Tantara Malagasy - VONINKAZOM-PATY (Tantaran'ny Radio Don Bosco) Tantara Indray Mihaino

  Рет қаралды 1,192

SARY MIHETSIKA / Web TV

SARY MIHETSIKA / Web TV

Күн бұрын

VONINKAZOM-PATY
Tantaran'i Radio Don Bosco
Mpifankatia mpivarotra voninkazo, fandravahana toeram-pilanonana sy fety isan-karazany ary fanao amin'ny fahoriana, i Benja sy Lisy. Mpinamana akaiky i Benja sy Pôta, nahita hevitra hanatsarana ny fidiram-bola amin'ny tokan-tranony avy izy roalahy, dia halatra voninkazo. I Bako sy ny Nenitoany dia mpianaka tia mikarakara voninkazo sy sarotiny amin'ny voly nataony, isan'izany ny voninkazo raozy.
Voninkazo eny ambony fasana, mandritra ny fandevenana no angalarin'i Benja sy Pôta, ka izay no hamidiny. Manomana ny fankalazana ny mariaziny i Benja sy Lisy, fomba iray hampitomboan'izy ireo ny varotra ataony ny famarotana ireo voninkazo avy nangalarin'i Pôta sy Benja. Nanangatra sy masia-dolo ilay olona maty, tompon'ilay voninkazom-paty, avy nangalarin'izy roa lahy ka nampijaly azy ireo.
Mpanoratra : Mbola Ranto Ramanantsoa
Mpilalao : Faly, Synèse, Hanjariliva, Ony Mihajanirina, Niravo
Nandray feo sy nanatontosa : Tovo Razanamamonjy
Tantara malagasy
Tantara Indray Mihaino
Tantara Mampatahotra

Пікірлер: 5
@ntsoavina
@ntsoavina 7 ай бұрын
Mankasitraka hatrany ❤❤❤
@nessyrawns8405
@nessyrawns8405 2 ай бұрын
Masia dolo ny avrlon i. Solomena
@roz1046
@roz1046 7 ай бұрын
😂😂 mahita tantara atao re nareo ka. Mafinaritra ka mankasitraka😂❤
@hanitranil4489
@hanitranil4489 7 ай бұрын
Maninona no asiana höra ratsy be oatry reny eny anelanelany?
@hanitranil4489
@hanitranil4489 7 ай бұрын
Hira
Tantara Malagasy - VOADY HATRANY AM-PASANA (Tantaran'i RNA) Tantara Indray Miseho.mp4
1:25:38
Kluster Duo #настольныеигры #boardgames #игры #games #настолки #настольные_игры
00:47
Двое играют | Наташа и Вова
Рет қаралды 2,6 МЛН
إخفاء الطعام سرًا تحت الطاولة للتناول لاحقًا 😏🍽️
00:28
حرف إبداعية للمنزل في 5 دقائق
Рет қаралды 53 МЛН
iPhone or Chocolate??
00:16
Hungry FAM
Рет қаралды 51 МЛН
Ɛli d ɛli
26:35
ISSIN TV
Рет қаралды 11 М.
FRENCH PRONOUNS | Explanations, Examples & Test 😉🔝
21:25
Guillaume Posé - Professeur de français
Рет қаралды 135 М.
TARALILA
4:44
Fano prod gasy fano
Рет қаралды 6 М.
Tody tsy misy fa ny atao no miverina fiz-1
45:26
Ilay Nosy
Рет қаралды 1,1 М.
Live de Rabbi Moshé PINTO -  Ce Mardi à 21H00 !
58:56
HEVRATPINTO
Рет қаралды 2,4 М.
French Speaking Practice - Family and Daily Activities
14:27
CCube Academy
Рет қаралды 105 М.
Fiovampon'i Jacques
7:06
365 Tantara
Рет қаралды 158
Dialogues en Français au Travail - Français au Bureau
13:17
Daily French Conversations
Рет қаралды 6 М.
Kluster Duo #настольныеигры #boardgames #игры #games #настолки #настольные_игры
00:47
Двое играют | Наташа и Вова
Рет қаралды 2,6 МЛН