Tantara - Mitondra ny Lohateny Hoé : Sarobidy / Radio Don Bosco !
Пікірлер: 52
@dinaroldanravelojaona79834 жыл бұрын
Hafa iany ny miheno tantara
@fjvh43854 жыл бұрын
Mankasitrak fa tena tsar be
@esthellerajaonarison44814 жыл бұрын
Tsara be mihitsy le tantaranareo mankasitraka tompoko
@ramibeelonvi7947 жыл бұрын
Mahafinaritra ny tantara feno fitiavana base sur la sainte parole de notre Seigneur Jésus .....soyons bénis o
@evaraharimalala59594 жыл бұрын
Tsara loatra ilay tantara ka mamerina mihaino hatrany na efa nohaina aza misaotra mizara
@pungaroda12344 жыл бұрын
Mankasitrakiee
@julietteharena19117 жыл бұрын
makasitraka ô mafinaritra ba mangataka tantara maromaro tompoko ba henoinay aty alavitra aty o tsara .be ni tantaran i radio don Bossco makasitraka tanteraka o mafinaritra
@rahelinirisoasuzanne50647 жыл бұрын
merci de ma andefaso matetiretika ra mba azo atao fa tsara
@adelinevoanginirina53447 жыл бұрын
Mankasitra ooh tsarabe lay tantara!!
@zoerazafiarinelina28316 жыл бұрын
mahaliana ahy tokoa ireo sombi-tantara maro isankarazany , izay azo soritana fa tranga-piainana miseho amin'ny fiaim-piainan'ny zanak'olombelona. Ary ny tena ankafiziko indrindra dia ny anatranatra eny ampihainoana ny tantara ka, samy mandray ny " lesona" na ny toromarika tandrify azy avy ny mpihaino. Mankasitraka indrindra tompoko, ary mankahery anareo Mpanoratra sy Mpilalao ny tantara.
@rijatahianarabemanjara16917 жыл бұрын
Mafinaritra ny mihaino tantara @ RDB de mba andefaso matetiretika ra mba azo atao @ you tube. Misaotra Tomko
@nambtahina7615 жыл бұрын
salama rdb, tsara be doly ny tantaranareo fa mba asio vaovao ato ami youtube e,
@volanarazafindrasata10067 жыл бұрын
Tena tsara ary mankasitraka tanteraka ny radio don bosco manolotra tantara kalitao tsara hatrany. Efa mpihaino tantara radio don bosco fony kely zahay, tsiaro marobe mitamberina rehefa mihaino avaty an-tany lavitra. Raha azo atao tompoko dia hametrao tsy tapaka ato @youtube mba misy hiainana hatrany ny kantotsika 😊. Misaotra indrinadra
@ghislainemauvais26076 жыл бұрын
Tena tsara ilay tantara , misaotra ééééééééééé
@jeanarnaudendrianina12025 жыл бұрын
Mankasitrak an'i Radio Don Bosco e
@mamichouliantsou67245 жыл бұрын
Vavaka tokoa manova zavatra
@chavillevely7007 жыл бұрын
Tena mampietsipo lay tantara, mankasitraka ny panoratra
@elisearthemise98817 жыл бұрын
Tena tsara be ,ary tena marina fa n'a inona n'a inona rehefa mono an Andriamanitra dia misy ny fitahiana betsaka ny kapoka mahazo fitsapana ireny fa ny fo tsy mihova no tena hilainao ny tompo .Misaotra tompoko
@zegasy45357 жыл бұрын
Misaotra ê tsara ny tantara de mba hitohy ny fandefasana azy eto
@julieraza83557 жыл бұрын
Misaotra ny mpanolotra ,mpanoratra ,mpanantotosa ...fa tena tsara lay tantara akafiziny ny mpihaino mihintsy. . homba antsika tsirairay avy anie ny Tompo
@jessireineblondirambeloson94057 жыл бұрын
Afaka mba mahazo misimisi v amn youtube raha mba mety
@miangalyfinona85955 жыл бұрын
Makasotraka anareo nizara
@vatosoaonjaniainafitahiana56636 жыл бұрын
Samy hafa tokoa ny manompo an'andriamanitra su ny tsy manompo Azy
@Tiana24936 жыл бұрын
Zahay mpieno tantara aty alavitra aty nefa dia tsy hita tsony ilay tantara rehetra . 😞 mba Avereno moa ,indrindra ilay sorona iny. Saiky hiaino ny tohiny androany dia tsy hita intsony ilay izy.misaotra tompoko oooo
@rasoazanaberaiariniaina25917 жыл бұрын
tsara be fa miandry ny tohiny
@mbolarakoto47597 жыл бұрын
mankasitraka e!
@celestinrandrianasolo4467 жыл бұрын
tiko b le tantara, misy anatra tsara
@mariegette75417 жыл бұрын
tantara sarobidy tena mivoty @ tantara niainako
@mireillepatricia61617 жыл бұрын
Miaiky za fa mahay film mits nareo ao @ Don bosco ao
@hosnyqa18047 жыл бұрын
Tsara be misaotra betsaka nareo
@ralisonvero69567 жыл бұрын
ontsa tanteraka n'y fo mihaino anle izy .. tantaram piainana mampalahelo mihintsy ilay tantara fa sady anatra ihany ko
@tsirymaminiaiana14116 жыл бұрын
Nga rdb tsy miajoute tantara amin'ni youtube tsony nef zahay miandry fon fa to tsisy tsony
@lucyherwanlucy60337 жыл бұрын
mankasitraka oh
@redvillagemadagascar7 жыл бұрын
mankasitraka! manantena ny manaraka :)
@poratinaravelo5497 жыл бұрын
andriamitantsoa tsiry tsar kosa lay tantara mankasitra ee
@raharimananaangelah24127 жыл бұрын
mankasitrako ro!f tena afa po tanteraka zahay
@nathymyah36157 жыл бұрын
Fianako tantaraina am ito 😢
@augustinejeanneabdoul12777 жыл бұрын
Zaza Gasy zanyyy ve.... Njiii ..... Zah aki zao vo hiheno ny fienannao aato..... Ry kalab havako.... Kkkk
@nathymyah36157 жыл бұрын
Augustine Jeanneabdoul kay fatany za saik kotiko 😂😂😂
@augustinejeanneabdoul12777 жыл бұрын
Zaza Gasy mdrrr... Razah njay aloha de tay vokotinao..... Fa niheno xah zao fa aza adalainao..... Vonoko a...... Kkkkkkkkkkkkk
@nathymyah36157 жыл бұрын
Augustine Jeanneabdoul 😂😂😂😂😂😂😂😂
@augustinejeanneabdoul12777 жыл бұрын
Zaza Gasy tena panakorotana ola. Moheno tatara I. Zaza gasy