TANTARA MALAGASY || TSIKY AO ANATIN'NY HAIZINA [R.D.B]

  Рет қаралды 57,504

Orj' Lyrics

Orj' Lyrics

Күн бұрын

Пікірлер: 88
@OrjLyrics
@OrjLyrics 4 жыл бұрын
Miarahaba antsika rehetra!! Mba ho fampiroborobona ny firaha-miasa -ntsika de miangiavy anareo mba hi-abonné @ chaîne -nay *ORJ' Officiel* sy *Orj' Lyrics* fa ho betsaka ireo tantara ho halefanay @ chaîne ireo raha nahafa-po anareo ireo tantara nalefanay: *ORJ' Officiel* : kzbin.info/door/MPanfkIhF7DvR9bEIrr7mQ *Orj' Lyrics* : kzbin.info/door/h4C9dDSN0OcgzARWPeKRlA *Page Facebook* : web.facebook.com/ORJ.officiel ( *Orj' Lyrics* ) Mihainoa finaritra ary mirary soa antsika rehetra e!! 💖
@augustemovrel1140
@augustemovrel1140 4 жыл бұрын
Mankasitraka Orj'Lyrics. Ary mbola tsisy tohiny ve ity tantara tsiky ao anatin'ny haizina ity azafady?
@verthinoaime6216
@verthinoaime6216 Жыл бұрын
fa mbol ts mis tohiny fona v le izy tompoko
@RazakaharisoaClarasedran-uj2vd
@RazakaharisoaClarasedran-uj2vd Жыл бұрын
Aiza ny suite TY tantara ty jusk maintenant
@maheryrakotovao
@maheryrakotovao Жыл бұрын
Roviana kay ny Tohiny fa tsara be ilay izy
@mendrikarazafi3063
@mendrikarazafi3063 Жыл бұрын
Fa ity tantara ty ve zany tsy misy tohiny tsony e,tena mihezaka mitady za fa tena tsy hitako,efa in 6 ngamba no nihanona io tantara io fa hatramin izao tsy mahita ny tohiny
@Marse-mb3jp
@Marse-mb3jp 4 жыл бұрын
Misaotra nizara miandry ny tohiny eee😍😍😍😍😍tsara be le tantara
@AndritianaHerilala
@AndritianaHerilala 5 ай бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@ramanandraisoahantarakotom6388
@ramanandraisoahantarakotom6388 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🏼🙏🏼🙏🏼
@carolerandria799
@carolerandria799 4 жыл бұрын
Tsarabe ilay tantara Sady ny musique de coupure fohy kely no tsy mankarenitsofina. Top b mihitsy.
@tsaratsirymariealpha7368
@tsaratsirymariealpha7368 4 жыл бұрын
mankasitraka eeee vao manomboka mihaino de efa tena tsara b mihintsy 👍👍👍
@fifalinanathanael4815
@fifalinanathanael4815 4 жыл бұрын
Mankasitraka hatrany Tompoko.De miandry ny tohiny.Tsara be le tantara an.😍
@maricelp6330
@maricelp6330 4 жыл бұрын
Misaotra indrindra mizara tantara ho anay,de mirary soa hatrany 😍😍😘😘💖💖😍😍😘
@apkid3336
@apkid3336 4 жыл бұрын
Tiko be nareo fa mahay daoly😍😍
@jennyjenny3278
@jennyjenny3278 4 жыл бұрын
Misotra nizaro tsara be ❤️😘
@manukweul
@manukweul 3 жыл бұрын
Mbola miandry ny tohiny foana izahay o, dia mankasitraka anareo hatrany o 😍
@rinaramanantsoa6067
@rinaramanantsoa6067 2 жыл бұрын
Bg BIG
@rinaramanantsoa6067
@rinaramanantsoa6067 2 жыл бұрын
On moi n’´m
@raharijaonahasina267
@raharijaonahasina267 4 жыл бұрын
Mankasitraka ee, Mande ny asa sad nihaino💖
@maminiainarasolofo4421
@maminiainarasolofo4421 4 жыл бұрын
Misaotra indrindra nizara, d miandry n tohiny ary ze e 😉👌👍
@andonapoli8249
@andonapoli8249 4 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra nizara dia miandry ny tohiny !bravo be ho an ny mpilalao tantara sy ny mpanoratra
@elodymirill3569
@elodymirill3569 4 жыл бұрын
Misaotra indrindra tompoko 😍🥰💞💝😘
@nerenaalydiaharimino7843
@nerenaalydiaharimino7843 4 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 😍🥰
@chandolandosa1056
@chandolandosa1056 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko 💗🙏🇲🇬🙏🇰🇼
@ماريماري-ت2ض
@ماريماري-ت2ض 4 жыл бұрын
Misaotra indrindra eh 😍😍😍
@mariachantale8760
@mariachantale8760 4 жыл бұрын
Msaotra atrani jjai nanome 🙋‍♀️❤
@vonyrazafimamonjy1892
@vonyrazafimamonjy1892 8 күн бұрын
Fa tsy misy fiz 2 angaha izy ity no 1 ihany no ato
@ravaoolyvia4667
@ravaoolyvia4667 4 жыл бұрын
Beau couple ay i Faly sy Vanintsoa (Rebecca)
@lyndaepiphanie3132
@lyndaepiphanie3132 4 жыл бұрын
Miandry tohiny e Misaotra nizara 💜
@rolandrakotondramanana6854
@rolandrakotondramanana6854 4 жыл бұрын
Tsara ilay tantara. Mahay ny mpilalao. Mrv
@arlinarlind1695
@arlinarlind1695 4 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko 🌹
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka ankafy hieno ato🇲🇬😍!
@nasirnasirrock5787
@nasirnasirrock5787 4 жыл бұрын
MANKASITRAKA
@sarahlove8035
@sarahlove8035 4 жыл бұрын
Merci. Vo hiheno
@melissaidealy7865
@melissaidealy7865 4 жыл бұрын
Bonsoir daolo mankasitraka ndrindra Tompoko f d tena tsara tokoa lay tantara ! Hafa hany n'y tantara mus an Faly Sinezy s'yVanintsoa ary Ony Mihajanirina :Rakoto sns mitoraka voninkazo anareo f mahay mi jouer nareo ! Mankasitraka anareo nizara ampitiavana hatrany d manantena n'y tohiny d mirary soa ho antsika rhtr oo
@raniraniranirani7423
@raniraniranirani7423 4 жыл бұрын
Merc bola pihenoana
@brendahannahbrianda2389
@brendahannahbrianda2389 3 жыл бұрын
Nirechercher ilay voalohany zah fa tsy hitako
@OrjLyrics
@OrjLyrics 3 жыл бұрын
Miarahaba anao! Efa natambatra ho iray ireo fizarana misy t@ io tantara io.
@maricelp6330
@maricelp6330 4 жыл бұрын
Zah mino fa,misy tohiny into tantara into,de miandry ny tohiny zahay,mirary soa hatrany ,de mirary herinandro mahafinatra ho tsika rehetra
@minnieandrian117
@minnieandrian117 4 жыл бұрын
Merci o, Miandry ny tohiny ra mba afaka alefa svp 😊
@JemimaRazah
@JemimaRazah 6 ай бұрын
Fa aiz la tohin'ito e?
@njivarafalimanana7692
@njivarafalimanana7692 Ай бұрын
tsy nisy tohiny intsony ve ity tantara ity?
@faniryloeticiah6071
@faniryloeticiah6071 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka o
@andrianirinadomoinarakotoa3619
@andrianirinadomoinarakotoa3619 4 жыл бұрын
Mankasitraka nizara ! Miandry ny tohiny ! Dommage fa zay enoina de tsisy toiny daolo 😞
@OrjLyrics
@OrjLyrics 4 жыл бұрын
Mirahaba anao! Mba liana miheno tahaka anareo ihany koa izahay ato ary raha dispo ato aminay ve de tsy ho halefanay eto ihany? Fehiny, aza matahotra fa rehefa azonay izany de halefanay eto ihany tompoko. De mirary soa ho anao. ! 😊
@hanitrinialarakotoson9852
@hanitrinialarakotoson9852 6 ай бұрын
@@OrjLyrics , bonjour mbol ts dispo foana vé le tohiny ???? Ef 3 ans le izy n'a izany aza
@andoandria7234
@andoandria7234 4 жыл бұрын
Bonjour, merci beaucoup fa tsy misy tohiny ve ty tantara ty?
@fleuriaranoroarison7832
@fleuriaranoroarison7832 Жыл бұрын
tsy nisy tohiny mihitsy ito nefa tsara
@yousafyousaf3693
@yousafyousaf3693 2 жыл бұрын
Mankasitraka
@soatodyrodine
@soatodyrodine 5 ай бұрын
Fa ts mis tohiny zan ti tantara ty
@rabeharimahazorindra4328
@rabeharimahazorindra4328 4 жыл бұрын
Salama tompoko sao Mba manana ilay tantara gasy Sangodimpanina ianareo oo Merci bcp
@Kala_piso
@Kala_piso 5 ай бұрын
Tsisy tohiny ve izy ity?
@melissaidealy7865
@melissaidealy7865 4 жыл бұрын
Mankasitraka erampo erantsaina anao nizara ampitiavana hatrany sad tsara lay tantara mankasitraka n'y mpanoratra hany koa s'y ianareo mpilalao f tena manatalenta tokoa ianareo ! Misaotra ndrindra oo d miandry ampifalina n'y tohiny d aza atao ela loatra oh soavamabdry daolo
@joellahrapaikarivo4339
@joellahrapaikarivo4339 2 ай бұрын
Aiza 2?
@uaeuae280
@uaeuae280 4 жыл бұрын
Mankasitrak eee
@caroliamanou6479
@caroliamanou6479 4 жыл бұрын
Tsiky ao anatin'ny haizina.2
@maryantoinette7181
@maryantoinette7181 4 жыл бұрын
Makasitraka tompoko fa mahafinaritra ny tantara
@DavaltRecords
@DavaltRecords 4 жыл бұрын
Tsara b ein 😔
@stellionirina988
@stellionirina988 4 жыл бұрын
Elabe tohiny vo madeha
@clemencefanjanirina8727
@clemencefanjanirina8727 4 жыл бұрын
Misaotra tompoko 🙏🙏
@olivierbhenedicte1485
@olivierbhenedicte1485 Жыл бұрын
Salama. Mety misy tohiny ve ?. Misaotra
@fenoguerlavais5466
@fenoguerlavais5466 4 жыл бұрын
Makasitraka nizara o
@faniryloeticiah6071
@faniryloeticiah6071 4 жыл бұрын
Misy fizarahany 2 ve le izy
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 4 жыл бұрын
Kkkkkkkkk mampte itingina hono🤣🤣🤣🤣🤣🤣
@kotyjenny
@kotyjenny 4 жыл бұрын
Misaotra nizara e vao hihaino
@pungaroda1234
@pungaroda1234 4 жыл бұрын
Zao vo iheno mankasitrakiee sahady Mangatak tohin volantantelinay fiz 2
@marielesage370
@marielesage370 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko mahafinaritra lay tantara
@johaneandria5361
@johaneandria5361 4 жыл бұрын
Misaotra d aza atao elabe n tohiny e
@feliciteravaosoa791
@feliciteravaosoa791 4 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko
@mariesandrina4913
@mariesandrina4913 4 жыл бұрын
mankasitraka topoko
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 4 жыл бұрын
Makasitraka o tena tsara be de miadry tohiny
@mampiononamampionona1751
@mampiononamampionona1751 4 жыл бұрын
merci👄
@lunsiah1
@lunsiah1 4 жыл бұрын
Efa miandry ato!
@randriajosea
@randriajosea Жыл бұрын
Mbol ts misy tohiny
@aghvcg3236
@aghvcg3236 4 жыл бұрын
Mankasitraka hatrany tompoko
@lalanina5373
@lalanina5373 4 жыл бұрын
Tsy nisy tohiny tsony ve ôh !?
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 4 жыл бұрын
Tampitry ve sa mbola misy tohiny
@OrjLyrics
@OrjLyrics 4 жыл бұрын
Miarahaba anao! Tokony hisy tohiny ilay izy fa mbola andrasana hatr@ izao fa halefanay eto rehefa tonga izany.
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 4 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ô
@nadiaandrianandrasana173
@nadiaandrianandrasana173 4 жыл бұрын
mbola misy tohiny ve zany sa tapitra
@OrjLyrics
@OrjLyrics 4 жыл бұрын
Miarahaba anao! Tokony mbola hitohy ilay izy fa mbola ampitadiavana izany izahay @ zao ary halefa eto ihany raha vao mahazo izahay.
@mdrohumain2420
@mdrohumain2420 4 жыл бұрын
MINKASITRAK E
@galaxyg7pro313
@galaxyg7pro313 4 жыл бұрын
Misaotra ee
@angelsnow9214
@angelsnow9214 4 жыл бұрын
Misaotra ee💗💗💗
@brendahannahbrianda2389
@brendahannahbrianda2389 3 жыл бұрын
Nirechercher ilay voalohany zah fa tsy hitako
@nathalierazanatinaknott1209
@nathalierazanatinaknott1209 4 жыл бұрын
Mankasitraka hatrany tompoko
Tantara RDB: VALIFAT-PITIAVANA 1/2 #gasyrakoto
1:34:09
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 10 М.
Ozoda - Alamlar (Official Video 2023)
6:22
Ozoda Official
Рет қаралды 10 МЛН
24 Часа в БОУЛИНГЕ !
27:03
A4
Рет қаралды 7 МЛН
TANTARA MALAGASY || NY VALIFATIN' ILAY MPIVAROTENA  [R.D.B]
1:33:33
Orj' Lyrics
Рет қаралды 57 М.
MATY LOLO (Tantara feno RDB)
2:24:29
D-aly
Рет қаралды 5 М.
TANTARA GASY RDB MATI-KO VELONA
2:06:32
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 36 М.
Tantara Malagasy -TSIKY AO ANATY HAIZINA-(Tantaran'RDB) ABONNEO NY PEJY TSIKA 💖
1:18:27
Tantarako MADA (tantara,film,hira)
Рет қаралды 14 М.
TANTARA GASY : ( ILAY TILIKAMBO MAITY) TANTARA RDB
1:51:45
Gasy Tsara
Рет қаралды 35 М.
TANTARA MALAGASY || VALIFATY Fiz 13 [R.F.M]
1:43:26
Orj' Lyrics
Рет қаралды 12 М.
Valifaty: Tantara gasy vaovao ( RDB) #gasyrakoto #gasyrakoto
1:05:02
DIso safidy: Tantara gasy vaovao (ACEEM) #gasyrakoto #gasyrakoto
1:47:43
Tantara Malagasy - VITA NY ADIDIKO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Miseho
1:08:55
Ozoda - Alamlar (Official Video 2023)
6:22
Ozoda Official
Рет қаралды 10 МЛН