Te hiara dia (Mage 4) By Yando

  Рет қаралды 448,112

IVENCO COMPANY

IVENCO COMPANY

Күн бұрын

Пікірлер: 125
@finaritrarandriambelo9209
@finaritrarandriambelo9209 2 жыл бұрын
efa ela tiako fa zay a vao nanisy j'aime milayyyyyyyyyyyyy
@fanambinanajules6027
@fanambinanajules6027 4 жыл бұрын
Efa impolo kely no nohenoiko ❤ cava beeeeeeee
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 жыл бұрын
TIAKO 😃 Mankasitraka 😘
@evaeva2271
@evaeva2271 5 жыл бұрын
Tiako be ilay feongitara e!! Chapeau hoanlay mpitendry fa tsara be
@jeanyveskaliva815
@jeanyveskaliva815 4 жыл бұрын
VARATRA!!! 💯💯💯 matsiro be.
@narindrasheena7998
@narindrasheena7998 6 жыл бұрын
kayyy tsara be!!!
@fefegawel372
@fefegawel372 6 жыл бұрын
Tsara kosa Misaotra ooo Le guitariste bravo 😍😍
@fenosoajandie1218
@fenosoajandie1218 6 жыл бұрын
Tsara loatra 😍😍😍 tsy mety leo mits ah
@businessforAll376
@businessforAll376 3 жыл бұрын
Tsara be akia le izy
@rakotondrazakaparany6890
@rakotondrazakaparany6890 6 жыл бұрын
Mankasitraka e! Madio be ny son
@ralisonantso7927
@ralisonantso7927 6 жыл бұрын
Soa Tsara....Tsy misy ambara
@generationrock3901
@generationrock3901 6 жыл бұрын
Yando no manana ilay Fanahy Rock
@yvesandry1133
@yvesandry1133 6 жыл бұрын
Ankafiziko ah! Tena tsara.
@rathierry
@rathierry 3 жыл бұрын
Yesssssssssss, belle version acoustique, je kiff
@rotsyrabemiarana
@rotsyrabemiarana 6 жыл бұрын
trop beau :D!!!!!! j'adore... lay instru koa tena mandona beeeeeee
@yshlahromaniejack5078
@yshlahromaniejack5078 5 жыл бұрын
mrc YANDO trés belle chanson
@judicaelratiarison608
@judicaelratiarison608 5 жыл бұрын
Grave be le version acoustique...bravo..
@bellestakaya3126
@bellestakaya3126 6 жыл бұрын
belle version acoustique. pao-tsatroka ho an'i mpihira sy reo mitendry
@lindsaymahen4187
@lindsaymahen4187 6 жыл бұрын
Babo eh. Merci Mage 4 et Yando
@markoyowanratsimbazafy2805
@markoyowanratsimbazafy2805 6 жыл бұрын
wow , mlay eh, mankasitra eh, :-)
@tokiniainaandriamanantsoa7509
@tokiniainaandriamanantsoa7509 6 жыл бұрын
Très bien, continue et courage......
@tokynilainaandrianatoanina4177
@tokynilainaandrianatoanina4177 4 жыл бұрын
tena tsara e!mankasitraka!
@oceaneandriamanarivo6732
@oceaneandriamanarivo6732 6 жыл бұрын
Navahotra aho ela izay Tsy niala ao anatiko ao Ireo teny novolenao Voafafinao hatrizay 'lay irery aho tsy afa-nania Satria tia te hiara-dia Nafeniko anao ilay foko tia Voafatotrao hatrizay Niafina irery ho anao Niafy aho tsy sahy aho ny niteny hoe Mangetaheta anao aho Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe Tsisy ohatranao raha ny ety Feno fitiavana ao am-poko ao Tsy misy toerana intsony Rakotra tantely tsy hay hidirana Itoeran’ny mamy ho anao Toy ny masoandroko ianao Tsy handao ny androm-piainako Hery sy hafanana ho ahy Osa aho raha lavitra anao Manam-pinoana aho anio (manantena aho f’izao) Fefy ny angolanao (Ilay fanirianao hatrizay) Ilay fonao malemiko aty (Fantatrao fa) Toy ny feno ny fitia (tsy sahy niteny aho satria) Satria voaloham-pitia Niafy aho tsy sahy ny niteny hoe Mangetaheta anao aho Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe Tsy misy ohatranao raha ny ety Feno fitiavana ao am-poko ao Tsy misy toerana intsony Rakotra tantely tsy hay hidirana Itoeran'ny mamy ho anao
@tinahaingofara9006
@tinahaingofara9006 6 жыл бұрын
I like this song💕
@RrNatcha
@RrNatcha 6 жыл бұрын
Miasaotra eee!!
@maherydavidratovohary3122
@maherydavidratovohary3122 4 жыл бұрын
Misaotra e
@alphaambininiary2239
@alphaambininiary2239 4 жыл бұрын
J'adore j'adore j'adore .....
@cathyrakotomalala2211
@cathyrakotomalala2211 6 жыл бұрын
Mangorintsina aho!! Kanto loatra!
@rakotonindrinamamisouh4921
@rakotonindrinamamisouh4921 6 жыл бұрын
wooowww tsara be!bravo
@celestejerusalem
@celestejerusalem 3 жыл бұрын
Chapeau l’artiste
@safidynomena5500
@safidynomena5500 6 жыл бұрын
Mafinaritra be daholo❤❤❤
@liladanielle1036
@liladanielle1036 6 жыл бұрын
mmmm... tsy ratsy fa tsy dia misy charme, agressif loatra le feo. tsy miantefa amiko aloha.
@be-shahalatiana6685
@be-shahalatiana6685 6 жыл бұрын
waouuuu le instru tena bomba b
@rivonomenadylan4390
@rivonomenadylan4390 6 жыл бұрын
tsara lotra eeeeeh!!!!
@valerieratovoarison9070
@valerieratovoarison9070 4 жыл бұрын
Tena tsara . Tiako laotra ny nanaovany azy
@germainrafanomezantsoa6863
@germainrafanomezantsoa6863 6 жыл бұрын
Tsara e, tena tsara
@ravoajanaharydomoina4852
@ravoajanaharydomoina4852 6 жыл бұрын
Indrisy fa J'aime iray ihany no azo atao. Tsara loatra ♥
@kiadyambinintsoa5267
@kiadyambinintsoa5267 3 жыл бұрын
Ito no hitako hoe GOAT raha tamin'ny Génération Mage 4 rehetra
@dinasimonpierrerandrianiri1148
@dinasimonpierrerandrianiri1148 6 жыл бұрын
tiko kosa lo eh!!!!
@mamitianaraharimalala5232
@mamitianaraharimalala5232 6 жыл бұрын
tsara b mints akie anh ❤👏👏
@miaranarastefano815
@miaranarastefano815 6 жыл бұрын
Mandona be 🤭😍
@oliviarakotoarisoa4717
@oliviarakotoarisoa4717 6 жыл бұрын
Tiako 😍
@henintsoaandriamanoa5858
@henintsoaandriamanoa5858 5 жыл бұрын
tena tafavoaka tsara, mankasitraka
@tokynilainaandrianatoanina4177
@tokynilainaandrianatoanina4177 4 жыл бұрын
hafa mihitsy tena masaka tsara a!
@fabbierazafindrabe2018
@fabbierazafindrabe2018 6 жыл бұрын
trop beau
@miarynampoinarasoanaivo6647
@miarynampoinarasoanaivo6647 6 жыл бұрын
oka ranga a, chapeau e
@liantsoaandrianirina
@liantsoaandrianirina 3 жыл бұрын
J'aime bien la version, elle a une belle voix😍😍, j'aimerais toujours ecouter
@onjaratsiatosika592
@onjaratsiatosika592 6 жыл бұрын
tsara loatra! merci #Yando_Génération_Mage4
@andriantsilavofenoherimani8756
@andriantsilavofenoherimani8756 4 жыл бұрын
tena tsara be misaotra anao nanao ilay cover
@voahiranaratsimaholison6546
@voahiranaratsimaholison6546 6 жыл бұрын
Tsara be!
@aaronravalison3387
@aaronravalison3387 6 жыл бұрын
Tsara loatraaaaaa ❤️
@ntsoandriandahy4093
@ntsoandriandahy4093 6 жыл бұрын
kay kay kay
@rahantranirinaharisonm.f8177
@rahantranirinaharisonm.f8177 5 жыл бұрын
mankasitraka mints eeee
@nelssket
@nelssket 6 жыл бұрын
tena kanto loatra é,mankasitraka indrindra,
@francinerandrianatoandro3780
@francinerandrianatoandro3780 6 жыл бұрын
Waou tena ok
@zaitianamadagascar6798
@zaitianamadagascar6798 6 жыл бұрын
tsara tena tsara (Y)
@angelaharivelo9843
@angelaharivelo9843 6 жыл бұрын
TSara 😍
@lianaramarosandy5437
@lianaramarosandy5437 6 жыл бұрын
Tuerie ity hira ity.
@holly2175
@holly2175 6 жыл бұрын
Voilà un cover réussi. Merci Ando
@fitiavanabagasy2595
@fitiavanabagasy2595 6 жыл бұрын
tena tsara be izaniiii
@dagorama4079
@dagorama4079 6 жыл бұрын
milay b hatrany am paradisa mits
@sandrineramarozatovo5922
@sandrineramarozatovo5922 4 жыл бұрын
Tsara b o
@rivafredhelson6690
@rivafredhelson6690 6 жыл бұрын
tsara loatr, le instru mandona be (y)
@herinirinarabeharimalala8273
@herinirinarabeharimalala8273 6 жыл бұрын
Tsara e!
@a6mg
@a6mg 6 жыл бұрын
Na dia mbola averina in -1000 aza dia mbola tiko foana!!!!
@jouadr1282
@jouadr1282 Жыл бұрын
Noble :)
@radoraoelytiana1012
@radoraoelytiana1012 6 жыл бұрын
Mahafinaritra be ny mihaino ny feon'ilay gitara. TENA NETY BE
@maherydavidratovohary3122
@maherydavidratovohary3122 5 жыл бұрын
Mankasitraka e
@rijalalainaandrianoelina7465
@rijalalainaandrianoelina7465 6 жыл бұрын
mlay ee!!!!!!!!!!!
@michaelcostaramarivelo8112
@michaelcostaramarivelo8112 6 жыл бұрын
Andrekakooooooo Lay feon-kira
@andoalinoroson1291
@andoalinoroson1291 6 жыл бұрын
Tsara
@voninkazomanitra4190
@voninkazomanitra4190 6 жыл бұрын
Dia samy manana ny tiany tokoa fa ny ahy le gitara ihany izao no tena ankafiziko eto
@tolotrantsou9981
@tolotrantsou9981 6 жыл бұрын
itovizana io
@lalarafalinjatovoson1697
@lalarafalinjatovoson1697 6 жыл бұрын
Waaaaaaooouuuuu!
@luciarazafy3897
@luciarazafy3897 6 жыл бұрын
Waooouh...
@elodieraveloson464
@elodieraveloson464 6 жыл бұрын
ity no réussie indrindra tamin'ilay #GénérationMage4
@randrianarijaonamickael4433
@randrianarijaonamickael4433 6 жыл бұрын
Le an'i Mirado koa mitovy lanja amty ian
@ponkeliar9496
@ponkeliar9496 5 жыл бұрын
the best #GénérationMage4 ever
@ranaivorado5382
@ranaivorado5382 6 жыл бұрын
Tsara ilay fomba fitendry gitara!
@ndremanjatodt7966
@ndremanjatodt7966 6 жыл бұрын
Ary manina ra asiana clip
@razafindralandyheryzo9153
@razafindralandyheryzo9153 6 жыл бұрын
Milay eh
@kantoliantsoarazanakolona6437
@kantoliantsoarazanakolona6437 6 жыл бұрын
tsara kosa e
@usineprochimad4285
@usineprochimad4285 6 жыл бұрын
tena tsara lootra miaraka amin'ny le gitara tena mmmmmmmmmmmmh
@rakotoniainaandrisoa4418
@rakotoniainaandrisoa4418 6 жыл бұрын
Tiko kosa ito e
@ericraharimanarivo4210
@ericraharimanarivo4210 6 жыл бұрын
tiko lotra misaotra e
@solodamers2451
@solodamers2451 6 жыл бұрын
Mahafinaritra sûr mihitsy ilay feo mihitsy no nambabo be
@ndremanjatodt7966
@ndremanjatodt7966 6 жыл бұрын
ohatra mandamina be an endriny hafa mitsy ca va be
@ramanoelinirinatsitoharini6021
@ramanoelinirinatsitoharini6021 6 жыл бұрын
milay e !
@kantoliantsoarazanakolona6437
@kantoliantsoarazanakolona6437 6 жыл бұрын
tsara loatra ity version ity
@giseleandriantsalama4592
@giseleandriantsalama4592 6 жыл бұрын
Tsara b
@andyrafia890
@andyrafia890 6 жыл бұрын
bravo
@tolotraramiarinjaona2658
@tolotraramiarinjaona2658 6 жыл бұрын
tsara be Ando a
@rabmanoa6533
@rabmanoa6533 6 жыл бұрын
Tsara loatra le instrument
@r.jimmylala7787
@r.jimmylala7787 6 жыл бұрын
tiako loatrra
@kevinmiranto4396
@kevinmiranto4396 6 жыл бұрын
Mahafinaritra ilay kitika glita. :o izao no antsoina hoe "cover"
@jamienarovana863
@jamienarovana863 6 жыл бұрын
tena tsara be, indrindra le guitare, lafatra loatra
@odetterani989
@odetterani989 6 жыл бұрын
tsara be
@hobynirina7382
@hobynirina7382 6 жыл бұрын
❤❤❤
@laboneza
@laboneza 6 жыл бұрын
tiako be
@dinamaholyandriamalala3524
@dinamaholyandriamalala3524 6 жыл бұрын
tena trop tsara
@qwwq8101
@qwwq8101 6 жыл бұрын
Merci akia a
@sahobyrakotomalala8322
@sahobyrakotomalala8322 6 жыл бұрын
😍
@mihajarabarimanantsoa4861
@mihajarabarimanantsoa4861 6 жыл бұрын
❤💘
@elizahhubert7604
@elizahhubert7604 6 жыл бұрын
tsara e
@rogernjakaful
@rogernjakaful 6 жыл бұрын
tsara han. Iza lay guitariste? tena ao tsara
@andryraholiaridera1014
@andryraholiaridera1014 6 жыл бұрын
ao tsara mitsy. Iza marina ?
@KarhinoAnaraim
@KarhinoAnaraim 6 жыл бұрын
❤️❤️😍😍
@miaritianarakotovao1147
@miaritianarakotovao1147 6 жыл бұрын
karhinoAnaraim Official Tv .😍
FAHATSARANAO
9:28
Mendrika Rasamuel
Рет қаралды 475 М.
Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)
7:31
Zara music
Рет қаралды 474 М.
Try this prank with your friends 😂 @karina-kola
00:18
Andrey Grechka
Рет қаралды 9 МЛН
1% vs 100% #beatbox #tiktok
01:10
BeatboxJCOP
Рет қаралды 67 МЛН
Cat mode and a glass of water #family #humor #fun
00:22
Kotiki_Z
Рет қаралды 42 МЛН
99.9% IMPOSSIBLE
00:24
STORROR
Рет қаралды 31 МЛН
Mirado - Tsy Sahy   #GénérationMage 4
5:06
IVENCO COMPANY
Рет қаралды 386 М.
Mage4  Ny Ainga  ANKINIKO  Nouveauté Gasy Octobre 2016
5:36
Rajaonarivony Ndimbisoa Lucien
Рет қаралды 35 М.
Maninona (Lolo sy ny Tariny)
3:49
Eric RAZA
Рет қаралды 62 М.
Jeso Mino Anao
8:05
tgc_rappeur
Рет қаралды 22 М.
Mbola Zaza - Olombelo Ricky Ft. The Women
5:04
IVENCO COMPANY
Рет қаралды 399 М.
F.S.C - LOKOINY (Official Video 2024)
5:47
FSC Music
Рет қаралды 412 М.
FANAHY Ö MILA ANAO AHO
7:38
John Agape Fitia
Рет қаралды 139 М.
Finoana Fanantenana Fitiavana
5:36
Release - Topic
Рет қаралды 17 М.
Atmosferan'ny Lanitra - Bodokely Ministries
6:16
Bodokely Ministries
Рет қаралды 50 М.
MAGE 4 ( fo vaovao )
5:31
nirinavaproduction
Рет қаралды 343 М.
Try this prank with your friends 😂 @karina-kola
00:18
Andrey Grechka
Рет қаралды 9 МЛН