2022 mbola mankafy hatrany mahatsiaro faha zatovo tao Maevantanana maresaka eny antsena aby zany hira zany merci 👏👏👏💗🔥🔥🔥
@jocelynelydiah95953 жыл бұрын
Tiako ay mankasitraka 🥰🥰🥰
@carolinetsidiso85827 жыл бұрын
merci anao Tianjama,tu es le meilleur
@larry79206 жыл бұрын
Grand maître aminy ankitiny io baba!!!
@linsociable655 жыл бұрын
Merci ! Tsara loatra
@toyfatiymda65647 жыл бұрын
merci, izy koa mbo misy hafa any alefaso koa fa tsara mitandreny antsa ky taloha kara reto! enkor merci
@aumicytianjara26007 жыл бұрын
Mankasitra amin'izay niajouter ireo hira maro tsara afa tsy regniregny nefa agnisany mba nampalaza TIANJARA. Ny irarigny dia ny mba hisian'ireo hira ireo clips indray andro agny. Misaotra e!
@andrianiaianariventinyrako17356 жыл бұрын
TEgna hita mihitsy fa grand maitre mihitsy anao e tena milaminy gnahy e!
@YvaS1006 жыл бұрын
Misaotra e ! Zay ra tsara ! Lavitry tany misy , kara fa Antsohihy direct
@natacharazafy79773 жыл бұрын
Qlq
@FANGATO9744 жыл бұрын
MERCI
@josephrasamizafy13087 жыл бұрын
Oa rô zeigny izy e!!!!
@tsitoanyjonah30596 жыл бұрын
Kanto ankitiny
@cyberboeny71226 жыл бұрын
mankasitraka anao izay nizara ity album ity fa dia ela nitadiavana azy tokoa, zao vao nahita, nangala ambiansy nitsinjaka: "zeny vaovao", "vola parata namidy mahôgo", "sanga sirana", ...tena nachiro e, mampalahelo fa tsy mba averinao izy ireny Maitre rehefa mba mamonjy baly nao sa efa adinonao parole,lol
@Oxyhum6 жыл бұрын
Cyber boeny tsy lefy mamy
@cyberboeny71226 жыл бұрын
Merci havako e
@razafimbinabenjamin95373 жыл бұрын
Misaotra nao le mameh afaka sorisory andalagna tsy matoro eh merci le mamah