Woueh . Hihaino mihitsy zaho Zao . Merci bcp nizara
@isaackumba26884 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/pnS8nnSajLakfMU
@waellahkiffeuse3994 жыл бұрын
Misaotra bdb fa faly fona raha vo milatsaka ny tantara eto amin You tube,miandrandra tantara vao2 hatrany,dia Mirary soa ho Anao nizara ny tantara😍😘
@isaackumba26884 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/pnS8nnSajLakfMU
@zafybotry99674 жыл бұрын
Manakory ô ! Voalohany aho no mihaino ny tantara eto ka mankasitraka !
@tokydaniel34 жыл бұрын
Misaitra ndrindra tena tsara le tantara
@marcelafrancette88344 жыл бұрын
Misaotra betsaka nareo ooo 🎧🎧💖 vo hinono azy zao ka
@isaackumba26884 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/pnS8nnSajLakfMU
@adamslaiman742710 ай бұрын
Tena manimba tokoa ty fitiavana ty. Anatra ho any nareo lehilahy mpampirafy. NY vehivavy indray mahatonga mivoaka alina ny fandehanana aminy mpanao fanafody reny
@arlinarlind16954 жыл бұрын
Mercie fa tsara le tantara 🌹🌹🌹🌹
@isaackumba26884 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/pnS8nnSajLakfMU
@mariachantale87604 жыл бұрын
Msaotra anareo njai nanome ❤
@isaackumba26884 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/oaelopakqdaCjdU
@midomashakel63274 жыл бұрын
Misaotra e 🙏! Mapalahelon toentsain tehanakaren 😭😭
Misaotr nizar tompok Misaotr ny mpilalao kou Mba manala fanginagn @ confinement ty De mirary soa atran atsk gasy rehetr maneratany 💖💖💖💖🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬💞💞💞💞💞💞💞😘😘😘😘
@rasoa824 жыл бұрын
Misaotra @ firarin-tsoa e d mirary soa ho anao ihany ko
Bonjour de la France misaotra betsaka fa nahaliana eh
@zafiarisoaiandryaugustine48974 жыл бұрын
Misaotra ooo rahoviana indray ny tohiny azafady
@rajaonariveloandriantahian28584 жыл бұрын
Tsy dia tsara fiafara loatra. Tokony tsy ho lasa adala i Rojo. Tokony ho voasakana ny fanaovana sorona. Tokony ilay mpimasy sy ilay mpangalabady no ho voasazy mafy dia mafy.
@alyssahashelley76664 жыл бұрын
tonga de tsy hiaino tsika rah izany😂😂😂😂😂🤣🤣🤣
@isaackumba26884 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/oaelopakqdaCjdU
@tokydaniel34 жыл бұрын
Tsy mis maasamiaf an le tantara mahazatra raha izany
@mbolarazafimanantsoa79134 жыл бұрын
Tsy dia tiko ny fiafarany fa tokony nahatsapa ny ratsy nataony ilay Ando izay vao nijinja ny nafafiny
@lalanina53734 жыл бұрын
Misaotra nizara ❤️
@isaackumba26884 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/oaelopakqdaCjdU
@nambininrakotojaona61834 жыл бұрын
Merci 👍
@nayanbritanie81953 жыл бұрын
Merci 🇲🇬
@sidoniejuster91194 жыл бұрын
Mankasitraka sahady anareo Tompoko nizara tantara vaovao e
@sarahshivanie2404 жыл бұрын
Misotra eeee
@njivaramarovavy19834 жыл бұрын
Haiza mba tratrany olona otrany zao fa simba
@edwigeedwige68024 жыл бұрын
Mankasitraka topoko oooo
@feliciteravaosoa7914 жыл бұрын
Makasitraka atrany tompoko nizara
@perpetueraharisoa18884 жыл бұрын
Misaotra betsak nizara . Fa misy hisainana
@giganbruno15974 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko ô !!! Miandry ny manaraka indray ary e!!!
Mankasitraka @ fizarana dia mankasitraka be dia be ihany koa ireo mpilalao, mpanoratra, mpanantontosa sns ! Sao mba misy mahay azafady ilay hira manaingo ilay tantara "la lalalalalalala" ? Ny titre ohatra ? Misaotra indrindra :) !
@isaackumba26884 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/oaelopakqdaCjdU
@anjaranaivo4924 жыл бұрын
Misaotra nizara mankasitraka tompoko
@isaackumba26884 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/pnS8nnSajLakfMU
@fanjatina6504 жыл бұрын
Miandry ny andininy faha 2
@isaackumba26884 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/pnS8nnSajLakfMU
@hajahelisoa7354 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko
@isaackumba26884 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/oaelopakqdaCjdU
@koookiiia98114 жыл бұрын
Mankasitra tompoko
@luslus6324 жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara o mirary soa hatrany
@clarastone66664 жыл бұрын
Tokony mba nasolo ny zanaky Rojo le zazakely mba hampiverina ny sainy. Mampalahelo
@isaackumba26884 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/oaelopakqdaCjdU
@isaackumba26884 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/pnS8nnSajLakfMU
@manatsoamanatsoa78754 жыл бұрын
Tiko be le feonkira milay be an
@lu-cynthia56104 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ô
@isaackumba26884 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/pnS8nnSajLakfMU
@eleonoreambrosi92384 жыл бұрын
Misaotra fa vao ihaino zah io die mankasitraka anareo hatrany ô