Ataon olona kivazivazy ty fivavahana ty ,mampalahelo ,afaka mandeha ampiangonana ianao isanandro, afaka mivavaka ihany @ andro rehetra koa tsy misy lalàna manohitra izany ,fa ny andro fitsaharana hoan Andriamanitra mpahary ny zavatra rehetra dia ny andro fahafito @ herinandro dia sabata izany ,satria na Andriamanitra aza nitsahatra ,sady anatin ny didy folo ny fitandremana ny sabata(didy faha 4) ka anisany miantoka famonjena ny fanahinao,rah tena te hivavaka ianao dia aza zay tenenin olona no arahina fa vakio ny baiboly satria tsy miankina na amin iza na @ iza ny famonjena anao fa ianao ihany ,zay lazain ny baiboly no arahina fa tsy zay lazain olona