No video

Tantara Malagasy HIAKAN JAZAVAVY Tantaran'ny Radio RDB Tantara Indray Mihaino

  Рет қаралды 4,095

SARY MIHETSIKA / Web TV

SARY MIHETSIKA / Web TV

Күн бұрын

[TANTARA] HIAKAN-JAZAVAVY
Tantaran'i Radio Don Bosco
Voaray ho mpampianatra mpiasam-panjakana i Vatosoa rehefa nikaroka hevitra samihafa ary voatendry hiasa ao Arivonimamo. Ity tovovavy ity dia voafitaka tamin'ny fiainam-pitiavana satria nampifilafilain'ireo olo-tiana roa nifanesy. Nampitombo ny hambom-pon'i Vatosoa ny olana nolalovany. Faly ary mirehareha ny amin'ny fahazoan'i Vatosoa asa sy andraikitra ingahy Randria sy Ravololona, ray aman-dreniny.
Nanana faniriana hanambady i Vatosoa ary i Claude no safidiny hiara-dalana aminy amin'ny fanambadiana. Nahasanganehina an'i Claude anefa ny fahasahian'i Vatosoa hangataka azy, hiaraka hanorina fitia aminy. Noferan'ny ray aman-dreniny i Vatosoa mba tsy hanohitra ny fomba amam-panao Malagasy satria tsy fanao izany vehivavy mangataka lehilahy ho vady. Tsy nanaiky ny fomba nitondran'i Vatosoa sy Claude ny fiainam-pitiavany ireo ray aman-drenin'izy ireo. Miady mafy ny hanana zo mitovy amin'ny lehilahy i Vatosoa, amin'ny sehetra rehetra afahana maneho izany.
Mpanoratra : Randrianavony Arsène
Mpilalao : Régis, Vololona, Voahangy, Arikôms, Anjahariliva, Mahefa
Nandray feo : Jean Jeacques Randrianarivony
Mpanatontosa : Arikôms Randria
Tantara RDB
Tantara Indray Mihaino
Tantara Malagasy

Пікірлер: 4
Kids' Guide to Fire Safety: Essential Lessons #shorts
00:34
Fabiosa Animated
Рет қаралды 16 МЛН
Can This Bubble Save My Life? 😱
00:55
Topper Guild
Рет қаралды 84 МЛН
Unveiling my winning secret to defeating Maxim!😎| Free Fire Official
00:14
Garena Free Fire Global
Рет қаралды 9 МЛН
Tantara Malagasy - FITARATRA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
1:16:11
BIBY TOETRA TSY VANONA (Tantara feno Kolo FM)
1:25:29
D-aly
Рет қаралды 10 М.
Tantara Malagasy - MIFAMENO (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino
1:16:15
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 6 М.
Kajikajim-pitia (Rnm) #gasyrakoto
1:22:45
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 10 М.
NY ATY AMINAY 'AMBOHIBAO ATSIMO' DU 09 AVRIL 2022 BY TV PLUS MADAGASCAR
13:02
Nicolas RABEMANANJARA
Рет қаралды 6 М.
MISY FARANY (Tantara lava Record FM)
1:27:14
D-aly
Рет қаралды 18 М.
GASY FOMBA ANARANA MALAGASY DU 04 JUIN 2017
31:48
i-BC TV
Рет қаралды 17 М.
Tantara Malagasy - LOLON-JAZA KAMBANA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
1:18:51
TANTARA MALAGASY - Ahy izany fa tsy anao
1:12:33
E-Vaovao
Рет қаралды 9 М.
Kids' Guide to Fire Safety: Essential Lessons #shorts
00:34
Fabiosa Animated
Рет қаралды 16 МЛН