Ianao irery no mandamina n'y saiko ... Ilay nofinidiko.... Quelle poésie. Mahay n'y mpanakanto. Mankasitraka 😘🎤
@ravoniarisonvictor40657 жыл бұрын
Hay moa izany Sambain izany no nanao io karaoké io.Tsara fa tohizo r'ise a.Fa raha afaka miangavy,mba asio karaoké an'IAbel Ratsimba ,ankoatra ilay tsy nofiko intsony iny,raha mety aminao e.Dia misaotra mialoha.
@ravoniarisonvictor40657 жыл бұрын
Izany ahay ka tena karaoké digne de ce nom hoe fitenenana.Misaotra betsaka izay nanao an'io.Dia aoka mba hanahaka izany ny karaoké gasy rehetra ,fa dia tena be loatra ny kitoatoa.
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Teny mamy:-)
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
Ilay nofinidy. :-)
@michellaquillara57732 жыл бұрын
tsy miala am-bavako ity hira itt refa manao Karaoke iny