Sady mahamenatra sy mahatezitra no sady mapiome mafarikoriko mieritreritra le toetsaina
@mariellaferinande79533 жыл бұрын
Mankasitraka Tompoko, misaotra betsaka nizara 💖💖👌
@mariellaferinande44855 ай бұрын
Salama aby ô. Misaotra betsaka nizara 😍
@elisearthemise6734 Жыл бұрын
Efa hita merci
@andrearina86463 жыл бұрын
Miarahaba anareo rehetra , tsara-bé 'lay tantara sady tena malagasy fomba no misy lesona sy anatra . misaotra ny mpanoratra sy ny mpilalao . mazotoa daholo .
@berthaline26483 жыл бұрын
Mankasitra areo mpilalao tantara ary miandry tohiny magnaraka koa❤❤👌
@tianarakotomalala79423 жыл бұрын
Salama.daholo tsika mpihaino sy ny mpizara tantara ;miandry ny tohany ndray zany koo
@kemberlynatacha3043 жыл бұрын
Miandry tohiny,mankasitraka fa tsara
@yondayyonday11873 жыл бұрын
Makasitraka hatrany tompoko
@nessyrawns84054 ай бұрын
Misaotra.nizara. mahita hatao koa ny mpanoratra ka misy zay faty ho zaraina. Mba tsy rariny fa tsy mba manaja ny soatoavina malagasy
@andreahjhennie2080 Жыл бұрын
Misaotra & mankasitraka ny mpanoratra & mpilalao ary Gasy Rakoto nizara ny tantara fa tena misy lesona tsara ho raisina 🎧 🇲🇬 😍 🇱🇧 ♥️