Рет қаралды 1,757
🌸🌸BIEN - ETRE 🌸🌸
🤩TOROHEVITRA-MAHASOA mikasika ny angadrano🤩
🗣️ Anisan'ny zavatra anakiray tena manelingelina ny loha tokoa ny angadrano. Matetika dia azo avy amin'ireo vokatra fanosotra amin'ny volo, na koaaretin'aty, na mety nifindra amin'ny alalany figo ihany koa. Ity misy torohevitra mety hanalana izany : ny ilaina aloha dia vahona (Aloe Vera)
#FOMBA_FAMPIASANA_AZY : Alaina ny vahona izay be nofony tsara, dia kikisana amin';ny sotro na antsy ilay nofony iny dia iny no hosorana amin'ny odidoha.
Ary avela eo mandritra ny 30 minitra alohan'ny hanasana ny lohanao. Efa fantantsika rahateo fa ny vahona dia sady manalava ny volo haingana no maha mandimandina azy.
#FAHARETANY_TRAITEMENT : Mandritra ny 2 herinandro.
#bien_être #MorningD #Dreamin #TheWayToYourDreams