Nouveau single "Ninany" déjà disponible sur toute les plateformes : vld.bfan.link/... - Clip Réalisé par : Jordan Daewoo - Abonnez vous à ma chaîne KZbin.
D ny taigna ro megnatsa!!! Oay ah r fahalalahana s soatoaviko eeee!!!!! Mampalahelo anakah e!!! Gasy veta
@MichelAntonioRatolojanahary Жыл бұрын
tsy de hitako loatra dikany le hira ...
@user-qj7ji1nx3q Жыл бұрын
De raha marigny😂😂😂
@r__miante358511 ай бұрын
*Tence Mena* danse comme une congolaise wow. Contacte *Fally Ipupa* pour une collaboration. Bisous à toutes les belles filles malgaches😙😘
@celinaonja3301 Жыл бұрын
Tsy panao commentaire tenako mais la vous exagérez trop .Anisany artiste tiko anao Tence . Tsika Gasy donc tokony tazomitsika foana soatoviana Malagasy. Nareo Tokony ho fitaratra eo @fiarahamonina . J’ai écouté en boucle cette chanson mais là je suis super waouh . Samy manana Zo iteny tsirai2. Afaka aka lagy zay contre . Fa t’es super intelligente donc tu comprend .Tsika tsy ho vazaha veli2 . Tiavo ny antegna fa nen’olo tsa omeny .
Ty hira ty kosa lo aaaa,ts cle fa tena tss anatra😢😢😢
@haritiarazakamalala4291 Жыл бұрын
Tokony tonga dia nanao,amzay mazava tsara
@rasoamalalavahinala2794 Жыл бұрын
efa tsy mahalala menatra 😢.😢
@rasoany0008 Жыл бұрын
Merci tence tiako ❤❤
@johannatracytarehy432710 ай бұрын
Bien joué Respect 🥰🔥🔥🔥
@jessimars4747 Жыл бұрын
Porno tay izao croissance démographique efa tay bé tony infrastructure économique tsy maharaka, hira manosika hilely ihany ny hainy Tony. Ny olona rehetra anie milely oay lait. Fa tazomy ho an'i mpivady izany tsy ambaratelo izany mba tsy hiparitaka fa mampiakatra ny fanolanana sy ny tsy fanajana vehivavy. Eto amintsika be ny fanolanana indrindra any amin'ny faritra fa maninona? Culture du vody no volena. Sahiko miteny tsara ny milely fa tsy izany ny ataonao fond de commerce eo ianao manan-janaka vavy de mba ahoana? Amin'izao be dia be ny mahita hoe vehivavy dia natao asiana fa tsy mila kolokoloina. Normal zao ny hiranareo hitaizana tanora. Toa anareo ihany ne zay e fa zao ny vita eny ambony kianja any mijanona any. Anaty 8 milliards d'individus ianareo irery ve mihevitra mahay an'izany? Fa matoa tsy hadera sady manaitra filan-dratsy ho an'ny tanora no mitarika fanolanana. Anga tena tsy mahalala lohahevitra ankoatran'ny balahazo? Anga tena kely be ilay saina.
@letsdoudeitfamily11 ай бұрын
Henjana fa marina daholy teninao eto marina... MISAOTRA ANAO tompoko manamafy azy eto. Tena lasa fivarotatena tanteraka le fika niafarany. Mba hoe "EXEMPLE" de mba atao madio zay aseho. Reputation n'gasy at'ivelany aty de lasa hoe (menatra n'y fihaviny, tia vaza antitra sy ratsy nohony vola,maramarasaina, tia vola, panararaotra, tsy solidera, mahantra... de zao ampina MPIVAROTENA SY NY SISA...) Aleoko vitako eto aminio fa mampalahelo lotra le toetsaina sy mieritreritra n'y hoavy nohony Tony marina! Andriamanitro! mba vojeo zay sy ny hoavy ny zanakay amen 😢
@noemienoemie252511 ай бұрын
Karakory😊😊😊
@Pikito_10 ай бұрын
J'adore 😂❤❤❤
@onisoaratsimbazafy9974 Жыл бұрын
latsaka jus de coco 🔥🔥🔥
@NathanLewisGemp11 ай бұрын
❤❤❤❤ tsarabe 🎉
@mariellevognisoa5413 Жыл бұрын
❤❤❤🎉🎉 magnifique je l'écoute tout le temps ❤❤❤❤❤🥰🥰🥰
@MaevaVideras Жыл бұрын
Rage Jiab ninany❤❤❤❤❤😂❤️💕🥰😘🫶🏻👍
@olisoagraziella6396 Жыл бұрын
Pas mal ❤
@suzyrasamison480611 ай бұрын
Aoka hazava sans hypocrisie : Ratsy Bordel Mamporisika @ resaka vetaveta Mitady buzz sisa satria izay no fahaizana Tena hira tsy misy ilana azy Je ne commente jamais trop les clips mais là tena hiteny aho fa sous merde ilay hira
@wendylamy2678 Жыл бұрын
Matsiravina 😮
@ibproduction2618 Жыл бұрын
de gaga enai amn tononkira au generation e
@maroonika8 ай бұрын
Sehr schönes Lied :)
@CelestineBarijoelinah Жыл бұрын
Tsara be ❤
@swann6 Жыл бұрын
Zao sisa ny hira Malagasy
@JaneBae-pj4xc Жыл бұрын
Tiako eee🎉
@chambre242011 ай бұрын
Simba kolontsaina lasa kolombody
@anjaniainarazafimanantsoa1196 Жыл бұрын
Malagasy mankaiza e
@eraldoratsimbazafy500311 ай бұрын
olo be mampianadratsy, aza mihira eky koa lany jijy,
@hollinciabeasara7033 Жыл бұрын
Mety bevoka donko tence mena natonga niboahany hira io
@mamitianasolofo723 Жыл бұрын
Efa t hanana feelin Americain tony zan nefa ny tsy manakarena otrn ir lerony akorn !
@EduardoMendoza-is6bz10 ай бұрын
alifasa fo ninarô fa iry sasany micritique fo hainy, nefa nata parata zato tsy midriky am pochendrô, tsy dignindrô mahita anarô miaigny fa mastaindrô marary...
@armellalebreton504711 ай бұрын
là je suis décue pour la première fois. j'ai toujours adoré l'excentricité de Tence Mena mais là euh non ça dépasse l'entendement. vous êtes regardés par des enfants voire très jeunes enfants et à MON AVIS ce n'est pas approprié. c'est trop intime,trop sexuel
@barbieuxtorine414411 ай бұрын
Vetaveta lotra ka😢😢😢
@ghyslainegertruderandriase5225 Жыл бұрын
Tiako ndreka🥰😍😂
@tahiryhenintsoarandrianari5351 Жыл бұрын
hira tsisy fotony
@lovaniainatahiry8494 Жыл бұрын
😂😂😂😂😂
@madavazotsara Жыл бұрын
lol
@tahirylalainarakotoarivoni224711 ай бұрын
tsy fampiseho masoandro, on est pas aux usa hein,,,
@xenontheau921111 ай бұрын
dia rehefa lazaina fa manao kolom body pory dia vinitra , tsy mahay maneho coté artistique mihintsy ve raha ts io vody fisaka be efa lozotra pory sy nono fisaka pory io foana no aseo ? vendrapory lotra
@rojoniainarabearivelo7877 Жыл бұрын
Clip tokony ho censuré-na. Zao ve no ampianarinareo ny zanakareo ?
@cramstani261 Жыл бұрын
Maty hasina le maillot Argentine ehh 😂😂😂
@user-qj7ji1nx3q Жыл бұрын
😂😂😂 za ko saika hiteny
@mickaimara Жыл бұрын
Cool 😊
@BeverlyYoantsara7 ай бұрын
❤😂
@pierrerabetsiesotra-ht7oo Жыл бұрын
👌🔥🔥🔥
@julianalovatiana2001 Жыл бұрын
Merci 😍🥰
@judithdarvisenet4194 Жыл бұрын
Wei wei wei wei Eeeeee Mahery degré ny Clip zegny Raisaka Mbangala le rah eeeee Seigneur si certains comprenais ce que cela veut dire ??? Mais pour ce qui veulent savoir demande à nos frères ou sœurs africain
@rasoany000811 ай бұрын
Tiako ai❤❤😅😂
@user-ty5wx8bk5c Жыл бұрын
Tsi azoko le hira.. No inon n idirani ani @ kianja n barea 😂😂😂😂 tsi misi Atao
@debazama3636 Жыл бұрын
resaka baolina am-pandriana
@lalaobagouet9244 Жыл бұрын
Tsy mazava amiko le hira. Miandry clip hafa zahay
@yvonrabesson286011 ай бұрын
Ratsy,tsitako ze dikany!zao ve d maha fier🙄🙄
@cristallola7786 Жыл бұрын
Bienvenue zay gasy tia mi critiqués. Le clip ao tsara tiako be ❤❤❤❤ .... misaotra eeee
@rabeNandrasana8 ай бұрын
MLay be
@xenontheau921111 ай бұрын
n'est pas artiste qui veut pory eeeh
@rollandismael259 Жыл бұрын
❤❤❤
@tsiriniavotahiry6935 Жыл бұрын
❤❤❤𝒎𝒆𝒓𝒄𝒊 𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒆𝒆𝒆❤❤❤
@fanelsOdzy Жыл бұрын
mba misy afaka manazava tiany hira tenenina v ato ......
@judithdarvisenet4194 Жыл бұрын
Va demander à nos frères africain si tu savoir le sens de certains mots peut importe si c'est un africain Francophone bien sûr demande seulement que veux dire "Mbangala"
@r__miante358511 ай бұрын
@@judithdarvisenet4194 c'est quoi mbangala stp
@prefillibertinjean973411 ай бұрын
kara ty hiran'olo veta2 tsisy ilana ananjy zany, soatoavina sy anatra zéro,
@user-oq5hd6nj4v11 ай бұрын
Efa naka boky za😅
@cynthianomenjanahary34611 ай бұрын
Fa manin kay ny cotier refa mihira de resa bady sy resa body fona
@mananjaramahabilo5491 Жыл бұрын
Tsara
@radorabearisoa1744 Жыл бұрын
MBA ratsy ai😢
@jasondineghellow4797 Жыл бұрын
good
@ssdhotgirls Жыл бұрын
What Is The Argentina's Jersey Doing In This Video?
@tatianaalphonse336611 ай бұрын
Par contre la fin etait de trop.
@jadavictorialina11 ай бұрын
vrm faut savoir doser mais ça veut trop faire comme cardi b et offset
@iamstelabevao915810 ай бұрын
@@jadavictorialinatoi tu c est pas danser comme euh donc arrête de nous critiquer
@jadavictorialina10 ай бұрын
@@iamstelabevao9158 si beyonce c’est moi
@ando_nacho Жыл бұрын
vetavetation be 😒🥴
@rakotosola1724 Жыл бұрын
Sad tsis Lohan nobtsis vodin 😂😂😂😂
@rakotorasoa6580 Жыл бұрын
Hira sady tsy mitaiza no tsis ventiny fa Mamoafady. NUL
@marieconstancenivomihanta2806 Жыл бұрын
Trop vulgaire. 👎👎👎👎👎. Aiza ny soatoavina Malagasy amzao !
@sylvanorh5923 Жыл бұрын
Izany mihitsy De nefa rehefa ohatran'izao dia ianao ilay miteny indray no ohatran'ny hoe "tery saina" Very tsika e