No video

Tantara malagasy RDB - ZAZA SARY

  Рет қаралды 91,880

Tahiana-Hasina

Tahiana-Hasina

Күн бұрын

Radio Don Bosco

Пікірлер: 78
@arivnana9474
@arivnana9474 4 жыл бұрын
Nahafinaritra ahy ty tantara ity. Betsaka lesona azo raisina, tena mampalahelo ny fiafarany!!!!mankasitraka o, manatalenta ny mpanoratra sy ny mpilalao.
@SabineRabesonharijaonalova
@SabineRabesonharijaonalova Ай бұрын
Misy lesona ngeza be ho an'ireo vady kely sy vady be
@Alesja_magdich
@Alesja_magdich 4 жыл бұрын
Tena tsara b le tantara, misaotra nizara rea Misaotra ny mpilalao, f tena hoe hihainany zareo mintsy le izy ,tena mahay 🥰👍
@hantaandrianaivo9299
@hantaandrianaivo9299 4 жыл бұрын
Mankasitraka RDB. Tena tsara le tàntara ô ! 👏👏👏
@marielesage370
@marielesage370 4 жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka anareo tompoko 😍 fa mahafinaritra be lay tantara 😍 miandry ny tantara vaovao indray 😍😍
@myriadenis5506
@myriadenis5506 4 жыл бұрын
Misôtra betsaka f teeeena afa-po b mintsy aho niheno azy , tena tiko b ny feon' i dadan'i Santatra sy i Malala.
@marcelafrancette8834
@marcelafrancette8834 4 жыл бұрын
Bnsr RDB Misaotra betsaka nareo oo vo hino azy zao sad mandry 💕💕💕💕🎧🎧🎧🎧
@vaonasoloflorence8123
@vaonasoloflorence8123 4 жыл бұрын
Merci beaucoup
@mampiononamampionona1751
@mampiononamampionona1751 4 жыл бұрын
Tena mpalahelobe si tsara le tantara merci beaucoup💔
@lerougail1
@lerougail1 4 жыл бұрын
Félicitations !!! Tena tsara be 👌 Misaotra betsaka indrindra tompoko⚘
@cintsmati5009
@cintsmati5009 8 ай бұрын
Mankasitraka tompoko nizara 🙏🏻🙏🏻🙏🏻🥰🥰🌹
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 4 жыл бұрын
Mankasitraky indrindra Tompoko fa tena afapo miheno ny talenta nareo mianakaby ao @ Radio RDB
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 4 жыл бұрын
Makasitraka fa tsara be ny tatara zarainareo ho anay😍😍
@sylvierazafindranoro2553
@sylvierazafindranoro2553 4 жыл бұрын
Zany ka fiainana !!! Mankasitraka indrindra tompoko tena tsara be 🙏🙏👍
@anarajaonarivony3162
@anarajaonarivony3162 Жыл бұрын
Itony lehilahy itony dia tsy mieritreritra zay hoavin’ ireo zaza napetrapetrany eran’ ny vaza-mototrasy sy ny fijalian’ireo vehivavy niteraka tsy manambady. Misaotra. betsaka nizara.
@eliaelysee9321
@eliaelysee9321 4 жыл бұрын
Zany ka tena tantara MERCI beaucoup
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 2 жыл бұрын
Meric boucoup eh 😍😍😍
@rasoavoretrabolangina3121
@rasoavoretrabolangina3121 4 жыл бұрын
mirotraka mitsy rano masoko miheno le tatara eeeee 😢😭😢😭😢😭
@sysiafroglowdance1640
@sysiafroglowdance1640 4 жыл бұрын
ZAO vao mihainoo😍😍
@aritoetrahenrietteramaroso8553
@aritoetrahenrietteramaroso8553 4 жыл бұрын
Ndry ry tony e, zany ka tantara. Manakaiky @fiainana misy mihitsy kosa ty e: sady mampalahelo no misy mampihomehy,misy lesona maro azo tsohahana ko.nampalahelo kely malala renin'i santatra, tokony ts maty e.f tena marina fa maro ny lehilahy, raha tsy hilaza aho oe ny ny Rehetra d tena natao ho adalam-behivavy daholo,d lasa tsy mahatsiaro ny hafa intsony oe manimba fiainan'olona maro no simbany. Misaotra nizara e 👍 Ty tantara ty, telo andro teo ngamba vo vitako hatram'ny farany 😂 sady lava lay izy no zah ko sady miasa no miahaino d rehefa misy olona d ajanona kely ndray aloha 😂
@sarindrasayda2612
@sarindrasayda2612 3 жыл бұрын
makasitrak e ,misaotr nizara 😍
@anarajaonarivony3162
@anarajaonarivony3162 Ай бұрын
Te hanaonao foanna itony lehilahy itony ka eo vao tora kovitra tsy mahita lala- kombana. Aiza re zany e ?Mba fantatr’izy ireny nyfijaliana sy ny henatr’ireny zaza tsy manan -dray ireny,ary ny manjo ireo reny mamelona symanabe irery ny zanany? Misaotra tompoko fa tena misy lesona azoraisina
@manatsoamanatsoa7875
@manatsoamanatsoa7875 4 жыл бұрын
Feu de l'amour gasy ve izy ty eh kkkkk
@xuli7493
@xuli7493 4 жыл бұрын
mankasitraka tompoko fa tena mahay daholo le pilalao
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 7 ай бұрын
Mitodika aminareo Kristianina aho...fa raha io tantara io no zohiana, d olana aminareo Kristianina io manana vehivavy roa na mihoatra tiavina io... Nefa ho anay Silamo d tsy olana ny manana vehivavy maro, nefa mifanaraka ireo vevavy tiavina ary atao iray trano izy ireo. Be olana ianareo Kristianina
@ntsoavina
@ntsoavina Ай бұрын
Sao averinao fa tsy maharary aza fon’ireny vehivavy silamo ireny amin’ny hoe vady faharoa io fa mangina fotsiny satria izay lalàna fotsiny dia mila manaiky izy izany. Izay ilay hoe didinjadona dia manaiky fotsiny fa tsy voatery sitraka
@bellrichina155
@bellrichina155 4 жыл бұрын
Mankasitraka nare nizara
@hantaandrianaivo9299
@hantaandrianaivo9299 4 жыл бұрын
Mankasitraka Rdb. Tsara be 👏👏👏
@angelerakotoson4405
@angelerakotoson4405 4 жыл бұрын
Misaotra indrindra ô!!!!!! tsar b le tantara
@mimiwendystenny8894
@mimiwendystenny8894 4 жыл бұрын
Mankasitraka eee❤️❤️
@oldara9836
@oldara9836 4 жыл бұрын
Bsr ooo ,misaotra anareo nizara ee
@r.louisette8468
@r.louisette8468 Ай бұрын
Tsara be misaotra betsaka
@lecollectifnsc647
@lecollectifnsc647 4 жыл бұрын
Vao hiaino mintsy zao zah, haka toerana tsara alou☺☺☺
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 2 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko!!
@anta1232
@anta1232 4 жыл бұрын
Makasitsaka doc a
@rannieclaudia
@rannieclaudia 4 жыл бұрын
Mankasitraka fa tsara be ny tantara
@nanahfanomezantsoa807
@nanahfanomezantsoa807 4 жыл бұрын
Mankasitraka Rdb, vao ihaino ooo
@jocelyneletruong8212
@jocelyneletruong8212 3 жыл бұрын
Tena latsaka ny ranomasoko !
@floridagasy868
@floridagasy868 4 жыл бұрын
Mankasitraka ndrindra topoko oooe fa tena afampo tsara zahay mpihaino 👏👏👏👏👏👏👏💓💓💓💓
@lyndaepiphanie3132
@lyndaepiphanie3132 4 жыл бұрын
Misaotra nizara eee !!!
@rasoavoretrabolangina3121
@rasoavoretrabolangina3121 4 жыл бұрын
tena tatara mahazo a tia aaaa lozako
@evamalala1293
@evamalala1293 4 жыл бұрын
NY lasa tokoa tsy fanadino ndryyyy
@mariachantale8760
@mariachantale8760 4 жыл бұрын
Bsr 🙋‍♀️ msaotra nanolotra atrani 🙋‍♀️❤🎧
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 4 жыл бұрын
Makasitraka fa misaotra betsaka tompoko nizara
@raharinirinavanessa9615
@raharinirinavanessa9615 4 жыл бұрын
Mankasitraka Rdb,,,, Tena tsara be lay tantara.
@rasolomananaernest8675
@rasolomananaernest8675 4 жыл бұрын
Tena tsr kosa ah
@apop3771
@apop3771 Жыл бұрын
Misaotra betsaka
@molkejabaly1394
@molkejabaly1394 4 жыл бұрын
Ouin ouin naona mama iiii
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 4 жыл бұрын
Misaotra nizara o.. mahafinaritra foana mihaino tantara sady manao raharaha
@southji2822
@southji2822 4 жыл бұрын
Vao ihaino , mankasitraka sahady
@rakotobarynirina9308
@rakotobarynirina9308 4 жыл бұрын
Misy anatra h anireo olona tia tena
@nasarilala9171
@nasarilala9171 4 жыл бұрын
Mankasitraka Tompoko
@safidy6782
@safidy6782 4 жыл бұрын
Nahafinaritra sy naham-po ,tena tsara
@soavinafamatanatsoa7048
@soavinafamatanatsoa7048 4 жыл бұрын
Misaotra nizara hatrany
@miangolaspeyer1813
@miangolaspeyer1813 4 жыл бұрын
mankasitraka be dia be.
@esthererandriamamonjy900
@esthererandriamamonjy900 4 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@tinasoaprincia9632
@tinasoaprincia9632 4 жыл бұрын
Misaotra ooo
@lyferdinand4509
@lyferdinand4509 4 жыл бұрын
Tsara bé
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 4 жыл бұрын
Manolotra ny fisaorana anareo sahady fa voiheno e!
@delldell6794
@delldell6794 4 жыл бұрын
Mankasitraka leretsy ah
@tsiryrandrianarivelo3
@tsiryrandrianarivelo3 4 жыл бұрын
Tsar loatr,maro n azo raisin
@mariehenrietterasolomanana4914
@mariehenrietterasolomanana4914 4 жыл бұрын
Tena afa-po. Mankasitraka Tompoko.
@tanyvama
@tanyvama 4 жыл бұрын
Merci o
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 4 жыл бұрын
bnswr Rdb Mankasitraka Tompoko ô!
@juannarodlish3954
@juannarodlish3954 4 жыл бұрын
Bnsr RDB zah izio vao hiaino fa efa misaotr betsak anaro nizar tompok
@maryantoinette7181
@maryantoinette7181 4 жыл бұрын
Mankasitra mandrakariva tompoko fa mahafinaritra mirarisoa
@vaonasoloflorence8123
@vaonasoloflorence8123 4 жыл бұрын
Mankasitraka indrindr e
@voahangyalinoro7293
@voahangyalinoro7293 4 жыл бұрын
Misaotra nizara o
@teendaqueen27
@teendaqueen27 4 жыл бұрын
Minnie
@jean-clauderalambotsirofo2929
@jean-clauderalambotsirofo2929 4 жыл бұрын
Basy vava loatra ilay Santatra. Matsiravina.
@faraantsa3652
@faraantsa3652 3 жыл бұрын
Mety b mits n ataony
@mercedesjan8973
@mercedesjan8973 4 жыл бұрын
.
@mariejeannine6275
@mariejeannine6275 4 жыл бұрын
Mankasitra tompok
@hantaandrianaivo9299
@hantaandrianaivo9299 4 жыл бұрын
Mankasitraka RDB. Tena tsara le tàntara ô ! 👏👏👏
@yanteyante4019
@yanteyante4019 4 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@lyzarasolonoelina9474
@lyzarasolonoelina9474 4 жыл бұрын
Merci o
@kokiaa3222
@kokiaa3222 4 жыл бұрын
Mankasitraka Tompoko
@anjaranaivo492
@anjaranaivo492 4 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
Tantara malagasy RNM - Vero sy Haingo
53:31
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 21 М.
Tantara malagasy ACEEM RADIO - Andeha hody aho
59:19
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 26 М.
When you discover a family secret
00:59
im_siowei
Рет қаралды 14 МЛН
Incredible Dog Rescues Kittens from Bus - Inspiring Story #shorts
00:18
Fabiosa Best Lifehacks
Рет қаралды 26 МЛН
Мы сделали гигантские сухарики!  #большаяеда
00:44
managed to catch #tiktok
00:16
Анастасия Тарасова
Рет қаралды 46 МЛН
TANTARA MALAGASY - Ahy izany fa tsy anao
1:12:33
E-Vaovao
Рет қаралды 9 М.
Tantara Aceem Radio : Izay tia ve adala e? #gasyrakoto
1:00:02
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 16 М.
Tantara Malagasy - RAKITRY NY LASA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino
1:24:29
Nofaizin'ny maty - Tantara an'onjampeo malagasy
1:21:50
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 46 М.
Finiavana: Tantara Kolo fm #gasyrakoto
1:09:29
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 16 М.
Tantara Malagasy - MANITSAKITSAKA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
46:32
FITIAVANA SA FANKAHALANA? : Tantara gasy vaovao (RDB) #gasyrakoto
1:38:08
Tantara malagasy RECORD FM - Hovitrovitra
1:44:47
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 38 М.
Tantara ACEEM Radio : TSIAMBARATELON’I DADA #gasyrakoto
1:37:48
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 26 М.
Tantara malagasy RDB - Tranon-dolo
39:12
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 19 М.
When you discover a family secret
00:59
im_siowei
Рет қаралды 14 МЛН