Tantara Malagasy - HATSARANA ANATY (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

  Рет қаралды 8,167

SARY MIHETSIKA / Web TV

SARY MIHETSIKA / Web TV

Ай бұрын

HATSARANA ANATY
Tantaran'i Radio Don Bosco
Tantara indray miseho
Tantara Malagasy
Mpanoratra tononkalo miavaka kely i Nofy. Nahaliana tanteraka an'i Rado ny tononkalo nosoratan'i Nofy, ary ilay amboara tononkalo mirakitra ilay hoe "Hatsarana miafina" no tena nasarika azy. Rehefa nifanazava ny fahazoana ny voarakitra tao anaty asa-soratra izy roa dia nanao ireto fanamarihana ireto hoe : miresaka ny fahorian'ny mpanoratra ilay tononkalo, fitaovana afahan'ny mpamaky sy mpanoratra mitafa, andinin-tsoratra mampitraka raha sendra ady sarotra...
Nangataka ny hitazona ilay boky amboara tononkalo i Rado saingy tsy nanome azy fahafahana hianoka izay voarakitra tao anatin'ireo asa-soratra, hafa-tsy roa volana monja. Ny endrik'ilay boky dia efa manambara ny fijalian'ilay mpanoratra : mifono manga, "Sahan'ny nofy" no loha-teny lehibe izay miloko mena eo ivelany ; tovovavy mitomany manoloana ny masoandro madiva hilentika no sary nosafidian'ny mpanoratra eo ambanin'ilay loha-teny. Mpinamana i Rija sy Rado ary nifampizara ny fihentanam-po tsapa haterak'ilay famakiana boky.
Mpanoratra : Andriamaholinirina Franck Jean Jeacquis na Ventson'ny Voahary
Mpilalao : Faly, Synèse, Vanintsoa, Antsa-Ravaka
Nandray feo sy nanatontosa : Tovo Razanamamonjy

Пікірлер: 4
@Tony-wq4sl
@Tony-wq4sl 21 күн бұрын
Mankasitra ô🙏❤️
@andrinirainydinaherisolo2730
@andrinirainydinaherisolo2730 14 күн бұрын
ratsy fiafarana kosa ka
@hanitranil4489
@hanitranil4489 29 күн бұрын
Tsy milay!
@ndrianjaramanamilanto
@ndrianjaramanamilanto 28 күн бұрын
Misaotra nizara
Tantara Malagasy - SINGAM-BOLO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Fizarana Faharoa
1:20:17
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 4,2 М.
OMG😳 #tiktok #shorts #potapova_blog
00:58
Potapova_blog
Рет қаралды 3,6 МЛН
WHO DO I LOVE MOST?
00:22
dednahype
Рет қаралды 23 МЛН
Жайдарман | Туған күн 2024 | Алматы
2:22:55
Jaidarman OFFICIAL / JCI
Рет қаралды 871 М.
Smart Sigma Kid #funny #sigma #comedy
00:19
CRAZY GREAPA
Рет қаралды 22 МЛН
#gasyrakoto
1:10:44
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 42 М.
MAIZI-KITROKA (Tantara lava Record FM)
1:18:51
D-aly
Рет қаралды 4,6 М.
RATSY FIAFARA: (Rnm) #gasyrakoto
1:15:05
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 11 М.
RATRA tantara an'onjampeo Malagasy By MALAIMISARAKA GROUP & NY Prod
1:23:08
Tovo ANDRIAMBOLOLONA
Рет қаралды 7 М.
SAHAZA NY ADALANA (Tantara lava RNA)
1:21:32
D-aly
Рет қаралды 7 М.
Tantara malagasy RECORD FM - Neny roa
1:04:26
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 18 М.
Famaizana mahery vaika: Tantara rdb #gasyrakoto
1:39:17
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 26 М.
Tantara Malagasy - KAMBOTY VELON-DRAY (Tantaran'i Record FM) Tantara indray miseho
1:50:04
ZANAK’IZA : [Tantara Aceem Radio] #gasyrakoto
1:17:19
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 18 М.
OMG😳 #tiktok #shorts #potapova_blog
00:58
Potapova_blog
Рет қаралды 3,6 МЛН