Рет қаралды 39,511
TETIKA TSY NAHOMBY
Tantara mitohy tao amin'ny RADIO MADAGASIKARA 99.2 FM nandritra iny herinandro iny (26/08/2019-01/09/2019) natambatra ho indray mihaino no alotra ho atsika mpihaino anio
Diam-penin'i Eva Estelle
Nolalaovin'i : Ny Ony, Daniela, Saholimalala, Alain ary Gaston
Nanatontosa : Gaston RANDRIAMANALINA
Mihainoa finaritra tompoko !
#tantarampiainana
#anjoria
#radiomadagasikara
Crédit photo : Timepassages
www.videoblock...