Amen be tena mamelona fanahy lay tatara tena mahay mitsy nareo fa makasitraka bedabe
@julieeliane6809 Жыл бұрын
Malemy fiomezana ah maheno fiteninao zengy zengy ts6 farany, nga mo any farafangana miteny zegny zany 🤣🤣🤣 mankasitra FM IO4 fa de afak andro ne mihaino anareo eh 💖☺
@jhennieandreah16884 жыл бұрын
Tsara ny Tompo fa tena miasa @ora farany aleloia amen🙏. Tsara be ny tantara fa tena mankasitraka anareo namorona ny tantara sy ny mpilalao 😍❤️
@kostkanieella24635 жыл бұрын
Deraina jesosy o ianw irery iany no làlana sy fahmarinana ary fiainana Amen.
@marielesage3705 жыл бұрын
Misaotra betsaka anareo tompoko fa tena marina mahafinaritra be lay tantara 😍 ny mivavaka ihany no tena fiainagna e ❤
@leantaveloarson4754 жыл бұрын
Ha fali zao e ! Mba tsra be le tantara amen be fa kai tehna misy marina ni olona tegna tsy mahay na ni anarany jesosy az e ! Fa zao zany reo de nagnaraka ani jesosy aby aby ,ka isaorana ni magnano le tantara e sy jesosy koa
@baorakotomalala84955 жыл бұрын
Voninahitra ho an'i Jesosy Kristy irery ihany! Misaotra anareo fa tena mahay sady nomen'Atra talenta tokoa. 😍❤
Mankasitraka indrindra tompoko fa mampitombo finoana saingy ohatra ny tapaka antenatenany ilay izy nefa tokony mbola hisy tohiny.🤗🙏
@miangalyfinona85954 жыл бұрын
Makasitraka anareo fona hatrany e!
@h.streckenbach69358 ай бұрын
De efa Miome sahady aho Vô maheno le pilalao le tatara Tode fatako fa hisy ripaka njay eto Namaa😂😂😂😂😂
@angelerakotoson36945 жыл бұрын
Misaotra indrindra f tsar b no sad tena mahay nareo pilalao 😍😍
@sidoniejuster91195 жыл бұрын
Deraina ny Tompo. Mankasitraky indrindra Tompoko Radio 104 FM sy piaramiasa ao aminy. Mitomboa hasigna anareo
@francescarajaonary42944 жыл бұрын
Merci tsara
@abusadaabu79394 жыл бұрын
Mankasitrak tompoko 🙏🙏🙏❤
@elisearthemise98814 жыл бұрын
Tena marina n'y teninao Tsy fanajana n'y zoha n'y zanakolom belona . N'y tena malagasy dia tsy manana fo alika tohizao. N'y olona mihonona aminy Provence Madagascar dia vahiny aviany Afrique fa tsy malagasy, n'y fomba ratsy aviany no mbola tanany, miala tsiny fa tena marina izany.
@h.streckenbach69358 ай бұрын
Oay vô henoko le izy de noheveriko fa mapiome be ôtrany tatara filalaovan'izy mianadahy reo resy tory tapoka aho dia efa tapitra Vô taiitra aho de naveriko nenoina kay tena nisy ripaka tokoa tao tsy ripaka ny fiomezana araka ilay noheveriko fa kay Ripaka nisy maty 😭😭😭😭😭😭😭😭 Loza