Mbola tany Mananjary izahay no nivoaka izany hira izany ary tena nireharehanay mafy tokoa satria tonga dia nalaza. Mbola Lycéen tamin'izany ary promotion an'ny zozo. I Dorlys mpanao entraînement maha bokona. Izao aty Toamasina efa loa-jafy.
@laureneramamonjisoa75287 ай бұрын
SIPA VOADONA ( Kaiamba tena izy) I (x2) Tsy tahotra tsy henatra Dé sahinao marô ny nandalo tagnatrehako Niaraka nisakelik\\\'ilay olon\\\'igny marô Na dé fantatro ê fa fandrika ny nampisarahanao an\\\'ahy tamin\\\'azy Hiondrika aho f\\\'efa lavo taminao Refrain: (x2) Ô ô ô ô Ino lôtra gny ratsy nataoko marô No dé nahavitanao raha karaha an\\\'ijao Nagnino marô tsy nijakainao lahateo jaho angahy ê Laha ohatra ka misy olon-kafa tianao II (x2) Tsy anignenako arô tsy itomagniako angahy Ny isarahako aminaao fa gny lahatra no iraisantséna marô Tsy anjarako arô ny hiara-dia mandramaty aminao Hionona aho fa tsy anjarako ianao. Jôjô sy Dorlis (Manajary)
@r.jimmylala77876 жыл бұрын
tiko foana le hira, dia henoko mmmm!!
@bachelinralalason1164 Жыл бұрын
Samy manao be daholo na ny mpihra (Zozo sy Dorlys) na ny soliste (Prosh'Ely).