Tena tsara le tantara , misaotra anareo mpilalao fa MBA fangatahana kely no atao, MBA azonareo atao ve n'y mampiseho n'y sarinareo rehetra mpilalao tantara eto, mba mahaliana maintsy.❤
@mariellaferinande79533 жыл бұрын
Misaotra betsaka ô🇲🇬🇲🇬👌😍😍
@kumarimarthin13463 жыл бұрын
🎧🎧🎧🎧🎧
@anarajaonarivony3162 Жыл бұрын
Fanindroany no nahenoko ity tantara ity fa tsy leo mihitsy aho .Mankasitraka. tompoko
@elisearthemise67342 жыл бұрын
Misaotra tompoko nizara
@ravelonoromariaangela2987 Жыл бұрын
Misaotra fa tsara be
@bevavycecilolga9775 Жыл бұрын
Mankasitraka ee
@roz10463 жыл бұрын
Mitovy dol le feo nareo lelah marina,Fa de mafinaritra ery mihaino azy!De mankasitraka hatrany