"Ny dotim-paty aza misy fa ny todim-pitia manodiava" #tantarampiainana #tantarampitiavana #radiotana
Пікірлер: 55
@yousafyousaf36937 ай бұрын
Mankasitraka tompoko mercy nizara
@hantalidia79964 жыл бұрын
Tsara be ilay tantara fa misaotra betsak ooo 🥰
@evaeva39754 жыл бұрын
Bswr , izay vao vita n asa d , izay v hieno ,merci beaucoup 😘❤
@sidoniejuster91194 жыл бұрын
Makasitraky indrindry Tompoko , fa tsy mitsahatry ny manolotra ny soa sy ny tsara anay e! Isorako manokana ianao I TOKI ANA fa tsy magnadigno anay e!
@mampiononamampionona17514 жыл бұрын
woweee 1ère merci beaucoup💋💖💋
@mampiononamampionona17514 жыл бұрын
misi anatra tsara merci ô ô💖
@tantara.malagasy4 жыл бұрын
mampionona mampionona arabaina ô 🔔
@tantara.malagasy4 жыл бұрын
mampionona mampionona arabaina ô 🔔
@mampiononamampionona17514 жыл бұрын
@@tantara.malagasy salama ô Tena tsarabe le tantara fa merci beaucoup de miandry tantara manaraka njai ô merci 💋💖💋
@mimalala034 жыл бұрын
Mankasitraka hatrany an, tonga de hihaino 🌹🌷😘
@cedriqueflorent48614 жыл бұрын
Tonga voalohany ndray zah anhhh😊vo hihaino fa misaotra re😍😍
@mariellaferinande79534 жыл бұрын
Mankasitraka fa tena tsara 😍!
@razanatsimbahajaainapatric28264 жыл бұрын
Ndriiiii mankasitraka fa tena tsara be ilay tantara
@pierrotramarovahoaka19294 жыл бұрын
Misaotra mananatra ireo lehilahy tsy mivaky loha ny vadiny sy ny olo-tiany e ! raha izaho aloha dia misintona lesona ary hajaiko sy tiaviko le vadiko tokana e !!!
@oldara98364 жыл бұрын
Misaotra eee,miandry ni tohiny 🌺
@tantara.malagasy4 жыл бұрын
Olda Ra indray mihaino io ô 💐
@agemarco12994 жыл бұрын
Salut salut , tsara le tantara 👊🏻👊🏻
@onalllopa2294 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko!!
@eleonoreambrosi92384 жыл бұрын
Misaotra anao nizara sy tsy nanadino mankasitraka hatrany e bonne journée