Tantara Malagasy - RATRAM-PITIA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

  Рет қаралды 17,936

SARY MIHETSIKA / Web TV

SARY MIHETSIKA / Web TV

Күн бұрын

RATRAM-PITIA
Tantaran'i Radio Don Bosco
Tantara Malagasy
Tantara indray miseho
Misisika ny hiaraka amin'i Lauria hatrany i Thierry, very fanantenana ity farany hoe rahoviana no hanaiky ny fitiavany io tovovavy mba iriany io ; ity tovovavy ity moa dia efa kamboty ray sy reny. Nanaiky ny hitia an'i Thierry ihany i Lauria rehefa nandinika volana vitsivitsy. Niverina teto Antananarivo ny olontian'i Thierry taloha ary misisika ny hiaraka aminy indray. Hitan'i Minosoa niaraka i Thierry sy io tovovavy io, notanteriny tamin'i Lauria, tsy nino ny zava-misy ity farany, ary niteraka disadisa teo amin'izy roa resaka io...
Fotoana fohy taty aoriana dia nifanena i Minosoa sy Lauria, nialatsiny noho ireo disadisa i Lauria, nifampitantara ny olana ara-pitiavana nisy. Nifankatia tamin'i Elysé, zanaky ny tompon'ny orinasa iasany i Lauria, noraran'ilay ramatoa tale anefa ny fiarahan'izy roa ; niala tao amin'ilay orinasa i Lauria noho ny fandrahoanana nahazo azy. Nikaroka an'i Lauria foana i Elysé ary hitany ihany, niverina niaraka izy ireo. Novonoin'i Thierry anefa i Elysé, nitohy ny ratra-po nahazo an'i Lauria.
Mpanoratra : R H M L - Ratolojanahary Hanitriniaina Maria Laurette
Mpilalao : Antsa-Ravaka, Hanjariliva, Niravo, Faly, Synèse
Nandray feo sy Nanatontosa : Tovo Razanamamonjy
#tantara
#ratrampitia
#sarymihetsika

Пікірлер: 7
@mariellaferinande4485
@mariellaferinande4485 4 ай бұрын
Misaotra betsaka nizara atrany ♥️
@iavotriniainanasolonomenja1761
@iavotriniainanasolonomenja1761 4 ай бұрын
Tokony ho nisy tohiny ny tantara sy ny fisehoan' ny marina fa tsy hoe maty fe maty fotsiny tahaka ny akoho novonoina i Elysé.
@LusaStella
@LusaStella 4 ай бұрын
Misaotra, de manantena n'y manaraka
@rovasoa
@rovasoa 4 ай бұрын
Misaotra nizara oo😍🇲🇬🙋‍♀️
@marysue1146
@marysue1146 3 ай бұрын
namono-tena koa zany Lauria? Mampalahelo
@fozalane
@fozalane 4 ай бұрын
Tokony mba mahay tsara ilay pilalao fa tsy mamaky teny be
@marysue1146
@marysue1146 3 ай бұрын
efa izay ilay tantara gasy e ambiance daholo zany😅
Tantara Malagasy - VALIFATIN'NY MATY (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
1:23:16
Nilalao afo👉🏻👉🏻tantara RDB #gasyrakoto
1:46:39
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 30 М.
Чистка воды совком от денег
00:32
FD Vasya
Рет қаралды 5 МЛН
Quilt Challenge, No Skills, Just Luck#Funnyfamily #Partygames #Funny
00:32
Family Games Media
Рет қаралды 46 МЛН
Tuna 🍣 ​⁠@patrickzeinali ​⁠@ChefRush
00:48
albert_cancook
Рет қаралды 39 МЛН
Tantara Malagasy - TOMPOKOVAVY VASILE-1 - (Tantaran'ACEEM) 👍🎁AZA ADINO NY ABONNE NY PEJY TSIKA💕👌
56:35
Tantarako MADA - FILM-MUSIQUE-TANTARA-HIRA-MADA
Рет қаралды 16 М.
Tantara Malagasy - NAHITA ANGANO (Tantara an'onjam-peo) Tantara Indray Miseho
1:04:09
Tantara Malagasy - MAFY ADY (Tantaran'i Radio Record FM) Tantara indray miseho
1:49:32
MPAMOSAVIN’AMBOHIMANGIDY - Tantaran'RECORD FM 👍🎁ABONNEO NY PEJY TSIKA 💕👌
1:23:14
Tantarako MADA - FILM-MUSIQUE-TANTARA-HIRA-MADA
Рет қаралды 20 М.
Tsy voavidy vola 👉🏻👉🏻👉🏻-Tantara RDB #gasyrakoto
47:38
Tantara Malagasy - FITIA MITOETRA (Tantaran'i RDB) Tantara Indray Miseho
1:18:05
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 9 М.
MIRYAM (Aceem Radio) #gasyrakoto
1:34:18
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 32 М.
Tantara Malagasy - HAFATR'I NENY (Tantaran'i Radio MBS) Tantara indray miseho
1:07:15
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 4,2 М.
TANTARA MALAGASY - RA IRAISANA -Tantaran'RDB 👍🎁ABONNEO NY PEJY TSIKA 💕👌
1:02:28
Tantarako MADA - FILM-MUSIQUE-TANTARA-HIRA-MADA
Рет қаралды 15 М.
Tantara Malagasy - TANANA HAOLO (Tantaran'i Radio Madagasikara) Tantara Indray Miseho
1:05:16
Чистка воды совком от денег
00:32
FD Vasya
Рет қаралды 5 МЛН