Tena tsara loatra. Tena mahay loatra lay mpanoratra. Ny mpilalao koa tena mahay. Tsara rafitra. Tsara tena tsara. Miandry ny tohiny indray
@mariejeannine62759 ай бұрын
Misaotra betsaka nizar de miandry Tohiny oooh ❤❤❤❤🙏🙏🙏🙏
@ttrecordsstudio73949 ай бұрын
❤❤ elabe ny tohiny de sandohan'olona fotsiny le fizarana voalohany
@andreahjhennie20809 ай бұрын
Misaotra & mankasitraka ny mpanoratra & mpilalao ary nizara fa tsara ny tantara ; sarotra be ny manavotra olona fa tena mivoana vao tafita kely sady manao tsinontsinona ny olona nahatafita azy ! 🎧 🇲🇬 🇱🇧 😍 ❤️
@hantarajoelisolo31489 ай бұрын
Ity aloha efa mba henoko @ RDB fa n'a dia izany aza merci foana nizara. Bevoka an' i Njaka ny zanaky patron , grave b
@TsinjoLalaina9 ай бұрын
Vao Ravakiniaina Randrianarivony mihintsy no mpanoratra de tsy maintsy tsara. Misaotra nizara 👍
@vivianeraminosoa21599 ай бұрын
Mankasitraka!! Tsara be!!
@clairemizahiliardine53549 ай бұрын
Mankasitraka d miaby ny tohiny Tompo 😊
@apop37719 ай бұрын
Misaotra betsaka
@gshvs80579 ай бұрын
Makasitraka indrindra tompoko tsara ni tantara ❤😂😊
@kotyjenny8 ай бұрын
Tsara be
@GarciaMarieGarcia-uh6cr9 ай бұрын
Miandry ny tohiny eee
@Manda8119 ай бұрын
Tena tsara kosa ity tantara ity. Hafa kely fa sady mampihomehy no mampitaitaina. Aza atao ela ny tohiny e! 😅