Misaotra betsaka Gasy Rakoto a ! Remarque kely fotsiny, lay vehivavy mitondra ny anarana M eto isakan"zay milalao tantara de manamboatra feo zany foana
@esthererandriamamonjy9003 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@ntsoavina3 жыл бұрын
Makaleo be feon'ilay kajiana. Rah mis oln 18ans fisainana-jaza b ohatranizany tena marikoriko😂😂😂
@gislainebachasse64823 жыл бұрын
Nahafinaritra kosa anefa le kajiana e! Nahatsikaiky kosa e! Le zazabe diso hanta la lasa kanosa be. ripaka mihitsy aho @ le hoe " mamaaaaaaa !"