TARIKA BAOBAB (Imongovolo Benja Andriantahina)

  Рет қаралды 19,503

Bainapouss72 Rabeson

Bainapouss72 Rabeson

Күн бұрын

Пікірлер: 25
@mobileplus5243
@mobileplus5243 5 ай бұрын
❤❤❤❤❤❤ mampahatsiahy ny fahazazaneee mankasitrakee🙏🙏🙏👍👍🙋‍♀️
@madarazaf6875
@madarazaf6875 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka é! Tena fy mihitsy izy izany.
@bainapouss72rabeson42
@bainapouss72rabeson42 2 жыл бұрын
Ankasitrahinay tanteraka NY fankafizantsika ny hira izahay tarika BAOBAB dia fitaovana fotsiny ihany mamelona s'y mampatsiahy satria sangan'asa efa nivalona tokoa no nofohazina indray, fa fisaorana mitafotafo ho an'ny mpanoratra sy NY mpamorona Benja Andriantahina izay homenkasina@kanto nosoratany dia hirinay mba hifoha daholo NY fahatsiarovantsika eo ampijerena sy fihainoana mankasitraka
@kakabob5574
@kakabob5574 2 жыл бұрын
Angano Antandroy io no nakan'i feeling ary navadika ho hira. Tsara ee
@mobileplus5243
@mobileplus5243 5 ай бұрын
Maniry ny ahitany fampisehoana hataonareo re aho ❤❤❤❤❤
@bainapouss72rabeson42
@bainapouss72rabeson42 5 ай бұрын
Eny o eto France izahay @zao ra sendra2 afaka miditra page Haingokely dia mahita ny fandaharam-potoananay Ary o
@ranaivolucas4323
@ranaivolucas4323 2 жыл бұрын
Salama Bainapouss. Mankasitraka e tena izay hira izay efa notadiaiko taminao dia misaotra e. Fito na enina taona aho @ zany
@bainapouss72rabeson42
@bainapouss72rabeson42 2 жыл бұрын
Mankasitraka
@papathirisha7546
@papathirisha7546 2 жыл бұрын
Makasitra indrindra oooh!
@hajatianaramiliarimanana8179
@hajatianaramiliarimanana8179 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka e!
@svhykaneva6540
@svhykaneva6540 2 жыл бұрын
Ndryyyyyy
@raholiarimananalydia4175
@raholiarimananalydia4175 2 жыл бұрын
ndryyy msaotra e
@bainapouss72rabeson42
@bainapouss72rabeson42 2 жыл бұрын
Mankafiza ary e
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 2 жыл бұрын
Mankasitraka e!!!
@sakaymena209
@sakaymena209 2 жыл бұрын
Milay nareo e! Tena hira fihainoko taloha io 👍👍 eeeeeeh lahy eeeeeh....
@georgesrandriamanana655
@georgesrandriamanana655 2 жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka efa ela no nitadiavako inty hira inty izay tsy fanatro ny lohanteny Tena hainareo ny mitazona ny gadona misaotra e
@bainapouss72rabeson42
@bainapouss72rabeson42 2 жыл бұрын
Mankasitraka o
@arisonharijaona2670
@arisonharijaona2670 2 жыл бұрын
mmmm!!!
@mialysehenonirina4765
@mialysehenonirina4765 2 жыл бұрын
Tsara e
@tefyrandry6634
@tefyrandry6634 Жыл бұрын
Ahatsiarovako dadiko zay
@njakarandriana2549
@njakarandriana2549 2 жыл бұрын
Mankasitraka e
@njakarandriana2549
@njakarandriana2549 2 жыл бұрын
Izay a vao naheno an'io hira io fa tena hainareo ny mihira sy manome aina ilay hira fa mba tiako heno koa ny original raha mba misy afaka mandefa eto @youtube.🙏🏻🙏🏻🙏🏻
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 2 жыл бұрын
Ndriii 😰
@sakaymena209
@sakaymena209 2 жыл бұрын
Ntsooooo
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 2 жыл бұрын
@@sakaymena209 piouu piouu
Tarika BAOBAB Tanjona HAINGO & Harimanitra
3:41
Bainapouss72 Rabeson
Рет қаралды 10 М.
🎁 Aujourd'hui au fil des jours je rend Gloire à Dieu en Parole & prière:  21 septembre 2024
2:17
@Jésus Christ le Roi Messie לעולם ישוע המלך המשיח
Рет қаралды 2
Остановили аттракцион из-за дочки!
00:42
Victoria Portfolio
Рет қаралды 3,2 МЛН
HAH Chaos in the Bathroom 🚽✨ Smart Tools for the Throne 😜
00:49
123 GO! Kevin
Рет қаралды 13 МЛН
Worst flight ever
00:55
Adam W
Рет қаралды 12 МЛН
ПРИКОЛЫ НАД БРАТОМ #shorts
00:23
Паша Осадчий
Рет қаралды 5 МЛН
TARIKA BAOBABA ISALO SY ANKARATRA A/C: Benja Andriantahiana
4:07
Harimanitra Randria
Рет қаралды 1,9 М.
TARIKA BAOBAB Andraso Aho TROUPAH
2:43
Bainapouss72 Rabeson
Рет қаралды 14 М.
tarika BAOBAB Mbola hisy Rambao
3:48
Bainapouss72 Rabeson
Рет қаралды 19 М.
TARIKA BAOBAB NAMAKO SARIAKA ( ORIGINAL CLIP )
4:30
Ramanantsoa Miantsa
Рет қаралды 18 М.
Nao e Naike: Benja, Seth, Savihy
3:37
Manake De Manake
Рет қаралды 15 М.
Tarika vahatra 02 05 2022
51:09
Sisseil RTV OFISIALY
Рет қаралды 561
Benja & Arinia - Avy Eo ( Hay Ve Misy ) - Dicomad 467 117
4:22
Sully Fontaine
Рет қаралды 6 М.
TARIKA BAOBAB (Godony Rambao)))))
2:48
Bainapouss72 Rabeson
Рет қаралды 19 М.
TARIKA BAOBAB (NEFA) Victor RASOANAIVO
3:58
Harimanitra Randria
Рет қаралды 8 М.
Остановили аттракцион из-за дочки!
00:42
Victoria Portfolio
Рет қаралды 3,2 МЛН