Tantara Malagasy - ANATY AIZIM-PITO (Tantaran'ny Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

  Рет қаралды 91,032

SARY MIHETSIKA / Web TV

SARY MIHETSIKA / Web TV

Күн бұрын

Пікірлер: 24
@ShalomSeheno
@ShalomSeheno 20 күн бұрын
Mampalaelo Sady maateztra le tantara efa manenganiny Mbola oe tokatranoko Ty hiafiko iany na de efa hiongotra atramny aina aza ,mankasitraka ny mpanoratra
@marielesage1254
@marielesage1254 10 ай бұрын
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mahafinaritra be, tsara be lay tantara sady mampalahelo be ❤😘🙏🏻❤miandry ny tantara vaovao indray 😍 🥰 😍 🥰 Misaotra betsaka e ❤❤
@pierrotonjaniaina8803
@pierrotonjaniaina8803 2 ай бұрын
Eh😓 tena mampihetsim_po💘 Mankasitraka ny mpanoratra ary Mankasitraka ny mpizara.
@cintsmati5009
@cintsmati5009 5 ай бұрын
Tiko lotra ity tantara ity mankasitraka bedebe ❤❤❤
@gislainebachasse6482
@gislainebachasse6482 5 ай бұрын
Tiako loatra ity tantara ity! Zany no tena fitiavana
@VioletteRAFARASOA-ht9xj
@VioletteRAFARASOA-ht9xj 9 ай бұрын
Mankasitraka ee,tsara bé ny fiafarany 🙏🙏
@lucieravololona1865
@lucieravololona1865 6 ай бұрын
Ndrooo tena mampihetsimpo fatratra tokoa ity tantara ity Rey olona o!😭latsaka n'y ranomasoko manarak'azy eto😓
@andritianaherilala508
@andritianaherilala508 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@AMJRRachiaRachia
@AMJRRachiaRachia 10 ай бұрын
Tsara be ilay tantara❤ sady mampalahelo
@ttrecordsstudio7394
@ttrecordsstudio7394 4 ай бұрын
Mahakamo misy havendranana ko le mihanta ko
@ShalomSeheno
@ShalomSeheno 20 күн бұрын
Hita oa efa ho faty Mbola eo iany
@BanerBrosh
@BanerBrosh 8 ай бұрын
Fitiavana, mpivady miady, mahantra, mpanasa lamba...izay daholo ny tantara gasy
@blandinembola1250
@blandinembola1250 8 ай бұрын
Tsy tena pihaino tantara tokoa ianao ra izany iany no henonao 😊
@rsfsabrina9736
@rsfsabrina9736 10 ай бұрын
Merci fa tsara❤❤
@JeanpherlinRandriantsoa
@JeanpherlinRandriantsoa 8 ай бұрын
Tena mampietsipo be ilay tantara ary tsy mbola naheno tantara toi zao aho nandritra izay ny 40 taona...mankasitraka ....
@bakolyratovonirina7140
@bakolyratovonirina7140 Жыл бұрын
mankasitraka fa tsara be ilay tantara sady mampalahelo
@ramibeelonvi794
@ramibeelonvi794 Жыл бұрын
Tiko lay tantara. Misaotra an i mpanoratra
@gshvs8057
@gshvs8057 Жыл бұрын
Misaotra indrindra tompoko tsara ni tantara fa saingy Mampalahelo
@yousafyousaf3693
@yousafyousaf3693 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@andreahjhennie2080
@andreahjhennie2080 Жыл бұрын
Misaotra indrindra nizara tompoko,vao hihaino 🎧 🇲🇬 ♥️ 🇱🇧
@leonard-p7g
@leonard-p7g Жыл бұрын
Anaty Haizim-pito...
@rivoraza9227
@rivoraza9227 8 ай бұрын
Dia vehivavy l’inaltérée am-panambadiana foana no talentan’ny mpanoratra malagasy. Hanambadiana tokoa hiafiana Ve ?
@nyainavahinjatovo6813
@nyainavahinjatovo6813 9 ай бұрын
Misy mints n vevavy ataon ny bandy passe baolina otrzany,donto ts
@zazagasy4508
@zazagasy4508 8 ай бұрын
Nafinaritrasady nampalahelo
Tantara Malagasy - RAIN'NY LAINGA SY BE LAZAO (Tantaran'i RFV) Tantara Indray Mihaino
1:10:26
DIso safidy: Tantara gasy vaovao (ACEEM) #gasyrakoto #gasyrakoto
1:47:43
Tuna 🍣 ​⁠@patrickzeinali ​⁠@ChefRush
00:48
albert_cancook
Рет қаралды 110 МЛН
"VILLA 2 S"  Tantara indray mihaino ,Nosoratan'i ANKORA VOASEDRA
1:23:02
Viva Tv Madagascar
Рет қаралды 11 М.
Tantara Malagasy - BANGA MIOMEHY ALINA (Tantaran'i RVM) Tantara Indray Miseho
49:42
TANTARA MALAGASY - Ravinanto
1:14:55
HAFATRA MIAMPITA (HM)
Рет қаралды 15 М.
Tantara RDB: TSAPATSAPA VAIN’AFO #gasyrakoto
1:35:39
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 58 М.
ILAY ANJELY MISY RAMBONY (Tantara lava MBS)
1:43:20
D-aly
Рет қаралды 17 М.
SORONA || TANTARA MALAGASY [R.D.B]
1:11:36
ORJ' Officiel
Рет қаралды 39 М.
Afo nandoro ny lambako: Tantara gasy vaovao #RDB #gasyrakoto
1:27:01
Tantara Malagasy - ETRAKETRAM-PITIA (Tantaran'ny Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
1:01:36