No video

Tantara Malagasy - TSY NAMPOIZIKO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

  Рет қаралды 817

SARY MIHETSIKA / Web TV

SARY MIHETSIKA / Web TV

Күн бұрын

TSY NAMPOIZIKO
Tantaran'i Radio Don Bosco
Tantara indray miseho
Tantara Malagasy
Mpamongady i Rabary manan-kareny isan-karazany. Noresen'i Ramatoa Vola lahatra i Rabary mba hividy tanimbary any ambanivohitra, ary ny tanin'i Siza, zandrin'i Rabary ihany no heverina ho vidiana. Tsy salamana Razafy rain'i Rabary sy Ramatoa Siza ka izay no nararaotin'i Ramatoa Vola mba hafahana mividy ireo tany lova, satria olona sahirana io anabavin'i Ngahy Rabary...
Nandroso hevitra ny hitsaboina ny Rainy Razafy, eny amin'ny hôpitaly lehibe, I Ngahy Rabary sy Ramatoa Vola, nitaraina ny tsy fananany vola anefa i Ramatoa Siza. Sahiran-kevitra i Ramatoa Siza sy Lova, zanany vavy, fa sady tsy ampy ny sakafo hoanina no tsy feno matetika ny sara-pianarana isam-bolana. Tsy nanaiky ny hamarotana ireo lova anefa i Lova fa aleo mihezaka matady hevitra hafa hiatrehana ny fitsaboana an'i Razafy raibeny sy hiatrehana fiainana.
Kisendrasendra no nihaonan'i Misaina sy Lova tany an-drenivohitra ary nifampiresaka ny zava-misy izy mianadahy, nanomboka teo dia nanohitra ny hevi-dratsin'i Ramatoa Vola izy mianakavy ary nihevitra ny hanafay an'i ramatoa lozabe io. Niezaka nanohy ny fianarana i Lova ary tafita, nisy fotoana tojo tsy fahasalamana i Ramatoa Vola, teo vao nanenina tamin'ny toetra ratsiny ity farany.
Mpanoratra : Razafimahatratra Ferdinand
Mpilalao : Rakoto, Faly, Hanjariliva, Salohy, Antsa-Ravaka
Nandray feo sy nanatontosa : Tovo Razanamamonjy
#tantara
#tsynampoiziko
#sarymihetsika

Пікірлер: 1
@lilylily4278
@lilylily4278 5 ай бұрын
Aza ahilikiliky ny madiniky fa ,mety havonjy anao izy aoriana any ❤❤❤😢
Tantara Malagasy - ETRAKETRAM-PITIA (Tantaran'ny Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
1:01:36
❌Разве такое возможно? #story
01:00
Кэри Найс
Рет қаралды 3,6 МЛН
Blue Food VS Red Food Emoji Mukbang
00:33
MOOMOO STUDIO [무무 스튜디오]
Рет қаралды 14 МЛН
Little brothers couldn't stay calm when they noticed a bin lorry #shorts
00:32
Fabiosa Best Lifehacks
Рет қаралды 20 МЛН
Tantara Aceem Radio: TSY MIHOABONGA 1 #gasyrakoto
1:18:01
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 17 М.
Tantara Malagasy - ANJARA MASOANDRO (Tantaran'i Radio Plus) Tantara indray miseho
1:03:35
Tantara malagasy RDB - Hevitra mandrava fihavanana
45:51
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 23 М.
Tantara Malagasy - FITARATRA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
1:16:11
Tantara Malagasy - RAKITRY NY LASA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino
1:24:29
Tantara Malagasy - VALIN'NY NATAO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
1:14:31
Tantara mampatahotra [R.D.B] - ADEMONE
2:26:23
Vahindanitra #alefa_1000_abonnés
Рет қаралды 2,8 М.
Tantara Malagasy - FANDRIKA (Tantaran'i Radio RTA) Tantara indray miseho
1:11:10
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 2,4 М.
❌Разве такое возможно? #story
01:00
Кэри Найс
Рет қаралды 3,6 МЛН