Toriteny N°42 : Andriamanitra miresaka amintsika

  Рет қаралды 3,002

Pasteur Tovo

Pasteur Tovo

Күн бұрын

🌟♐Toriteny N°42 : Andriamanitra miresaka amintsika♐🌟
‼️👉Tsy mitovy ny Teny sy ny soratra. Ny baiboly no mirakitra ny soratra fa Jesosy Kristy kosa Ilay Teny... Ny Teny no mitondra fiainana fa tsy ny soratra.
♻️〽️Manaraha finaritra daholo!
🙃Manasa anao koa hanaraka ireo fandaharana 45 ankoatra ity, ary hi-s'abonner eto ambony ankavanana

Пікірлер: 13
@TSARAEVA
@TSARAEVA 6 ай бұрын
Alleluia alleluia makasitraka feno pasteur Tovo tahiny JESOSY atrany 🙏
@ginavoahangy9490
@ginavoahangy9490 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra 🙏🙏🙏
@ravelonoromarieangel1508
@ravelonoromarieangel1508 3 жыл бұрын
Mankasitraka anao pasteur Enga anie samby hikasihan'Andriandriamanitra ny fontsika jiaby mba ahalala fa izy ny sakafo mahavelona sy loharano miboiboika tsy mety ritra mandrakizay❤❤❤
@pouminaaycham.kambana4208
@pouminaaycham.kambana4208 2 жыл бұрын
🙏🏻
@lyanamavokely8887
@lyanamavokely8887 2 жыл бұрын
Tena marina n'y anao Pasteur , mikatsatsa an I Jesosy, misaotra n'y fanazavana hilaina tokoa zany
@valsovercome902
@valsovercome902 3 жыл бұрын
merc bcp past,thn TOMPO
@monahjo4032
@monahjo4032 2 жыл бұрын
Mankasitraka Pasteur misaotra indrindra
@marieraissaherivola9971
@marieraissaherivola9971 4 жыл бұрын
Mankasitraka atrany ry Pasteur aa voninahitra ho Atra rery iany 🙏🙏
@bakomalalaratiaray4961
@bakomalalaratiaray4961 4 жыл бұрын
Misaotra indrindra fa tena Mamy ny Tenin’Andriamnitra
@nenymada211
@nenymada211 4 жыл бұрын
Tsara be, makasitraka, tompoko,
@juliemanantoha9946
@juliemanantoha9946 4 жыл бұрын
Mangetaheta anao mandrakariva ny fanahiko Tompo o! Mitoera ato anatin'ny foko Jesosy, ka tsy ho izaho intsony no velona ato anatiko ,fa ianao Jesosy Kristy
@jeanpaulvelontsoa9631
@jeanpaulvelontsoa9631 4 жыл бұрын
Tena marina de misaotra ny tompo @ fahafantara
@louistterasoanindrina8738
@louistterasoanindrina8738 3 жыл бұрын
VONINAHITRA ho AN'AN DRIAMANITRA IRERY IHANY . Dia mankasitraka pasteur nanolotra ny AIM-PANAHY .
Toriteny N°44 : Pasteur Tovo : Mihaino ny feony
44:52
Pasteur Tovo
Рет қаралды 2,7 М.
Toriteny N°39 : Pasteur Tovo : Mahay mitia
34:48
Pasteur Tovo
Рет қаралды 2,5 М.
How Strong is Tin Foil? 💪
00:26
Preston
Рет қаралды 84 МЛН
Touching Act of Kindness Brings Hope to the Homeless #shorts
00:18
Fabiosa Best Lifehacks
Рет қаралды 19 МЛН
отомстил?
00:56
История одного вокалиста
Рет қаралды 6 МЛН
ПРИКОЛЫ НАД БРАТОМ #shorts
00:23
Паша Осадчий
Рет қаралды 5 МЛН
IREO FANOMEZAM-PAHASOAVANA AVY AMIN'ANDRIAMANITRA
43:24
FAITH INTERNATIONAL
Рет қаралды 474
Toriteny 01 Septambra 2024
48:22
FKMA Fiangonana Kristiana Malagasy eto Abidjan
Рет қаралды 62
Solika Fitaiza - Toriteny 09 06 24
53:48
Pasteur Tovo
Рет қаралды 277
Miara-maty sy miara-belona aminy
57:27
Pasteur Tovo
Рет қаралды 752
😊🌞 Toriteny N°47 : Identité ao @Kristy
35:31
Pasteur Tovo
Рет қаралды 1,7 М.
Toriteny N°40 : Pasteur Tovo : Mivavaka mandrakariva
39:37
Pasteur Tovo
Рет қаралды 3,3 М.
NY FINOANA  -  Haritiana (28.04.24)
42:56
Pasteur Tovo
Рет қаралды 203
Toriteny N°38 : Pasteur Tovo : Miara-maty sy miara-belona Aminy
34:55
Mahalala ny sitrapony
46:25
Pasteur Tovo
Рет қаралды 1 М.
How Strong is Tin Foil? 💪
00:26
Preston
Рет қаралды 84 МЛН