealicerazafindra8573 2 жыл бұрын
Misaotr tompok
@samrasamra1208
@samrasamra1208 2 жыл бұрын
Mercie bcp
Hotsaraina sa Hatsaraina 1: [Tantara Aceem Radio] #gasyrakoto
1:37:55
Tantara Malagasy - ASA SOA - (Tantaran'RDB) #tantaragasy #bemozika #tantarakomada
52:05
Tantarako MADA - FILM-MUSIQUE-TANTARA-HIRA-MADA
Рет қаралды 5 М.
Из какого города смотришь? 😃
00:34
МЯТНАЯ ФАНТА
Рет қаралды 2,2 МЛН
Haunted House 😰😨 LeoNata family #shorts
00:37
LeoNata Family
Рет қаралды 15 МЛН
这是自救的好办法 #路飞#海贼王
00:43
路飞与唐舞桐
Рет қаралды 138 МЛН
Trapped by the Machine, Saved by Kind Strangers! #shorts
00:21
Fabiosa Best Lifehacks
Рет қаралды 40 МЛН
LAKALAKA (Tantara lava RDB)
1:12:37
D-aly
Рет қаралды 9 М.
"IZY TELO LAHY" Tantara an'onjam-peo Malagasy
1:11:28
Tovo ANDRIAMBOLOLONA
Рет қаралды 9 М.
Tantara Malagasy - RAKITRY NY LASA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino
1:24:29
Tantara Malagasy - Fanantenana (Tantaran'i Radio MBS) Tantara indray mihaino
1:50:20
BIBY TOETRA TSY VANONA (Tantara feno Kolo FM)
1:25:29
D-aly
Рет қаралды 11 М.
Tantara gasy : LATSA PAKA 1/2- Aceem Radio #gasyrakoto
1:29:29
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 17 М.
Из какого города смотришь? 😃
00:34
МЯТНАЯ ФАНТА
Рет қаралды 2,2 МЛН